divorce à distance

1. ainaheri
(
03/06/2006 17:39)
misy tantara ity ka mba mila hevitra avy aty aminareo izy zay mahay lalàna manambady izy ary mananjanaka ka ny vady amnjanany any dago, izy aty
zay manaja ny tokantranony ary mandefa vola aradalana
ka nisy hono ny olana nandritra ny 2taona zay d niditra ny fianakavinanay ary izy rahateo nipetraka eo @ rad ny d nampiditra divorce rakalakely,d nanontany ahy lay ba,ndy fa tsy itany zay ataony fa izy ko hony leo hoe tsy maintsy maka avocat v hono izy sa tsy maninona na tsy misy ol manatrika any @ tribonaly ary izy rahateo aty andafy??
Sady rahateo naheno izy hoe raha tsy manatrika any hono lay toriana d vita hoa azy lay divorce d lay mpitory no miantoka ny lany rehetra ?? marina va io fa za nanontaniany tsy mahay, miala tsiny???

novalian'i fijo ny 26/09/2006 22:15

2. Fiffi
(
04/06/2006 04:42)
ny avocat aloha de sy maintsy ilaina @ io an! jeroe hiany aloha ity fa efa nahafantatra cas mitovitovy tahak'izao aho fa Nantes no nikarakara ny dossiers nefa ilaina koh ny avocat.
Sady rahateo naheno izy hoe raha tsy manatrika any hono lay toriana d vita hoa azy lay divorce d lay mpitory no miantoka ny lany rehetra ??io kosa aloha de tsy marina an! raha tsy izany ve tsy ho vita moramora daholo izay divorce rehetra ? sady tsy hangataka divorce aingana daholo izay manana olana ?

3. ainaheri
(
04/06/2006 18:20)
nisy hono ny olana nandritra ny 2taona zay d niditra ny fianakavinanay
Miala tsiny @ diso tsipelina fa ny tiako tenenina ny
fianakavian'lay kala no niditra fa tsy an'lay bandy
Nahitsin'i hery
novalian'i ainaheri ny 04/06/2006 18:49

4. ds
(
04/06/2006 19:34)
Miverimberina ity resaka fisaraham-panambadiana ity ka tsy tadidiko raha efa nisy nilaza tany aloha.
Zavatra telo no tsy maintsy tazomina ao an-tsaina rehefa miresaka fisaraham-panambadiana eo anivon\'ny fitsarana :
1) ny anton\'ny angatahana fisarahana
a) manana fahadisoana ny iray amin\'ny mpivady
b) samy diso izy roa
c) fifanarahana hisaraka tsy misy maratra
2) Iza no hikarakara ny ankizy (mampiantrano,...)
3) Ny fizaram-panànana sy ny famaritana ny vola solon-tsakafo ho an\'izay kely fidiram-bola (tsy voatery ho an\'ny vavy...)
Ireo araka ny hevitro no angatahana (hiadiana) any amin\'ny tribonaly ka tsara ny hananana mpisolovava (araka izany anarany izany) hitandro ny tombotsoan\'izay arovany.
Handoavam-bola ny fampidirana fisarahana eny amin\'ny tribonaly ka raha misy \"resy\", dia izy no miantoka. Rehefa \"ady sahala\", dia toraka izay koa ny fandoavana ny tokony haloa.
Fa angaha moa mitory rehefa mangataka fisarahana ? :( sa misy fitoriana napetraka any ho any noho ny tsy maha ao an-toerana an-drazazalahy ohatra ka toriana noho ny fandaozana tokantrano ?
Mialoha ny hamoahana ny didim-pitsarana mampisaraka ny roa tonta, dia tsy maintsy manao fampihavanana azy roa ny mpitsara. Rehefa tsy tanteraka io vao miroso amin\'ny fisarahana.
Amin\'ny raharaha toy itony, rehefa tsy te hiara-monina intsony ny mpivady, dia tokony hangataka fisaraham-panambadiana tsy misy raorao (accord mutuel) ho fiarovana ny ankizy fa tsy hifamaly faty sy/na hifanasa vangy eny amin\'ny tribonaly.

