Ahoana ny fomba hahazoana vady hendry !?

41. Herimiafina ( 08/06/2006 19:44)
Aza adino ny dualité ao amin,ny olombelona e, ny ratsy sy ny tsara, arakaraka ny lanjany ihany sy ny degré d'ouverture amin,ny iray amin'izy ireo, misy olona tena farak'izay amditra fa miroso amin'ny fahendrena, misy faran'izay hendry fa miroso amin'ny fahaditrana tsikelikely.

Ampidiriko eto izany le cadre contextuel izay mi-condition-ne ny atao hoe personnalité ny olona iray izay miovaova fa tsy fixe tsy akory.

tsy mi-exista izany olona hendry hatramin'izay ka mandrapahafatiny izany. tsy mi-exista koa ny maditra mandrapahafationy, tout est contexte, inona no iainany, sns.
42. Fiffi ( 08/06/2006 19:45)
anjekaky ooo :{:{:{
43. vale ( 08/06/2006 20:31)
tena misy le vhv hendry be nefa ny vadiny maditra!

fa ny mahalasa ny saiko d hoe: moa ve tsy mba mety tafintohana na tezitra(malahelo mazava ho azy) ireny vhv na lhl hitsankitsahin'ny vadiny ireny?
satria ny olombelona "vitsy" izany hoe mandefitra h@ farany izany, ary matoa ilay olona miharitra eo dia mety antony hafa(tsy fitiavana intsony)amiko aloha io an, fa toa tsy azoko an-tsaina mihintsy hoe @ maha-olombelona ve dia "mety" manaiky izay setrasetra hataon'ilay iray ilay victime?!

ny tiko ahatongavana dia >>tsy mahatoky an'ireny vhv ampijaliana ireny aho hoe tena hendry sy tena tia an'ilay vadiny foana fa matoa izy mijanona aminy eo dia "ao raha";-)
44. Herimiafina ( 08/06/2006 20:52)
Io koa retsy vale matetika ilay sipa matahotra hoe lasa divorcée, misy koa mantsy izay e!
45. Herimiafina ( 08/06/2006 20:53)
Misy to an'io fantatro akaiky e! Fa tiny ny vadiny an de mamono azy aza an!
46. diamondra27 ( 08/06/2006 20:54)
vale: tena misy raha ao ka!
jereo fa mety t@ fahazazany de nasiaka be ny dadany de le mamany miharitra foana; de iny image iny no hitan'ilay sipa refa lebe izy, de mitady olona mafy be, tia ady @ fiarahamonina , mikasitanana etc... satria izay no heveriny fa oe: en sécurité izy satria matahotra le lhl ny environnement-ny .Kanefa ny tsy hainy de oe: mifototra aminy izany besoin de sécurité izany de na de mikasitanana azy na mampijaly azy aza le bandy(= le vhv lasa objet, de tsy misy hasiny amin'ny lhl)de miafy le sipa satria hoy le lhl oe: mifona za tsy hanao intsony , etc... nefa afaka iray volana de mbola mamerina ihany.
Le vhv izany eto miaritra tahaka ny nataon'i mamany
47. diamondra27 ( 08/06/2006 20:57)
vale: de ny ao anatin'ny sain'ilay vhv io ihany koa de oe: tsy misy olona tia azy raha tsy io vadiny io ihany, satria mahay manambitamby= manome promesse le vadiny ,refa te-hilangolango le vhv izy. De voajono foana le vhv sady mino hoe: hiova izy izany.

promesse no nataon'ilay rangah fa tsy hoe: inona ary no ataoko mba hiovako @ toetrako?

somary HS ity satria mamaly ny kestion an'i vale 'za
48. Herimiafina ( 08/06/2006 21:05)
Contraire matetika no mitranga retsy ry DM raha psychologie no resahana klé.
ireny zaza no-brutaliser-na ireny lasa NEVROSÉ de mamerina ny nahazo azy amin,ny olontiany atay aoriana!
49. vale ( 08/06/2006 21:29)
DM & HM: merci annn,fa misy cas ohatran'io mihintsy manko dia mahalasa saina be ahy!:wink::wink:
50. diamondra27 ( 08/06/2006 21:30)
HM: aleo hipiripirina sao de mahazo eto 'za klé
51. vale ( 08/06/2006 21:30)
Herimiafina:

Io koa retsy vale matetika ilay sipa matahotra hoe lasa divorcée, misy koa mantsy izay e!

:roll:, ié mitombina!!


52. vale ( 08/06/2006 21:35)
Herimiafina:

Misy to an'io fantatro akaiky e! Fa tiny ny vadiny an de mamono azy aza an!

ie, indray2 koa ny fiaraha-monina, na resa-bola, na avy @ ankizy (zanaka) ihany koa!mmmmmh!


