sigara

41. Herimiafina ( 13/06/2006 12:40)
Ny olana kao anie dia ilay mokondoha mety tsy haharaitra fa temporaire fotsiny fa avy eo misava le mokkondoha de miverina ihany e.
42. fijo ( 13/06/2006 20:42)
tsy misy mahakamo hoantry ny sipa maimbo sigara kle
43. Herimiafina ( 13/06/2006 22:46)
Iny kosa aloah tena tsy reviko koa klé.
44. Fiffi ( 14/06/2006 04:48)
fijo: ountssss nga ny sipa hiany ? ny bandy koh! hihihi
45. watafon ( 14/06/2006 04:53)
fijo,HM marina mitsy alou iny e!
Fiffi:zany wa akia e! :wink:
46. Fiffi ( 14/06/2006 05:01)
wata: ny bandy aza no tena mpifoka be de mahery be le fofona , ny vhv nge zavatra hiangitraingitra fotsiny le mifoka eh! heu...(misy kosa aloha tena mpompier eh!)Jereo fotsiny ange ireny lhl mifoka cigare ireny eh! fofona re zany eh! raha vao mandalo fotsiny de heno le fofona sady miraikitra @ volo , akanjo sns...
Aty aloha de tena efa henjana be ny fifoahana sigara eh! any an-tranonao hiany no mba hahafahana tena hoe mifoka. Ny lieu publika rehetra de efa interdit daholo.
47. watafon ( 14/06/2006 05:17)
hihihi! samy tsy milay doly le oul maimbo sigara k!
ny tsara ho fantatra fotsiny dia hoe ny olona tsy mifoka no manana risk kokoa harary raha miaina miaraka @ oul mifoka !
48. Fiffi ( 14/06/2006 12:35)
tena ratsy be zany an! heu.....zah nefa nahita vhv bevohoka de tsy nijanona nifoka sigara mihintsy izy an! de zao manjary voan'ny bronchite foana le zaza fa io hono no nahatonga an'izany .:(
49. pitchou ( 14/06/2006 17:22)
zà klou raha te-hamono tena @ ze tiany hamonoana tena any ny oul tsy koi fa ny tena hitako tsy mety le mifoka sigara @ tyoerana misy olon-kafa, na eny an-dalana aza! nahoana tsotra izao no tedaviny hiaritra ze sigarany ny tsy tia sigara? d mba ahoana hoy izy raha mba atao mahavoa azy koa rehefa te-handoa iny? na rehefa mivalan-drano d atondraka azy? ireny aza manko mbola ety ivelany azo sasana fa le setroka sigara miditra lalina any anaty avokavoka!
50. Herimiafina ( 15/06/2006 17:07)
Ny olana koa anie de le sigara fohana aty ivelany aty misy produit maha lasa dependant be mihintsy e!

Aiza ve kou, mahavita mi-financer mpikaroka mihintsy aty amin'ny oniversité ry zalahy ao amin,ny Imperial Tobacco ireo hitady produit tsy nocif fa mahatonga ny vava hitady sigara foana, sns.

Maro no efa nisy nitory ry leirony amin'io mahalasa dependant be io ny sigara fohany e.

Ny olona mpifoka be avy tany Dago aza vao manandrana le marika misy aty dia lasa mitombo ny frequence fifoahana, misy mandany paquet de 25 iray andro izany nefa 5 isan'andro tany Dago.
51. cutie ( 15/06/2006 17:43)
za tsy mahatanty fofona sigara kle:-D
52. Zina ( 15/06/2006 19:13)
tena ratsy mihtsy ny sigara e...ny olona tsy mifoka ary ndray2 no tena tratran'ny aretina...
53. fijo ( 15/06/2006 19:27)
marina io lazain'i pitchou io.azy ny azy,fa aleo tanany any ka.za raha misotro toaka tsy izy eo akaikiko mihintsy no ho mamo;
54. watafon ( 16/06/2006 04:23)
hihihi! za matetika mila hiady aman'oul mitsy refa any anaty taxi brousse kle! nefa efa misy soratra mivandravandra zao !
55. Fiffi ( 16/06/2006 06:00)
sao de tsy mahay mamaky teny kosa izy ? :-D non fa misy aloha olona tena manao fanahiniana mihintsy an!
56. watafon ( 16/06/2006 06:09)
mahay iz lesy an :-D! aryny mahavariana d refa mijanona ny fiara tsy mifoka ry zareo ange e! fa le ao anatiny ihany no mahafaly azy !
57. Fiffi ( 16/06/2006 07:50)
de manao fanahiniana fotsiny zany ! de asaina hajanon'le chaufera ny fiara de tsy misy mifoaka :-D:-D
58. fijo ( 16/06/2006 20:37)
manao fanahiniana ireny ry wata an.
59. Fiffi ( 17/06/2006 04:57)
ratsy toetra
60. watafon ( 17/06/2006 05:16)
k zany mitsy anie e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1478