Sady rahateo naheno izy hoe raha tsy manatrika any hono lay toriana d vita hoa azy lay divorce d lay mpitory no miantoka ny lany rehetra ??
Fa angaha moa mitory rehefa mangataka fisarahana ? :( sa misy fitoriana napetraka any ho any noho ny tsy maha ao an-toerana an-drazazalahy ohatra ka toriana noho ny fandaozana tokantrano ?
Mialoha ny hamoahana ny didim-pitsarana mampisaraka ny roa tonta, dia tsy maintsy manao fampihavanana azy roa ny mpitsara. Rehefa tsy tanteraka io vao miroso amin\'ny fisarahana.
Amin\'ny raharaha toy itony, rehefa tsy te hiara-monina intsony ny mpivady, dia tokony hangataka fisaraham-panambadiana tsy misy raorao (accord mutuel) ho fiarovana ny ankizy fa tsy hifamaly faty sy/na hifanasa vangy eny amin\'ny tribonaly.

5. HESHA
(
12/06/2006 13:10)
Hoatrany tsy mety le hoe misara-toerana toy izany izy no mangataka fisarahana ra araky ny lalana gasy satria 1 ihany ny domicile conjugal.
De mila present izy 2 am le fampihavanana ka refa hitan ny mpitsara fa tsy hihavana tsony reo izay vo mahazo misara-toerana (Separation de corps) ny mpivady, de avy eo vo ny avocat sisa no mitondra ny teninao ao.
Ra azo atao, tsy mafinaritra le misaraka fa ra resin ny namanao lahatra ny vadiny fa mbola tokony hifankatia izy, aza avela misaraka zany. Aza avela ho ny hafa ko no manasaraka fa aleo mba hoe nareo 2 tsy nifankahazo tsony e fa tsy hoe noho i dadanay na noho i mamanay. Mirary soa

6. bonaventure
(
21/06/2006 11:48)
mitovy amiko izany ny ahy indraay ramatoa no nagataka hisaraka izy any lareunio izaho aty france ka tena mandreraka sady ny vehivavy rehefa mila vaniny dia mmamorona izao lainga rehetra izao,aza voany ihany aloha

7. xxx
(
21/06/2006 12:01)
:roll:io resaka divorce io aloha d anisan'i zavatra manahirana ka mirary fampaherzana ho a'ilay namana ny tenako fa sady tsy vita vetivety io raha tsy atao a l'ammiable

8. caloh
(
21/06/2006 12:36)
ainaheri:
misy tantara ity ka mba mila hevitra avy aty aminareo izy zay mahay lalàna manambady izy ary mananjanaka ka ny vady amnjanany any dago, izy aty
zay manaja ny tokantranony ary mandefa vola aradalana
ka nisy hono ny olana nandritra ny 2taona zay d niditra ny fianakavinanay ary izy rahateo nipetraka eo @ rad ny d nampiditra divorce rakalakely,d nanontany ahy lay ba,ndy fa tsy itany zay ataony fa izy ko hony leo hoe tsy maintsy maka avocat v hono izy sa tsy maninona na tsy misy ol manatrika any @ tribonaly ary izy rahateo aty andafy??
Sady rahateo naheno izy hoe raha tsy manatrika any hono lay toriana d vita hoa azy lay divorce d lay mpitory no miantoka ny lany rehetra ?? marina va io fa za nanontaniany tsy mahay, miala tsiny???
Ny hevitro , fa nga ry zareo tsy nifanaraka tsara talohan'ny nandehanana e? mety ela loatra kosa ngamba ny fisarahana de mety lasa ihany ny sain'ny ray aman-drenin'ilay tovovavy, satria hitan-tsika ihany fa tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka . En+ tokony hiresaka tsara izy mivady na rangahy mitady de mody na ramatoa no hafarana , voalohany indrindra tsy solution ny fisarahana fa raha mbola mety dia aleo miombona satria ireo ankizy no mampalahelo.Normal izy raha leo satria mety ela loatra rangahy tsy hita , ary tsy maintsy zay hevitrin'ny 1 @dreniny no raisiny satria iny no akaiky azy isanandro.

9. fijo
(
21/06/2006 19:49)
ny fisarahana,dia mila fakana mpisolovava tokoa.rafa toa ka misaraka aminkitsim po"tsy misy ady"dia afaka maka mpisolovava iray ihany izy roa.fa raha misy ady dia samy manana ny mpisolo vavany.
raha tsy manatrka enao,dia mazava hoazy fa raha tsy misy mpisolo tena dia ho resy,ary tadidio,fa amin'ny fitsarana,dia ny resy no mandoha ny lany rehetra.
raha mila fanazavana bebe kokoa dia manorata amiko ato ihany.

