Ny tontolon'ny Linux Eto Madagscar

1. sakaleona ( 03/06/2006 19:21)
:-DBjr daholo;
Mba te hifandray amin'ireo gaigila @ resaka Linux raha misy any ho any svp:lol:
Ny antony de tsotra:P, manana pbl aho momba ny Exim sous Debian, de mba mila astuce de demarrage kely.............
:-PBye
novalian'i xxx ny 01/08/2006 11:01
2. Gassla ( 03/06/2006 20:09)
dpkg-reconfigure exim4-config
3. Fiffi ( 04/06/2006 04:24)
misy site koa ato an! http://www.infogasy.net/
4. xxx ( 04/06/2006 09:22)

poster-o eto ny erreurs!
5. Fiffi ( 04/06/2006 09:24)
6. Fiffi ( 04/06/2006 09:25)
heu.... maniona tokoa moa ?
7. xxx ( 01/08/2006 11:01)
hay v mba fantatsy lesany zany linux zanyƩ
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2685