Ahoana ny fomba hahazoana vady hendry !?
81. Herimiafina
(
13/06/2006 16:25)
Miankina amin'ny fomba fijery io kah, raha scientifiquement parlant de olona tsy mihetsika ampitoerana, tsy miteny tsy mivolana fa mihaino fotsiny sady tsy mamaly, iznay hoe robot programmable no atao hoe hendry! hehehehehe=))=))
82. pissoa
(
13/06/2006 16:28)
Ie - izany hoe aminao. Izay mihitsy no tsy mampa-hendry azy fa donendrina be fotsiny =))=))=))
83. Herimiafina
(
13/06/2006 16:51)
Ie, saika adinoko izay critera iray izay, donendrina, ary njy ty tena mahay mifidy vady mihintsy an! hehehehe=))=))
84. pissoa
(
13/06/2006 16:59)
Hihihi, ny vadinao zao no resaka eto fa tsy ny vadiko :twisted::-D:-D:-D
85. Herimiafina
(
13/06/2006 17:03)
Ao ary re e! =))=))
Hainareo ve ry zareo le hiran'ny tarika Ny Ainga iny hoe "tsy misy toa anao".
Dia raha fehezina dia rehefa tiana ny olona iray dia mody ho hendry foana eo imasonao e!
Ahoana moa ilay fomba fiteny ireny, "ny tiana mitombo tarehy" moa?
Dia toy izay ihany koa, leferinao izay ditra rehetra refa tinao le olona.

86. pissoa
(
13/06/2006 17:10)
Hihihi, ny an'lah zany tsy misy an-kifidy mihitsy fa ny fomba rehetra hahazoana vady hendry doly? Rehefa ao izy hendry wazy :-w:-D:-D:-D
87. Herimiafina
(
13/06/2006 17:16)
Ka izay kah, tsy azo atao toy ny hoe "izaho mitady vady fotsy" tsinona ny resaka toetra.
Misy mantsy ny personnalité dai misy ny caractère izay ampifangaroan'ny olona foana e.
Ny caractere tsy azo ovana, satria nentindrazana, genetika, sns.
Ny personnalité no azo ovana, ary ny fahendrena sy ny fahaditrana dia ao anatin'ny personalité avokoa izay miovaova arakaraky ny fotoana sy ny contexte iainan'ilay olona.
Dônky, rehefa ao izy dia hendry ho azy, satria ny fahendrena tsy caractère. okay? :wink:

88. pissoa
(
13/06/2006 17:20)
Koa raha mahita ny ditsan-lah ao izy dia mbola ho hendry ho azy ihany :-D:-D:-D
89. Herimiafina
(
13/06/2006 17:21)
ka refa maditra de tsy tokony hanambady kah, sa diso njay ve zah, hitsio ihany fa zah mantsy hono diso foana e! :wink:
91. fameusecousine
(
13/06/2006 17:42)
tsy dikany ho ah zany maditra zany na hendry zay tianao atao atao8O:*:*:*:*:*;-);-)
92. MTN
(
14/06/2006 00:26)
Hafa nge ry fameuse coussin izany vady, dia hafa ny sipa eh. Raha hidegany d aleo ohatran'ny kozian'i henri_miafina teo.
93. fameusecousine
(
14/06/2006 00:47)
ka mitivy ihan y io na vady na sipa ry Mtn AMIKO AHH...samy tsy hendry daholo :wink::-o:-o be resaka fotsiny ny sisa:lol::lol:
95. nyrsi
(
17/06/2006 14:28)
Pissoa: Zaho kanefa tsy tia haditra; ka mila vady mitovy amiko za!? Dia aona!?
96. Fiffi
(
17/06/2006 16:47)
nyrsi: ka mba nahitanao valiny mety ho anao hiany ve aloha t@ ireo voalaza rehetra ireo ?
97. Aino
(
23/06/2006 11:24)
nyrsi miareta miandrasa fa mety hisy tahak anao ihany any ho any fa sarotra hita.
100. nyrsi
(
04/08/2006 12:57)
I aino nilaza hoe:"Misy toa annao fa sarotra hita", Araky ny hevitrareo aza misy farany ve ny fahareta na fiandrasana an'ilay mitovy amin'ny tena. sa rehefa te-hanambady dia miroso nadia hoe: tsy dia tena ilay safidy na choix-nao iny no eo !?