10. marimarbellanda
(
11/08/2006 11:18)
ny azoko ambara kely ;voalohany ny tokatrano voatendrin'Atra ary izy no mandidy izany.ny tokatranonareo anareo roa tsy idirany hafa mihintsy ary izany no mpikorontana ny tokatrano amizaosatria miditra ao koa ny rafoza tsy mety ;fa iadio varotra aminy Atra izay no solitio ambony satria Atra nanamasina azy de sitrakiny ihany fa tsy miankina aminy olona zany ;marina fa ny maha olombelona de zany kanefa mifampivavaha nareo ary minoa fa Atra mahay ny zavatra rehetra ;izy no pandahatra izay omeny dia ekeo fa azy ny famaliana;misy tantara iray mihotrizay ny probleme kanefa jesosy tsy nandao de fahasambarana koa ny azo ary ho fampaherezana zany mitandrema koa aminy zavatra ato fa ny devoly maro fa mahereza hatrny aza kivy mbanjino Atra mpandresy izao tontolo izao ary manao veloma .

11. fijo
(
11/08/2006 20:54)
amiko ny fanambadiana dia contrat.tsy misy andriamanitra sy devoly io,fa fifanarahana.mifanaraka dia ok,tsy mifanaraka dia vita

12. Zina
(
15/08/2006 20:32)
amiko ny fanambadiana dia contrat.tsy misy andriamanitra sy devoly io,fa fifanarahana.mifanaraka dia ok,tsy mifanaraka dia vita
fijo a fantatro ianao fa tsy mino an'Andriamanitra fa na dia izany azy dia tsy maintsy ho lazaiko eto ihany ny foton'ny fanambadina. Indray andro iany ianao mbola hivadika ho hino an"Andriamanitra.
Manamafy ny an'i Miramab.. aho.
le mariage a été établi par dieu. Izy no namorona an'io fa tsy contrat lazainao zany... ary fitiavana reciproque ny mariage
kanefa kosa itan'i devoly fa zavatra nataon'Andriamanitra io dia ataony daholo izay hanasimba azy. Zay maha devoly azy.

13. fijo
(
15/08/2006 20:52)
ny mariage dia azo atao na dia tsy misy fitiavana aza.rehefa mifanojo ny tombotsoa azo atao foana io.misy koa ny vady antery tany amintsika,
tanteraka ny fanambadiana,rehefa vita ny sonia teny amin'ny firaisana.io sonia io,dia "contrat" io no mamatotra ny mpifanaiky roa.na dia tsy natao mariage tany ampiangonana aza dia efa mpivady rehefa nahavita io sonia io.fa raha tsy misy io"contrat" io,na hisaromboaly any ampiangonan aza tsy mariage izay,fa teatra ngamba

14. Zina
(
16/08/2006 17:05)
oy i fijo
ka izay mihitsy mantsy ka tsy mariage original nataon'Andriamanitra ireo. Tsy ireo velively no tena mariage satria navadikin'ny devoly ny fisainan-ndra - olombelona...
ny mariage dia azo atao
ka izay mihitsy mantsy ka tsy mariage original nataon'Andriamanitra ireo. Tsy ireo velively no tena mariage satria navadikin'ny devoly ny fisainan-ndra - olombelona...

16. HESHA
(
21/08/2006 11:26)
stop.
Aza ilaozanareo miadi eo fa izai fomba anampiana le namana jerena ry reto a.
Ny eto angamba de le contrat de mariage no hofoanana e, mazava zay, tsy resaka Atra sy devoly marina ka hoe i mino sy i tsy mino no ho tsaraina.
Efa nahazo fitenenana kou ny tompony ka izy no aoka handidy e.

17. xxx
(
24/08/2006 15:16)
HESHA > marina izany, matetika ny adi-hevitra eto dia mivaona tanteraka , tsy hita intsony ilay tena loha-hevitra
Raha ny fahazoako azy dia efa tongotra mby an-dakana ny azy 2 @ fisarahana, efa masaka tsara aminy izay mampety azy ka aoka izay mahay ny procédure no hanoro izay fantany ( fa tsy ilaozana hiady hevitra @ resaka hafa indray )

20. HESHA
(
13/09/2006 15:08)
Voalaza teo :
fijo a fantatro ianao fa tsy mino an'Andriamanitra fa na dia izany azy dia tsy maintsy ho lazaiko eto ihany ny foton'ny fanambadina. Indray andro iany ianao mbola hivadika ho hino an"Andriamanitra.
hihihi, ary zai za vo namaki an io tsara ? Fa marina anga zany ry fijo ?
fa de nahoana re ?
oh oh mitady ho hors size njai za zani
za mieritreritra oe tsi natao njai le film n zareo fa niombona izi, ki sait