sigara

61. Fiffi ( 17/06/2006 16:29)
de le sofera kosa ve de tsy mba afaka miteny hoe tsy azo hifohana sigara ?sa le bogontany no manao fanahiniana ? :-D:-D
62. watafon ( 19/06/2006 13:48)
ny voyageurs no miteny k ! fa mifamaly mitsy an ! ndrindray ange le sôfera mitsy no mifoka e!
63. Fiffi ( 19/06/2006 15:07)
eeeeee ! raha ny saofera kosa aloha no mifoka de aiza moa no tsy hanaraka ny olona ? erreur be zany soafera mifoka sigara zany an! tokony mba hiheritreritra kely kosa angamba an!
64. fijo ( 21/06/2006 19:19)
le izy tena tsy fanajana olona ka mahakamo.
65. Fiffi ( 22/06/2006 04:40)
fa raha zany soafera zany angamba no tonga aty de asa fotsiny izay hanjoa azy an!
66. Fiffi ( 22/06/2006 04:41)
satria tsy misy toerana azo hifohana sigara intsony
67. watafon ( 26/06/2006 09:56)
k na aty aza ange efa misy lalàna mandrara ny fifohana sigara eny @ lieu public e! fa tsy mbola misy sahy mitory alou e!
68. Fiffi ( 26/06/2006 18:28)
hummm! ny aty aloha de efa feno caméra an! tena tsy hafa-mihetsika mihintsy , de hasiany detecteur de fumée koh! tonga de maneno be raha vao misy mifoaka.
69. watafon ( 27/06/2006 09:30)
Fiffi: mbola ho ela zany vao tonga aty angamba e!
70. Fiffi ( 27/06/2006 12:22)
wata: fa tsy ho ela de hivoaka indray ireo logo momba ny sigara , fa ireo kosa aloha an! izay mbola sahy mifoka de azo hatao hoe "dadany sy mahatanjan-tsaina" an! satria tena mampandositra mihintsy le sary. Asa ngamba hoe hividy etui à cigarette angamba sisa no azo hatao de hafindra ao ireo sigara fa tena .....
71. watafon ( 28/06/2006 05:31)
za kou lesy nahazo affiche zay tany @ OMS milaza ireo vokadratsin'ny sigara fa mampatahotra an ! napetako any ampiasana le izy ! fa tô tsy mahataitra ny oul akory !
72. Fiffi ( 28/06/2006 06:34)
indrisyyy !! de rehefa marary sy mikohaka be sns...ve zay vo mba hijery an'io ?
73. fijo ( 29/06/2006 20:07)
wata an,tsy mahataitra ny olona mihintsy ireny,na dia misy havany akaiky efa voa aza.raha tsy izy mihintsy no voa,tsy mahataitra azy izany.
74. watafon ( 09/07/2006 05:40)
Hehe! nefa tsy maintsy ho voa na hoela na ho aingana e!nenà zany le izy marary tsy d mampaninona loatra satria zavatra tedaviny ny azy fa le olona hafa no mapalahelo e! za alou sarotiny ary miteny fôna indrindra refa misy zaza matory zay ao anaty fiara e!
75. fijo ( 11/07/2006 20:05)
ka vizaka fotsiny miteny,fa ny azy ny V no mihaino
76. mimich ( 16/08/2006 14:04)
fijo:

ka vizaka fotsiny miteny,fa ny azy ny V no mihaino

fijo>:-D:-D:-D:-D:-D:-D

za aloha dia anisan'ilay olona tsy mifoak tsy tia a ry tsy mahazaka sy tsy mahatanty sigara ee. Za sy izay toetrako mahitsihitsy fiteny zay moa tonga dia miteny mivantana amin'izay olona eo akakikiko eo raha mbola azoko tenenina ihany.
Fa araka ny voalazan'ny wata io , misy ny mafy loha ee, indray2 aza anie ka ny chaffeur mihitsy no mifoka sigara ao anaty taxi brousse mandrapiandry izay kenokeno misy eo eee!!!
manahirana eeee

fa hono ho aho ee
inn ny tena mahatonga ilay hoe ny olona rehefa tafala sigara toa lasa tendakanina be zany ee, olona maro2 zay no efa hitako, de vety2 kely de matavy
77. fijo ( 07/09/2006 21:49)
mimivh stresss iny mahatenda iny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2969