Petite info culturelle !!!

1. Fanja1 ( 08/06/2006 08:57)
Manasa anareo hijery ity takelaky ny "Festival Couleur Café" ity izay ahitana ny hetsika sy ny fandaharam-potoana tena manintona... sao dia mba mahaliana anareo

http://www.couleurcafe.be

NB: any Bruxelles io ...
amin'ny 30 jiona

Natao teny gasy :-)

Nahitsin'i hery
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 04:45
2. Fiffi ( 08/06/2006 09:04)
Fanja: hummmm ! :) misaotra akia an! fa ho jerena ao @ MCM indray aloha io fa toa tsy ho ratsy an! :) :-*:-*:-*:-*
3. Fanja1 ( 08/06/2006 09:34)
manja be io Fiffi ka :):-*:-*:-*:-*
4. Fanja1 ( 08/06/2006 09:54)
merci hery :)
5. Fiffi ( 08/06/2006 10:24)
ntsooo :) :-*:-*:-*
6. tisera ( 08/06/2006 12:59)
misaotra é! :? zay aloha asa raha hahazo rtbf na mcm @ io é! fa mahaiza mankafy izaymahita sy tia é!
7. Fiffi ( 10/06/2006 04:45)
tisera: ntsooo :-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2059