Mpanao cocktail

1. xxx ( 08/06/2006 11:22)
Mba ilazao hevitra za amin'ny hoe inona avy no sakafo azo atao amin'ny cocktail ireny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 06:06
2. tisera ( 08/06/2006 13:05)
Nems, sambos , peits- fours , canapés isan-karazany : , brochettes -na fromage , charcuterie , fruits de mers .... KK pigeon , voanjo, mini -quiches ets.... dia misy natoron'i fiffi koa ao @ dinika momba ny sakafo raha zava- pisotro .
3. tisera ( 08/06/2006 13:14)
raha te- hanova kely ny efa mahazatra moa i xxx dia ato manovo hevitra é! http://www.arts-culinaires.com/recettes_par_cuisine/aperitif-dinatoireaspx
4. Fiffi ( 08/06/2006 13:41)
aza hadino ny tomates cerises fa tena mivoaka tsara mihintsy io an! de manaova koh canapé .
http://www.linternaute.com/femmes/cuisine/categorie/248/1/r/a/aperitifs_buffet.shtml http://recettes.1001delices.net/amuse-gueule/rubrique2.html http://www.belgourmet.be/fr/recettes/viewrecipe.php?id=649&category=Amuse-gueule de mazotoa ô :)
5. tisera ( 09/06/2006 12:50)
:miam::miam:tena raha mahavita an'ireo ry fiffi dia vita ho azy ny soirée iray manontolo fa dia misaotra ihany fa tena mandray vonona eto izany raha te-hanao fetifey kely na hanao tendan-kanina ohatra
6. Fiffi ( 10/06/2006 04:42)
de mazotoa an! fa sady tsy sarotra ange ny fanaovana azy koh eh ?:miam::miam:
7. vale ( 10/06/2006 21:19)
tisera:

Nems, sambos , peits- fours , canapés isan-karazany : , brochettes -na fromage , charcuterie , fruits de mers .... KK pigeon , voanjo, mini -quiches ets.... dia misy natoron'i fiffi koa ao @ dinika momba ny sakafo raha zava- pisotro .
ny gatô koa mbola azo atao fanampiny, any @ farany;-)


8. Fiffi ( 11/06/2006 04:13)
:miam:
9. tisera ( 11/06/2006 06:03)
:miam::miam: ....tena tsy hahavita hanomboka régime mba hampalaladalaka ny akanjo @ izao été ho avy izao mihitsy aho raha izao resaka izao no mitohy!:? Fialabalan'ny tsy ampy finiavana ny ahy fa tsssss ...
10. Fiffi ( 11/06/2006 06:06)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1152