Ahoana ny fomba hahazoana vady hendry !?

21. Herimiafina ( 08/06/2006 18:17)
F'hita fa milay le celibat knou, ny tenako aza ve tsy vitako de andeha hitady hafa koa, aleo aloha ny tena ihany no opiana o? hehehehe:-D
22. fameusecousine ( 08/06/2006 18:20)
hehheh de ataovy matavy ny tena fa rehefa anitra de solo ehh :oops:
23. Herimiafina ( 08/06/2006 18:22)
Aleo matavy nataon'ny tena ihany toy izay mahia lany notsetsafin'ny vady o? :-D
24. diamondra27 ( 08/06/2006 18:24)
Misy olona maditra be, mamono vady, jiholamboto, tsy manaja etc... de mahazo an'ireny vady hendry be ireny matetika.

Tsy midika izany akory hoe: manaova maditra be sns an!
25. fameusecousine ( 08/06/2006 18:25)
f anaha tsy nisy no mahia fa tsy ny bandy kle ,,de aza de saro tahotra lotra ohhh.tsy ahalalla fiananan raha izany eh
26. Herimiafina ( 08/06/2006 18:26)
Siora ve retsy njy ry DM fa hendry be le vadin'ilay maditra?
27. Herimiafina ( 08/06/2006 18:27)
o ry fameusecousine an! zah angaha saro-tahotra izany, hafa ny matahotra, hafa ny degouté e!
ity fiainana capitalista be ity toa tsy tsara hananana vady tsony klé. hehehehe:-D
28. fameusecousine ( 08/06/2006 18:29)
hafa nu degoute sy ny fataliste fa tsy mitovy daholo ny olona ehhh ...tara eo ianao raha zany fona no ao an dohanao ehh ,,,
fa lay notion maditra relative be io annn...
29. Herimiafina ( 08/06/2006 18:31)
Io retsy tsy misy tara izany an!
Raha manenjika de possible tara fa ny ahy le manenjika mihintsy no tsy aoa ntsaiko e! hehehehe:-D
30. diamondra27 ( 08/06/2006 18:49)
HM: siora an'izany za e! zava-misy io fa jereo ange ny manodidina e! vitsy ny olona oe: samy hendry izy mivady

refa hendry le lhl de le vhv indray no manao ny ataony
tsy mitovy le langage d'amour e
31. Herimiafina ( 08/06/2006 18:53)
samy hafa anie ry DM ny atao hoe hendry sy victime e. Na maditar be aza ny vehivavy refa maditra be mamono ny vadiny dia victime foana izy e.

Dia mazava ho azy fa rehefa victime moa dia miseho mampalahelo foana dia toy ny hoe hendry be.
32. booboo ( 08/06/2006 19:00)
ié !
33. Fiffi ( 08/06/2006 19:04)
34. Fiffi ( 08/06/2006 19:06)
Herimiafina:
Dia mazava ho azy fa rehefa victime moa dia miseho mampalahelo foana dia toy ny hoe hendry be.
heu.....fa tena misy kosa aloha tena victime eh! fa tsy mody hoe hendry zany kosa eh! fa tena hendry....


35. Herimiafina ( 08/06/2006 19:11)
Misy koa izay kah, dans la pluaprt des cas, fa ny efa hitako misimisy koa de le efa voadaroka be nefa refa avotana dia izaho indray no vonoin'ilay sipa hoe aoka hono ny vadiny e! hehehehe:-D
36. diamondra27 ( 08/06/2006 19:12)
ka tsy resaka victime le lazaina fa oe: ahoana no atao hahazoana olona hendry? De io no zavatra hitako eo @ fiainan'ny olona ry HM a! HS ve 'za?

Misy sipa maontimaontina ireny de gaga aho sady velompanontaniana hoe: fa naninona ary izy no niaraka t@iny bandy iny(bandy maditsa be)?
somary manao resaka vantara eo le bandy de revo le vhv nefa le vhv ohatra hendry be!
37. Herimiafina ( 08/06/2006 19:15)
tsy afaka tsaraina aty ivelany sy amin'ny hita maso ny fahendrena retsy an, mets toi dans sa peau toute sa vie et tu veras hoe hendry izy sa tsia?
38. Fiffi ( 08/06/2006 19:17)
anjekaky ooo :{:{:{ ohatran'ny hoe tsy misy olona hendry tsony raha ny famakiako izao zavatra rehetra lazainareo zano an!
39. Herimiafina ( 08/06/2006 19:20)
Misy dia misy kah, ny olondrehetra dia manana anjara fahendrena fa ny olona mitazana no tsy mahita afatsy izay tiany ho hita na ditra na fahendrena.

matetika koa ny olona misaro-tava mampiseho hoe zah hendry refa hanao diplomatie amin,ny fiaraha-monina izay,
vitsy no misahy milaza fa misy tay ao antsalakany.
40. fameusecousine ( 08/06/2006 19:32)
andrekaky ry HM
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2805