Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
totofy ( 08/06/2006 18:59)
Toi Jane..... Moi Tarzan...
Ny tantara izany dia ny tantaran\' i Jane sy Tarzan : ******** Tarzan moa dia fantatra fa tany anaty ala tany foana ....ary nisy i Jane tampoka avy eo ...dia samy revo ry zareo raiki-pitia kanefa i ... tohiny
novalian'i lilas ny 24/06/2006 10:29
naritsimba ( 08/06/2006 15:27)
FETY SY FIHAONANA
MIARAHABA ANTSIKAN NAMANA REHETRA0. Dia miray soa ho antsika reatra ho salama daho sy hifankatinha ny namana rehetra. NARITSIMBA... tohiny
Simpona ( 08/06/2006 14:20)
Kintana gasy
Mba omeo anarana kintana amin'ny teny gasy we ze mahalala (oh: Fitarikandro, ...) Misaotra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 11:48
booboo ( 08/06/2006 14:05)
1
1 ...... tohiny
novalian'i sasa ny 04/07/2006 04:06
nyrsi ( 08/06/2006 13:06)
Ahoana ny fomba hahazoana vady hendry !?
Hita fa tena raha dinihana dia toa tsy maharitra ny tokatranon'ny olona amin'izao fa ahoana!? inona no tena antony e!! Sa dia tsy mahazo vady sahaza ve izy sanatria!! Raha jerena dia toa mazana mi... tohiny
novalian'i prime ny 07/08/2006 07:49
nyrsi ( 08/06/2006 12:54)
Marina !!!
Raha atao indray mijery ny ny hoe: Antso na koa miantso:dia taratra fa misy olona roa na maro ao anatin'izay, misy ny miantso vonjy izany hoe: mila fanapiana;izany dia saika ny vava no miasa na f... tohiny
novalian'i prime ny 10/08/2006 10:34
victime101 ( 08/06/2006 12:29)
honohono nefa mety marina...
Malàza eto @ tanàna fa miaraka izy 2 kely ireto.Eny e vie privée ny moa ilay izy , fa ny mampalahelo fotsiny dia ralehilahy efa manambady!!!! http://www.madanight.com/madagascar-photo-33035.htm... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/06/2006 18:31
Bonz ( 08/06/2006 11:57)
te hahazo nefa tsy mahay miresaka
Ahoana kay ry 'reto ny tena fomba mahomby azahoana sipa raha ohatra hoe tsy dia mahay mampiresaka sy tsy mahay miresaka.... tohiny
novalian'i paingotra ny 22/06/2006 15:25
mitiaho ( 08/06/2006 11:29)
Cocktail de bienvenue
Sao mba misy afaka manoro hoe inona avy ny karazany atao amin'ny cocktail... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 06:00
xxx ( 08/06/2006 11:22)
Mpanao cocktail
Mba ilazao hevitra za amin'ny hoe inona avy no sakafo azo atao amin'ny cocktail ireny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 06:06
Angie ( 08/06/2006 10:37)
Fihaonana namana: Rome 4-5-6 Aout
miarahaba ampitsikina :D Ny namana eto Italie dia manomana fihaonana ho an'ny namana serasera rehetra ny 4-5-6 Aout. Izany dia atao ao @ YWCA Rome. Fandaharam-potoana: -zoma 4: arrivée P.M, -... tohiny
novalian'i mbaliana ny 20/10/2006 12:50
Fanja1 ( 08/06/2006 08:57)
Petite info culturelle !!!
Manasa anareo hijery ity takelaky ny "Festival Couleur Café" ity izay ahitana ny hetsika sy ny fandaharam-potoana tena manintona... sao dia mba mahaliana anareo http://www.couleurcafe.be NB: ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 04:45
jajaf401 ( 08/06/2006 08:21)
MITADY MPIASAN'NY STAR FA MANGETAHETA
Salama daholo, Misy zavatra tiana hanontaniana fotsiny de mba miangavy izay efa niasa tao na mbola ao amizao fotoana! Misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 04:16
Silo ( 08/06/2006 07:39)
Ady hevitra malalaka
Hono hoa ry reto, Inona kay no tena dikan'ny teny ity @ Baiboly ao no misy azy ity " Handao ny rainy sy ny reniny ralehilahy ka hikambana @ vadiny ka ho nofo iray izy roroa " Mba angatahako fan... tohiny
novalian'i marozevo ny 13/06/2006 21:53
hery ( 08/06/2006 07:15)
Ekipa favoris
Iza no hitanareo mety ho favy amin'io Mondial io? Zah aloha mino fa hisy surprises maromaro ihany io. Ny Italiana tsy mamely intsony, Frantsa koa, Bresil no azo antenaina kely kanefa asa... Ny mety ... tohiny
novalian'i sasa ny 27/06/2006 04:11
Fiffi ( 08/06/2006 07:09)
«Enjeho Ratsiraka !»
Nitondra fanampim-baovao Ingahy Ratsimba Georges Sylvain mikasika ny lahatsoratra nivoaka teto omaly. Mikasika ny famotsoran-keloka moa no nambarany ary nanipihany fa tsy tokony hisy na hatao izy io... tohiny
novalian'i gaba ny 17/08/2006 10:25
xxx ( 08/06/2006 06:59)
sigara
nattao resaba mihitsy ny ady atao @ fifohana sigara: affiche etsy, spot tele eroa izay samy mampitandrina ny voka-dratsin'ny sigara ho an'ny olona mifoka sy ny manodidina azy. fiatsaram-belatsy ihany ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/09/2006 21:49
mandrindra ( 08/06/2006 06:58)
Al zarkaoui
nanao fanambarana ny tv irakiana fa maty i abu moussa al-zarkaoui izay lehiben'ny al qaida ao irak. nanamarina io fananmbarana io ny miaramila amerikana. ny mpitsikilo jordaniana dia nilaza fa fiaraha... tohiny
brahmann ( 08/06/2006 05:04)
Mba mitady namana any Afrique du Sud e!
Sali daholy, Za mba manam-pikasana ny iondrana any Afrique du Sud any, ka ra mba misy gasy afaka mifanampy amiko, mba mifampidinidika fa izany hono no maha mpinamana dia mba manorata aty amiko! dia... tohiny
majesty ( 08/06/2006 02:58)
izao tontolo izao tsy mahita hevitra
Fanontaniana mba ilana valiny kely amintsika rehetra tsy ankanavaka,"[b]Izao tontolo izao ve nisy namorona sa tongatonga ho azy sa efa teo hatry ny elabe[/b]?":?:... tohiny
novalian'i majesty ny 14/06/2006 03:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.7145