Ahoana ny fomba hahazoana vady hendry !?

1. nyrsi ( 08/06/2006 13:06)
Hita fa tena raha dinihana dia toa tsy maharitra ny tokatranon'ny olona amin'izao fa ahoana!? inona no tena antony e!! Sa dia tsy mahazo vady sahaza ve izy sanatria!! Raha jerena dia toa mazana misy fampitokisana noho ny ditran'iray angaha sa noho ny tsy faharetan'ny iray dia lasa misaraka. Dia ahoana ary ny fomba mba hahazoana vady hendry e!!! Ka hampaharitra ny tokatrano!?
novalian'i prime ny 07/08/2006 07:49
2. Fiffi ( 08/06/2006 13:30)

-Satria mbola tsy matotra

-Satria mety hoe tokony hiaraka elaela mihintsy zay vao mivady fa tsy ho taitrataitra.

-Raha tsy miaraka ela mantsy de mbola tsy tafavoaka angamba le tena sekiré miafina ao @ tsirairay ao , de aty aoriana zay vao mivoaka nefa indrisy fa efa vita ny mariazy.
-Mety koh hoe ao ny olana isan-karazany , very asa ? de tsy mahatanty ny ankilany ?

-Ny fijangajangana koh aloha tena hitako fa mampisaraka voalohany indrindra , nohon'ny inona ?
3. Herimiafina ( 08/06/2006 13:38)
Raha vady hendry no tonga dia atao hoe tadiavina dia mety tsy hahita izany, satria ny fahendrena zavatra miovaova ary relative, miovaova ny definition-ny arakaraky ny olona.

Andramo ireny olona lazain,ny manodidina fa maditra ireny fa possibla iny no tena hendry!

4. lemenakely ( 08/06/2006 13:41)
ataovy afa-po tsara @ firaisana ara-nofo ny bandy e !matoa miodina dia tsy ampy izay!!!:°):°)
5. Fiffi ( 08/06/2006 13:46)
Herimiafina:

Raha vady hendry no tonga dia atao hoe tadiavina dia mety tsy hahita izany, satria ny fahendrena zavatra miovaova ary relative, miovaova ny definition-ny arakaraky ny olona.
zany ve ? ary raha efa ohatra hoe efa somary lehibe le olona ? heu... ohatra hoe 10 taona mihoatra ny tena ?


6. cutie ( 08/06/2006 13:51)
fiffi,na 10 taona mihoatra aza mbola miova fona
7. Herimiafina ( 08/06/2006 13:56)
Ka ny experience niainan'ilay olona ihany no hahafahany mi-comprendre certain nombre de chose kah, ny fahendrena anefa amiko dia io fisian'ny comprehension io na ny fahalalana.
Momba ny taona dia tsy dia misy importance na folo taona zoky na folo taona zandry.

Ahoana moa no hitenenan'ny olona hoe hendry aho nefa izy tsy mahalala ny atao hoe ditra akory? Tsy manana référence.

Nisy izao mpidoroka toaka be dia narary dia nijanaona dia vaky vava hoe lasa hendry aho ny farany klé.

Tandremo koa anefa fa misy ny antsoina hoe "Vicarious experiences", izany hoe experience-n'olona tsy ilaina experimenter-nao tsony fa efa fantatra hoe tsy mamokatra.
8. Fiffi ( 08/06/2006 14:04)
heu... fa nga koh moa io fahendren'ny vady io tsy tonga rehefa hoe vonona ny hanambady izy ?

Ohatra hoe zay ry zalahy fa hiova aho fa hanambady ?
9. Herimiafina ( 08/06/2006 14:17)
hehehehe, tara be retsy njy izany ry Fiffi an!
Misy manambady tsy vonona akory izany fa tratran'ny pression.
10. Fiffi ( 08/06/2006 14:27)
11. khery ( 08/06/2006 15:09)
tsotra:
Tsy maintsy hendry aloh ianao voalohany indrindra de mahaiza mifidy ny mitovy onde aminao amin'izay.De izay fa mahaiza mifandefitra avy eo.Ka ny fandeferana dia ianao miezaka voalohany hampanjaka azy ao an-tranonareo.
12. vale ( 08/06/2006 15:14)
ny vehivavy aloha dia saika hendry daholo rehefa miaraka @ olona e( ny tiko tenenina hoe manaja), fa matetika ny lhl foana no manondrana dia teraka eo @zay ny olana:°)
13. Fiffi ( 08/06/2006 15:14)
Herimiafina:

Misy manambady tsy vonona akory izany fa tratran'ny pression.
fa tratran'ny pression ahoana koh zany ? nga tsy afaka mandà raha izany ?


14. cutie ( 08/06/2006 15:15)
tratran'ny pression avy @ fiaraha monina e :lol:
15. Herimiafina ( 08/06/2006 15:20)
Io efa voavalin'i cutie io e!
Fa izao e, ny fahendren'ny vady dia tsy avy amin,ny hoe choix-n'ny vady hendry no hahitana azy fa ny fomba fitondranao azy.
tadidio fa fitaratra ny fanambadiana, ilaina leadership izany ka mila gere-na isan'andro isan'ora.

Ny fomba fiainanao miaraka miny ihany mantsy no maha-hendry azy sy mampaditra azy.
16. rhaingo ( 08/06/2006 15:21)
Marina ny tenin'i Khery fa ny anampiako azy : mba mananà confiance, satria na misy maditra na tsia rehefa mandry ny sainao mandeha io, fa in11 koa ange ny saina mihitsy no manimba na zavatra tsy misy aza foronina. Bonne chance, mbola manana fotoana tsara ianao hisafidianana
17. Fiffi ( 08/06/2006 15:23)
Herimiafina , cutie: ok
18. chipie1 ( 08/06/2006 17:05)
ka inona no hatao hoe "hendry" ?
19. tisera ( 08/06/2006 17:16)
manaja ilay vady sy mitana ny fanekena ; miezaka ny hampirindra ny tokantrano @ fanolokoloana ny fitiavana ka mametraka izany eo am-pelatanana'Ilay Andriamanitra Fitiavana , dé inona koa re e....?
20. fameusecousine ( 08/06/2006 18:15)
de mahereza zay hitady vady de araho vavaka fa mamitaka ny saina sy ny fo...aza mijery fotsiny apparence fa mamitaka ejjjd .de za be principe koa fa cool fonaa eh...rehefa honnete par rapport @ tenananao ianao e ok...raha tsy zany celibat fona ..fa milay koa ny celibat anie eh..tsisys pression hh i h
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.568