53. hniala ( 09/06/2006 05:55)
lemenakely:

ataovy afa-po tsara @ firaisana ara-nofo ny bandy e !matoa miodina dia tsy ampy izay!!!:°):°)



fangà tsy oe tsy met afapo ny bandy fa tsy maintsy miodine kely foana na afapo 100% aza. :evil:

ary ireny mpidongy ho afapo reny v moa mba manao izay mahafapo ny vadiny e ?

:?::?::?:
54. andri ( 09/06/2006 06:10)
Nyfahendreana dia tokony hananan'ny tsirairay! indrindra rehefa manambady izy!!! Mahay mandanjalanja sy Mandini-tena fa tsy tonga dia mitsara!!!Tokony ho matotra izany e!!!
Fa ny zavatra tsapako hoa ankehitriny dia tena miova ny fitondran-tena e!! Miala tsiny aho fa indrindra ny Vehivavy!! Tena betsaka no tsy manaja tena fa manenjika lamaody be fotsiny @ fitafy tsy maontina !!dia rehefa mba tenenin'ny lehilahy dia avo vava be e!!! Satria efa mitovy ny lahy sy ny vavy!!dia mifaninana @ ratsy fotsiny!!izay no mahatonga ilay tokatrano tsy milamina dia miafara any @ ditra!! dia na hendry aza ilay vady(lahy na vavy) @ voalohany dia lasa mametraka izay fanontaniana izay eto hoe ahoana no azahoana vady hendry???? TSY MATOTRA TSINONA EO @ FIATREHANA NY FIAINANA!!!!!!
55. hniala ( 09/06/2006 06:11)
vale:

tena misy le vhv hendry be nefa ny vadiny maditra!

fa ny mahalasa ny saiko d hoe: moa ve tsy mba mety tafintohana na tezitra(malahelo mazava ho azy) ireny vhv na lhl hitsankitsahin'ny vadiny ireny?
satria ny olombelona "vitsy" izany hoe mandefitra h@ farany izany, ary matoa ilay olona miharitra eo dia mety antony hafa(tsy fitiavana intsony)amiko aloha io an, fa toa tsy azoko an-tsaina mihintsy hoe @ maha-olombelona ve dia "mety" manaiky izay setrasetra hataon'ilay iray ilay victime?!

ny tiko ahatongavana dia >>tsy mahatoky an'ireny vhv ampijaliana ireny aho hoe tena hendry sy tena tia an'ilay vadiny foana fa matoa izy mijanona aminy eo dia "ao raha";-)


ny vhv hono refa une fois manambady d lasa matahotra ny ho irery avy eo (divorcée). Avy eo koa mbola miheritreritra oe ataoko aiza ny zanako, ho aiza aho refa tsy eo izy, sns. Donc ao foana "raha" e.

56. little ( 09/06/2006 06:33)
avia aty fa za hendry be!!!!!
57. pika ( 09/06/2006 06:45)
tsy mateza ny ankamaroan'ny tokantrano ankehitrony satria maro be ireo tsy mbola matotra tsara akory tsy mahafantatra ny zava miandry ao antokantrano

ny matetika miseho aza dia toa tsy sitrampony ny hanao mariazy oh fa toa ny fianankaviana no tena manery ankolaka sy ny manodididna

ny fitiavana efa vita sedra t@ zavatra marobe no mety aharitra fa raha mbola tsy nisy sedra aloha dia aza maimaika e

ny tena tonga lafatra koa anefa tsy misy fa anjaranareo koa no mifanabe rehefa tena tia dia misy foana ny marimaritra iraisana fa tsy misy didy jadona
ny toetra ratsy madinidika azonao ovaina rehefa tena tia ianao raha toa izany daholo dia mateza ny tokantrano
58. miranto ( 09/06/2006 08:46)
izao ny ahy no fantatro: raha te ahazo vady hendry an, de mangataka @ ANdriamanitra satria ny vady hendry no avy @ jehovah , izay no hitako ao @ BAIBOLY
59. Herimiafina ( 09/06/2006 11:07)
Ny zavatra ilaina dia ny fahatongavantsaian amin'ny responsabilité. Misy "responsabilité" be dia be tokony ho raisina ao anatin'izany tokantrano izany.

Ny zavatra hitako amin'izao izaho9 efa somary mandroso taona izao dai mbola misy foana ireo olona mandositra io responsabilité io e! Miezaka manipy foana ary asaian excuse isankarazany mihintsy hahafahana miala amin'izany.

Olona akamako tsy tononiko anarana eto iray izay izao rehefa miaraka izahay ka misy zavatra tiany hovidiana (ohatra: ampoule), dia omeny ahy ny vola ao amin'ny mpivarotra dia hoe : "ividiano azy hono io ampoule io, fa izy hono tsy sahy".
Renjekaky oo :{:{ tsy te ho responsable ilay fividianana nefa efa vavy be. :-D
60. Samoana ( 09/06/2006 11:40)
Ny fahitako azy indray ny mpivady mody "hendry" ivelany no mora misaraka na mpiady lava an-trano sy masiaka be amin-janany.
( ny "hendry" lazaiko eto midika hoe "maotina" )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1508