Sida

41. fijo ( 01/06/2006 19:12)
ny fahalalako azy koa dia mpihaza nanao tamina rajako no nitondra azy io.
42. cutie ( 01/06/2006 21:30)
:-D:-D:-D:-D:-D
43. Fiffi ( 02/06/2006 05:06)
:-D
44. Fiffi ( 02/06/2006 05:06)
fijo hoa tssss :-D:-D:-D:-D:-D
45. watafon ( 03/06/2006 18:24)
marina mihitsy io voalazan'i fijo io k!
46. Fiffi ( 04/06/2006 04:11)
zany ?
47. Fiffi ( 04/06/2006 04:12)
heu.... na mafy aza ve ny manjo de @ rajako no....?
48. watafon ( 26/06/2006 10:29)
Fiffi: za akia mbo gaga kou !
49. Fiffi ( 27/06/2006 07:51)
ka raha olona iray fotsiny kosa ve de afaka mi-eparpiller an'io eran-tany ?
50. watafon ( 27/06/2006 09:52)
ie possibla mitsy k ! indrindra fa raha olona oe b partenaires izy d mihanaka vetivety le izy !
51. Fiffi ( 27/06/2006 12:43)
nefa aloha tsy zany no henoko taty fa hoe nisy erreur t@ fitadiavana na fikarohana ara sciantifika de io no nahatonga ny sida ! heu...tsy aiko aloha an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1007