Ahoana ny fomba hahazoana vady hendry !?

61. papala ( 09/06/2006 11:48)
Marina mihintsy ny tenin'i miranto :
"Ny VADY HENDRY DIA AVY @JEHOVAH'' . Raha misy olona tianao dia mivavaha mafy aloha ka raha sitrapon'Andriamanitra dia ho tanteraka tsy misy fahasamponana mihintsy ny hanatanterahana ny fanambadianareo !
Fa rehefa mitady vady koa aloha dia aza mijery :
1) NY HAREN-DRAY AMAN-DRENINY ?
2) ILAY MISEHO MIKIRAKIRA VOLA BE IRENY NA VAVY NA LAHY ? (fa tsy manana n'inoninona izy izay)
3) Ireny mora kotina kely ireny, vao kitiana dia tara ? Manaraka?
4) ILAY BE RESAKA BE MAMPIHESONA IRENY?

Betsaka fa tena izay aloha no hitako fa tsy dia mety loatra raha haka vady hiaraka aminao ho mandrakizay izany ?
62. vale ( 09/06/2006 12:58)
little:

avia aty fa za hendry be!!!!!
ihihihihihihih:wink:


63. soanja ( 09/06/2006 13:47)
Inona no atao hoe fahendrena? amin'ny fomba fisainana Gasy sa Vazah? Inona no mety aminao ka hantsoinao hoe hendry ny olona iray? Rehafa mazava be ireo def ireo dia hitantsika eo indray aiza no hanmpiana anao hitadiavana anazy.
64. nyrsi ( 09/06/2006 13:59)
Efa ela no nandiniako io fanotaniana io.
65. fameusecousine ( 09/06/2006 16:13)
amiko rehefa perfectionniste lotra de tsy ahita fahasambarana zany a ny vadinano hendry aza mety hevirinao maditra tellement ianao ohatra be prejuge sy jugement..tokony ny tenanao aloha no jerenao voalohany...ary maninona moa raha samy maditra na ny anakiray no maditra @ izay tsisy fausse attente na deception any aoriana ehh...efa fantatrao zay izy de ianao no mandinika toa zay olona be reska sy hoe hendry nefa tena mifanohitra @ izany:lol::lol::lol::lol:;-);-)
66. Silo ( 09/06/2006 16:25)
Ny hevitra hitako de izao:
\"Ny VADY HENDRY DIA AVY @JEHOVAH\'\'
Noho izany: angataho @ Andriamanitra hoe: Tompo, omeo ahy ny vady sahaza ahy,
Raha ataonao @ fonao feno fatokisana Azy tanteraka io de ho azonao izay tadiavinao;

Ary aza mandany andro mitady fahendrena ety ivelany izany, fa tsy misy ol tonga lafatra eto an-tany; fa samy manana ny defaut-ny avy ny tsi 1 x1,

Fa ny ol tena tia de izay mahay mitia ny ol 1 tel qu\'il est, ary mitia azy @ fahatsarany sy ny fahalemeny.

Satria izao: Ny ol afaka mifanambady de ny ol tsy mpihavana, ary mety tsy nifankahalala akory aza taloha, fa natambatry ny fitiavana de izay; donc Tsy mitovy fomba nitaizana, fomba amam-panao sns... ol mpiray tampo aza moa mbola misy tsy mifanaraka Inona no antony ? Anjarantsika no manohy azy, ...
Ny tiako lazaina de zao, tsy voatehy hahita ol mitovy hevitra na fomba fijery aminao ianao, ka eo no ilana ny comprehension, tolerance, perseverance,
67. Fiffi ( 10/06/2006 04:14)
fa tena misy kosa rangaha ny vady hendry an!
68. MTN ( 11/06/2006 13:16)
papala:

3) Ireny mora kotina kely ireny, vao kitiana dia tara ? Manaraka?



