Ekipa favoris

1. hery ( 08/06/2006 07:15)
Iza no hitanareo mety ho favy amin'io Mondial io?
Zah aloha mino fa hisy surprises maromaro ihany io. Ny Italiana tsy mamely intsony, Frantsa koa, Bresil no azo antenaina kely kanefa asa...
Ny mety ho surprise:
Ghana, Repoblika Tseky, Costa-Rica
Ho hita eo ihany :-)
novalian'i sasa ny 27/06/2006 04:11
2. sasa ( 08/06/2006 07:41)
hery ny surprise lesy misy foana, fa saingy kosa raha samy alahatra ny favoris d le Brésil mbola mahavita kokoa noho le sasany:P
3. Fiffi ( 08/06/2006 08:00)
sasa: heu.... fa tandremo fa efa betsaka ny tsy ao intsony ao @ Bresil an! nefa asa aloha.... de iza hono ny an'i hery ? :)
4. Fanja1 ( 08/06/2006 08:01)
ny ahy brésil sy allemagne:)
5. Bonz ( 08/06/2006 08:03)
Portugal,Chezk, Angleterre no hitako favy.

Frantsa sy Italie mety hamely ihany satria tsara défense.

Allemagne tsy maintsy hahery any amin'ny taniny,tsara be ny attack fa ny défense anefa girobaka.
6. Fiffi ( 08/06/2006 08:18)
Angleterre aloha mila mitandrina hiany an! heu... Allemagne .... tsy de mahavoa tsony io eh! :-D:-D
7. mandrindra ( 08/06/2006 08:44)
raha ny hoe favori ara-taratasy dia barazily no ahazo an'io. indresy anefa ho andry zalahy fa 1/8è izy dia hifandona amindry rainilita dia ho latsaka. ny rainiboto indray dia 1/4 dia mampamangy rehefa hifandona amin'i argentine.
ny 1/2 finale vinavinako dia i Argentina # rép tseky dia ny iray anglisy # italia. ny finale dia argentina # angletera ary ho fatin'i argentina amin'ny isa 3 noho 1 ry lava kilaoty.
8. Fiffi ( 08/06/2006 08:50)
barazily , rainilita , rainiboto , iza daholo zany ? :roll:
9. mandrindra ( 08/06/2006 08:55)
barazily : ilay trano fisotroantoka an'i dadazily ery andrefan'ny gara :-D:-D:-D
rainilita sy rainiboto: mpirahalahy dia samy nanajanaka antsoina hoe lita ny an'ny iray dia i boto ny iray.
barazily : bresil
rainilita : italia
rainiboto : alemaina
10. Fiffi ( 08/06/2006 08:57)
:-D
11. Fiffi ( 08/06/2006 08:59)
mandrindra: hummm ! hay ve eh ? aiza koh moa no hahafantarako an'ireo zany ? :-D:-D:-D ny anareo lhl manko manana an'ireny fiantsohinareo azy ireny ianareo ka tena tsy araka mihintsy.:-D:-D:-D
12. mandrindra ( 08/06/2006 09:33)
fiffi a, tsy voambolan'ny lehilahy ireo fa voambolana malagasy :-D
13. Fiffi ( 08/06/2006 10:09)
mandrindra: hay ?

Fa heu.... toa hoe ho very sahady hono ny frantsay ry zareo fa tsy hilalao i CISSE fa vao natao operation t@ maraina teo ? :-D:-D:-D de io ve de tonga de nisy intervention'i Chirac mihintsy :roll:
14. Fanja1 ( 08/06/2006 10:09)

LES BLEUS PERDENT DJIBRIL CISSÉ

SAINT-ETIENNE (Reuters) - L'équipe de France va poser le pied en Allemagne jeudi avec un moral en berne après la blessure de son attaquant Djibril Cissé, victime d'une double fracture tibia-péroné lors de son match de préparation contre la Chine. "Perdre un ami et un équipier comme Djibril à la veille de partir en Allemagne, c'est vraiment difficile", a commenté Thierry Henry.
15. Fanja1 ( 08/06/2006 10:11)
16. Fiffi ( 08/06/2006 10:20)
Fanja: hummm ! tana nanaraka koh njy an! :):-*:-*
17. Fanja1 ( 08/06/2006 10:39)
Fiffi za tsy tia sport fa mba tiko ihany ny manaraka azy indrindra refa coupe du monde otr'izao.. mba tsy ho lazaina we tena vendrana tsy maharaka n'inn e lolllllll
18. mandrindra ( 08/06/2006 11:00)
ratra efa nisy taloha io no ratsy sitrana.
19. Fanja1 ( 08/06/2006 11:37)
Mondial: Domenech appelle Govou pour remplacer Cissé
[08/06/2006 - 13:59]

PARIS (Reuters) - Raymond Domenech a appelé Sidney Govou pour remplacer Djibril Cissé, blessé mercredi soir contre la Chine, au sein de la sélection française pour la Coupe du monde de football, annonce la Fédération française de football.

Le Lyonnais doit rejoindre l'équipe de France avant son départ dans l'après-midi pour l'Allemagne, ajoute la FFF sur son site internet.

Cissé a été victime mercredi soir d'une double fracture tibia-péroné de la jambe droite à la 10e minute du match amical de préparation à la Coupe du monde remporté 3-1 par les Français.

A l'image de Cissé, Govou peut évoluer en attaquant de pointe ou légèrement décalé sur la droite.

Formé à Lyon, Govou est âgé de 26 ans. Il compte 19 sélections avec les Bleus, pour lesquels il a inscrit trois buts.

Quintuple champion de France avec l'OL, il devrait quitter le club rhodanien à l'intersaison.
20. Fanja1 ( 08/06/2006 12:12)
Ronaldo fiévreux
Une absence remarquée jeudi à l'entraînement de la Seleçao. Ronaldo n'a pas rejoint ses coéquipiers en raison d'une poussée de fièvre. Le site Internet officiel de la sélection brésilienne ne donne pas d'autres précisions, sinon que le Madrilène a été examiné par l'encadrement médical. Dimanche, Ronaldo souffrait d'ampoules et était sorti à la mi-temps du match de préparation contre la Nouvelle-Zélande (4-0). Le buteur brésilien devrait avoir le temps de se remettre, son équipe n'entrant dans la compétition que mardi prochain contre la Croatie (21h00).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7326