sigara

1. xxx ( 08/06/2006 06:59)
nattao resaba mihitsy ny ady atao @ fifohana sigara: affiche etsy, spot tele eroa izay samy mampitandrina ny voka-dratsin'ny sigara ho an'ny olona mifoka sy ny manodidina azy. fiatsaram-belatsy ihany ny fahitako azy satria raha toa ka hiady marina @ sigara dia ny fandrarana tanteraka azy no atao raha toa ka tena loza tokoa io. ahoana ny hevitrareo
novalian'i fijo ny 07/09/2006 21:49
2. Fiffi ( 08/06/2006 07:46)
xxx:

nattao resaba mihitsy ny ady atao @ fifohana sigara: affiche etsy, spot tele eroa izay samy mampitandrina ny voka-dratsin'ny sigara ho an'ny olona mifoka sy ny manodidina azy. fiatsaram-belatsy ihany ny fahitako azy satria raha toa ka hiady marina @ sigara dia ny fandrarana tanteraka azy no atao raha toa ka tena loza tokoa io. ahoana ny hevitrareo
tsy hitako izay hidiran'ny fiatsaram-belatsia @ zany an! anjaran'ny tsirairay fotsiny no mihevi-tena raha te-hanimba ny fahasalamany , tsy aleo aza ve mba misy ny fampitandremana toy izay samy hanao zay tiany hata eo fotsiny ?


3. Fiffi ( 08/06/2006 07:48)
misy ny commerce , tsy azon'ny fanjakana hakatony ireny orinasa mpanao sigara ireny fa ny anjarany fotsiny de ny mampitandrina ireo mpifoka . Fa nahoana no hoe fihatsaram-belatsia ? :roll:
4. booboo ( 08/06/2006 07:53)
xxx > amiko ny antony tsy hanafoanana azy tanteraka dia satria mampidi-bola klou io ho an'ny fanjakana @ alalan'ny hetra isan-karazany ary ho an'ny mpivarotra. Avy teo koa hampiaka-peo aby ny mpifoka aby aby sy ny tsy haiko aby à resaka liberté individuelle sy ny tariny. na izany na tsy izany, soa fa misy ireny campagnes ireny sy ny raha isan-karazany ( fanafody ohatra ) hanampiana ny tsirairay @ fialana @ io raha io.

5. Fiffi ( 08/06/2006 07:55)
booboo: izay indrindra manko.
6. tisera ( 08/06/2006 17:29)
eeeh! misy lafy ratsiny sy lafitsarany daholo h@ sigara mankarary nefa mampidi-bola fa dia ny tsirairay no tompon-tsafidy !
7. bellla ( 08/06/2006 18:07)
de iza ary ny hampidi-bola ho azy eo rah samy tsy mifoka daholo ny ol fa mitandrina ny fahsalamany?
8. bellla ( 08/06/2006 18:10)
de iza ary ny hampidi-bola ho azy eo rah samy tsy mifoka daholo ny ol fa mitandrina ny fahsalamany?
9. tisera ( 08/06/2006 18:21)
ireo mpifoka sigara ma....ro be tsy matahotra aretina
10. bellla ( 08/06/2006 19:50)
hatramin'izao alou zah de mbola tsisy aretina e! hehe
11. tisera ( 09/06/2006 12:56)
bella>>>mifoka sigara angaha? Tsara raha mbola tsy tratry ny aretina , fa ny ahy ny anadahiko tena narary tratra mihitsy noho ny sigara . Ka izao ange tsy eo no ho eo koa fa mihomamiadana ao é!
12. fijo ( 09/06/2006 18:16)
marina tokoa fa fiantsaram belatsihy fotsiny io,satria any mada ohatra dia ny fanjakana no mitantana ny paraky izay hanaovana ny sigara.koa raha tena tiana ny hanafoana azy,dia ny fambolena paraky no tapao.nefa vola be hoan'ny fanjakana io,ka hosakanana ve?????
13. Herimiafina ( 09/06/2006 18:54)
Toa ny sigara no tena mampiditra hetra be indrindra ankoatry ny recette douanière any amintsika any knou.

Raha te hanampy ny olona manana olana amin'ny sigara ianao dia toroy hevitra ary ampio izy hiala fa aza mionona mandrara fotsiny.

matetika mantsy dia mandrara no haitsika atao fa tsy miezaka mi-comprendre le olona isika.

Mbola pire noho ny vady mantsy izy io e, maha-lasa dependant ka sarotra isarahana. :@
14. cutie ( 09/06/2006 19:11)
Mbola pire noho ny vady mantsy izy io e, maha-lasa dependant ka sarotra isarahana.
:-D:-D:-D:-D:-D
15. Fiffi ( 10/06/2006 04:01)
Herimiafina: mba mahita lazaina koh enao an! :wink:
bella: zah akia de efa niala tanteraka fa tsssss!!
16. bellla ( 10/06/2006 05:18)
Fiffi: fa naninona ky njy no niala; mbola tena anatiny alou zah e! asa ao aoriana ao angah.
17. bellla ( 10/06/2006 05:22)
tisera:

bella>>>mifoka sigara angaha? Tsara raha mbola tsy tratry ny aretina , fa ny ahy ny anadahiko tena narary tratra mihitsy noho ny sigara . Ka izao ange tsy eo no ho eo koa fa mihomamiadana ao é!



Fifohan'olona mahalala ky a! Enga anie ka tsy hotratran' izany homamiadana zany!
18. Fiffi ( 10/06/2006 05:40)
bellla: niala akia zah fa bedy an! sady aleo hiany akia mitandrina fa ireo voan'ny cancer ireny aza tena efa mampalahelo ery .

Fa mbola tsy hitanareo anga ireo "logo" vao2 hapetaka ao @ pakén'ny sigara ireo , wayyyyy !! tana mampandositra ny fahitana azy an!
19. watafon ( 10/06/2006 14:12)
xxx: tsy ny fandrarana azy no tokony atao fa ny fampahafantarana ny voka-dratsy aterany ary tokony handaniana vola betsaka tokoa !
20. Fiffi ( 10/06/2006 16:35)
wata: marina akia zany an! satria plus rarana le olona , vao maika manosika azy hifoka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4011