Ekipa favoris

21. Herimiafina ( 08/06/2006 12:14)
Zah aloha tsy miala amin'ny Rainoboto e! alles gute.
22. Fanja1 ( 08/06/2006 13:47)
za ndray tsy miala @ brésil:)
23. cutie ( 08/06/2006 13:59)
za reto tsy mahita an'zany mondial zany e e:-D:-D:-D:-D
24. mandrindra ( 08/06/2006 14:10)
ka ny alina maizina dia tsy mahita ianao fa rehefa miova hoe mondia atondro io dia ho hitanao :-D:-D:-D
25. Fiffi ( 08/06/2006 14:12)
zah indray....heu.. iza re eh ?
26. cutie ( 08/06/2006 14:13)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 08-06-2006 19:10:59
Lohateny : Re : Ekipa favoris
ka ny alina maizina dia tsy mahita ianao fa rehefa miova hoe mondia atondro io dia ho hitanao

marina zany :-D
27. mandrindra ( 08/06/2006 14:22)
cutie, mahandrasa ary fa efa ho avy izany :-D:-D:-D
28. mandrindra ( 08/06/2006 14:23)
Fiffi:

zah indray....heu.. iza re eh ?

i fiffi ihany ka =))=))

29. cutie ( 08/06/2006 14:28)
mandrindra enao nga no hitondra azy :-D
30. Fiffi ( 08/06/2006 15:15)
mandrindra: ountsss :-D:-D:-D:-D
31. jentilisa ( 08/06/2006 15:44)
kof kof izaho maka Soeda! iza no sahy hanaraka?
32. lapino ( 08/06/2006 16:37)
I Fiffi maka France ve? tssss
Fa tena mety ho i Bresil ihany no hahazo an'io kle! Misy kintan'ny baolina kitra miala indray any izao.
33. Fiffi ( 08/06/2006 16:37)
tsy zah aloha an!
34. mandrindra ( 08/06/2006 17:00)
cutie, inn moa no tsy ho ataoko raha ho anao:-D:-D:-D
fiffi, ountsss ahoana? ka inn no tsy marina amin'io nolazaiko io hoy ra-sa zay
35. totofy ( 08/06/2006 17:10)
ireto aloha ny fijeriko azy é ...
favoris : brésil ,allemagne (tompon-tany), italie (vieux lion ireo mbola mety ho taitra tampoka )...espagne...ary la frantsa ...
ny outsiders: angleterre, argentine... mba asiana afrique kosa é : côte d' ivoire (entraineur efa zatra ady mety hanao ihany , ary mety hainy ny manosika ny ekipany).....
en embuscade: pologne , pays bas.....
tokony eoropeana ihany aloha no mahazo azy é....
36. cutie ( 08/06/2006 21:05)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 08-06-2006 22:00:46
Lohateny : Re : Ekipa favoris
cutie, inn moa no tsy ho ataoko raha ho anao

merci aza :P
37. sasa ( 09/06/2006 04:49)
fa le portigual koa anie ry reto mba mahay konkou e!
mandrindra fa na izany aza le rainlita lesy tsy haresy Bresil izany koa, sady le Italiana betsaka maratra koa le defence ka raha vao tsy mbola afaka manao reny am 8è d resy rainlita, nefa indray raha vao le rep tcheque no adva an'i bresil d maharesy foana ry zareo hi hihh ihih hi :-D:-D
Fa le France aloha somary kely ny finoako e, satria iny izao ny attaquant 1 efa maratra sahady
Le allemand indray mazava ho azy fa misy fanantenana ihany satria milalao am taniny, nefa tsy hay fa le surpise be da be an! ny ataon'le argentine koa anefa mbola tsy ho fantatra:P
38. Ragadona ( 09/06/2006 05:55)
Zao ndray no mba fijeriko e. Anisan ireo ekipa eoropeana matetika tsy tafakatra mondial na euro i Suède nefa refa mandray anjara ry zala tena tonga dia kilasy avo lenta ary ekipa iray mampifohafoha volo ny bresilianina na dia resiny ihany aza. Izy sy Danmark no mitovitovy filalao. Io zany no antenaiko miaraka amin Pays Bas
39. rapala ( 09/06/2006 06:15)
Aza hadinonareo kosa i Angletera é! Tsy nahazo semi zareo 2x, ka @ ity kosa mba tena hisy fiovany surtout Rooney izao afaka milalao :)

40. mandrindra ( 09/06/2006 07:37)
cutie, anadao amin'izay andeha hitety ny onjan'ny tany :D

sasa, rainilita anie no manana ny tactique défensive henjana indrindra e. tsy ny faharatran'i zambrotta (latéral havanana) izay forfait no hanova ny tetikadindry zareo. sady manana milieu défensif roa henjana anie ry zalahy ireo e: pirlo sy gattuso
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3513