Papala: Kozy ve io?
69. Fiffi ( 11/06/2006 14:08)
rehefa matotra ka efa vonona ny hanambady ve tsy ho hendry ?
70. bobastyle ( 11/06/2006 16:53)
bravo Silo, voatsipikao ny tena izy, olona tsy mifankalala akory noho handeha hiara-dia 5, 10, 20....60 taona, koa io olona io ilay tianao, koa hataovy izay mahamety ny rehetra, raha boribory tsy tiany, dia hatao lavalava , inona ny holana. Isan'andro, ianao miova akanjo, misasa, isan'andro koa io fitia io mila kolokoloina, dia paradisa e, ary boriky daholo ny autour rehefa tena mifankalala tsara ianareo roa, ny fahendrena hiarahanareo roa mitady,tsy tonga lafatra daholo akory...maharetà amin'ny rehetra, raha tsy maharitra ny partenaire, dia lazao tsotra izao.. omeo fotoana koa izy hiova..
71. Fiffi ( 11/06/2006 18:39)
Silo: ^:^^:^
72. HESHA ( 12/06/2006 12:47)
Milay be le ady hevitra tato fa kasa tsy hitako kle.
Za zao le tsy naharitra saingy tsy natahotra ho divorcee, hihihihihi
Ity misy ohatra kely am le fiovaovan ny toetra, am fotoana hisedrana ny sarotra ny ol misy tsy mahatanty de misaraka fa ny an le ol zay tam zany paradisa sisa no tsy hitandrizareo, nony avotra ndray vo niova ny tantara fa hay mo misy zany hoe refa tafita de le 1 rery hono no tokony higoka azy fa tsy izy mitsam ????????
Jereo ihany zany fa aleo marina tonga de mahita hoe maditra iny (Tsy voatery hoe le manitsakitsaka kosa alou an, iny ndray ra za manokana tsy azo ekena mihitsy) fa azo leferina toy izay le hendry iny hay izy efa miandry zavatra hafa avy amin ny fiainanareo fotsiny. Beurkkkk aza manody ny goavy manta !!!!!!!
73. MTN ( 12/06/2006 15:10)
Silo: amen

Ny fanontaniako indray hoe tena ratsy tokoa ve le mora kotina kely ireny?
74. Fiffi ( 13/06/2006 03:28)
MTN:

Ny fanontaniako indray hoe tena ratsy tokoa ve le mora kotina kely ireny?
heu...mora kotina kely ahoana zany ? de handramo zany de ho hitanao eo koh!


75. Aino ( 13/06/2006 07:16)
le hoe tiako ianao na le tsssitsiit ve de miherika sy manaiky ny valiteny sa mora kotiana ahoana?
76. Fiffi ( 13/06/2006 08:08)
hummm! mba tiako fantarina any hoe mora kotiana zany an!
77. MTN ( 13/06/2006 13:02)
papala:

Marina mihintsy ny tenin'i miranto :
"Ny VADY HENDRY DIA AVY @JEHOVAH'' . Raha misy olona tianao dia mivavaha mafy aloha ka raha sitrapon'Andriamanitra dia ho tanteraka tsy misy fahasamponana mihintsy ny hanatanterahana ny fanambadianareo !
Fa rehefa mitady vady koa aloha dia aza mijery :
1) NY HAREN-DRAY AMAN-DRENINY ?
2) ILAY MISEHO MIKIRAKIRA VOLA BE IRENY NA VAVY NA LAHY ? (fa tsy manana n'inoninona izy izay)
3) Ireny mora kotina kely ireny, vao kitiana dia tara ? Manaraka?
4) ILAY BE RESAKA BE MAMPIHESONA IRENY?

Betsaka fa tena izay aloha no hitako fa tsy dia mety loatra raha haka vady hiaraka aminao ho mandrakizay izany ?




Jereo ny laharana faha-3.

Io no tiako tenenina. Hoe raha sendra mifanena sady tsy mifankahalala kosa ary ve? Amin'iny ihany ianao no mety afaka miresaka aminy satria mety mpandalo ihany izy. Dia tsy hampiresaka? Dia izy koa tahaka izay, dia tsy hamaly? dia iny izy roa no lasa mivady any aoriana any dia tsy vady hendry ve?
78. fameusecousine ( 13/06/2006 16:04)
aza mitady vady hendry fa tsisy intsony zany @ zao fotoana zao ehh..:oops:^^:?::?:
79. Herimiafina ( 13/06/2006 16:05)
fameuse: =))=))
Zah ary nahita kou, hehehehe:-D
80. pissoa ( 13/06/2006 16:16)
Ny hendry amin'i Herimiafina koa ve dia mba hoe hendry e :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0699