Sida

21. watafon ( 30/05/2006 17:33)
:):-D:-D:-*:-*
22. Fiffi ( 30/05/2006 17:44)
wata: :* tsy novaliandry akory ny fanontaniko an! :(
23. watafon ( 30/05/2006 17:56)
Fiffi: hihihi !azfd akia fa variana b za an ! le nifindrany indray zany d mbola mampanontany tena tokoa !
24. cutie ( 30/05/2006 18:42)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 29-05-2006 10:42:09
Lohateny : Re : Sida
Hoy i watafon:
cutie: mety ho marina io satria raha ny tantara sy ny heno hatramin'izay d avy @ rajako tokoa no nahitana io VIH io voalohany ! fa le toerana hoe cameroun no mbola tsy henoko alou e!
ny fifindran'izy io moa araka ny efa fanatantsika d avy @ firaisana tsy voaharo na fifangaroan'ny rà , tsindrona,... k eto izy d milaza fa irei mpihaza rajako no nahitàna ny VIH voalohany !
wata: raha izany ary , t@ fomba ahoana no nifindrany t@ olona ? sa ry zareo mpikaroka no nanao fahadisoana zany ? satria mety le tsindona no nahatonga an'io voalohany eh ? nefa na izany aza de aingana be mihintsy le famparitahana azy!

ka Fiffi ka refa mihinana ny hena an'le rajako le oul de lasa voaan'le virus, de avy eo miparitaka @ zay ,arak'io lazain;i watafon ambony io.
25. Fiffi ( 30/05/2006 19:09)
ka zay anie no nanontaniako hoe nga ry zareo tsy hatonony le rajako alohan'ny hinanany azy ? de maty le virus raha masaka le hena ?
26. cutie ( 30/05/2006 19:10)
Mpandefa : LazaRandri [ Valio ] 29-05-2006 03:22:34
Lohateny : Re : Sida
Origine SIDA: Jereo eto hahaha

i LR ngamba no efa voan'ny Sida de te hamindra :-D:-D:-D
27. cutie ( 30/05/2006 19:14)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 31-05-2006 00:09:15
Lohateny : Re : Sida
ka zay anie no nanontaniako hoe nga ry zareo tsy hatonony le rajako alohan'ny hinanany azy ? de maty le virus raha masaka le hena ?

tsy maty ka
28. LazaRandri ( 30/05/2006 22:13)
pharmacie aiza no mety mivarotra fanafodiny ry ...? hahaha!
29. cutie ( 30/05/2006 22:16)
LR no anarany :-D
30. LazaRandri ( 30/05/2006 22:18)
mba miresaka matotra ny olona de avadik'i cutie dokambarotra ndray!!! hahaha
31. maya ( 30/05/2006 22:20)
ny ahy teo aloha no tena matotra:-D
32. cutie ( 30/05/2006 22:21)
oups za ihany io fa diso ps :-D:-D:-D:-D
33. LazaRandri ( 30/05/2006 22:33)
watafon> dia inona ny fanafodin'io dokotera ankoatran'ny vavaka?
34. little ( 31/05/2006 06:06)
ny fanafodin'ny sida ve? avadio e!=))=))=)), mi- DASI-ka ( matory miaraka aman'olona ry Laza an!fa manao kapoty hoy

Mpandefa : titis [ Valio ] 29-05-2006 22:37:36
Lohateny : Re : Sida
Ny fiarovana tsara indrindra dia ny kapaoty.
Aleo misoroka ,toy izay mitsabo!
35. Fiffi ( 31/05/2006 06:16)
36. little ( 31/05/2006 06:33)
na koa mi-SIDA-ka zany hoe miala lavitra ny misy olona de amin'zay tsy mamimdra sy voakozy=))=))=))
37. cutie ( 31/05/2006 09:59)
:-D:{:{
38. Fiffi ( 01/06/2006 05:23)
39. Fiffi ( 01/06/2006 05:24)
40. Fiffi ( 01/06/2006 05:24)
misy de mahita lazaina mihintsy an! :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3088