Ahoana ny fomba hahazoana vady hendry !?

101. soanja ( 04/08/2006 13:08)
Any ampiangonana ihany angamba no mety azahoana azy. Ireny mb ahitanao maotina be ireny e.:D:D
102. andria ( 05/08/2006 11:31)
raha ny marina dia samy manana ny endry @ ny tsirairay fa nieverako azy dia enoy fotsiny izay lazain'ny fo nao angamba refa revenao izy dia endry foana e(l)
103. prime ( 07/08/2006 07:49)
Mety ho mora hita ihany ilay vady hendry raha hendry ilay mitady...:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.21