divorce à distance

22. HESHA
(
15/09/2006 11:57)
azafadi ra somari curieuse ni tenanai, fa maninn ianao no tsi mino an'Atra ?
Ra manahirana le mamaly eto de ataovi ari ambadika ari, sa atao size vaovao ?

23. fijo
(
15/09/2006 20:42)
azoko valiana eto ka.
izao fotsiny,izany andriamanitra izany samy tsy mbola nisy nahita.na izay mino,na izay tsy mino.ka ianareo mino izao,mannona no mino?nefa tsy mbola nahita akory?
za tsy mino raha tsy mahita.na mahatsapa ny fisiany

24. bibilax
(
15/09/2006 21:58)
slt daholo lasa resaka mino sy tsy mino ity fa raha andriamanitra dia afaka henoina fa tsy hita maso omeko ohatra akaiky enao ohatran y rivotra ve hitanao maso ? henonao fotsiny ny feony fa tsy mahita rivotra izany enao , de itranzay ilay izy afaka mandinika tsara anio nareo miady hevitra ireo ok

25. HESHA
(
18/09/2006 09:11)
misaotra an i bibilax ()mampihomehy ny manonona ilay pseudo, hihihihi
Fijo, tena mahaliana ahy be ny mahalala ny antony satria zao, ao anaty baiboly ao misy teny hoe sambatra izay mino na dia tsy nahita aza. de ilay izy kou mou zany efa nitaizana hatry ny fahazaza
Fa ny tiako anontaniana de hoe, ahoana ary no hanazavanao ny zava-mitranga rehetra am fiainanao raha tsy mino ianao ? Nefa ianao ve mino ny lahatra sy ny anjara sns sns
Bedy eto tsika fa aleo hanokafana size vaovao ao am finoana ty ra mety ianao, fa valio keli klou zai vo sokafana ary ra mila halalinina

26. fijo
(
19/09/2006 22:49)
bibilax,ny rivotra an dia tsapa.fa ilay "andriamanitra sady tsy hita no tsy heno ,no tsy tsapa"
hesha.za tsy mino na lahatra na anjara na devoly na andriamanitra.fa za mino fa nisy jesosy fa tsy zanak'izany andriamanitra izany izy,fa zazasary ary mpandika lalàna.
ny zavatra mitranga dia mitranga toa ny rehetra misy amin'ny natiora ihany ka.

27. bibilax
(
26/09/2006 21:51)
slt a raha io resaka baibioly io no hiadiana hevitra eti tsy vita io na ho mandrapafaty aza , lazaiko anareo fa ny baiboly dia olona no nanoratra azy ka betsaka ny zavatra miova ao ,ovay ny resaka fa ajanony any io fa ,,,,,,,,, ok e