FETY SY FIHAONANA

1. naritsimba ( 08/06/2006 15:27)
MIARAHABA ANTSIKAN NAMANA REHETRA0.

Dia miray soa ho antsika reatra ho salama daho sy hifankatinha ny namana rehetra.
NARITSIMBA
2. Fiffi ( 08/06/2006 15:31)
naritsimba: misaotra anao , de torak'izany koh! :)
3. Aino ( 08/06/2006 16:38)
merci any toi ary mirary ny soa tsara hindrindra ho anao ihany koa aho!!:-*:-*
Fanaina.
4. tisera ( 08/06/2006 17:20)
misaotra an'i naritsimba an ! Fa ahoana no hatao mba hifankatinhana :?:
5. ftma ( 08/06/2006 20:15)
Naritsimba: heveriko misy fety koa any dia efa saika hijery calendrier aho :wink:
Mirary soa sy fifakatiavana antsika rehetra koa
6. sasa ( 09/06/2006 04:22)
Dia mirary soa ho antsika rehetra izany koa :P
7. Fiffi ( 10/06/2006 04:40)
8. vale ( 10/06/2006 21:15)
naritsimba:

MIARAHABA ANTSIKAN NAMANA REHETRA0.

Dia miray soa ho antsika reatra ho salama daho sy hifankatinha ny namana rehetra.
NARITSIMBA
dia miarahaba an'i Naritsimba koa,d dia misaotra indd e!:-*:-*


9. Fiffi ( 11/06/2006 04:12)
10. mbaliana ( 12/06/2006 09:51)
hihihihi... tsy ratsy iny hevitra ray iny ry naritsimba :lol:
11. ravatorano ( 14/06/2006 08:25)
=D=D=D d torak izany koa e
fa aiza miisty moa nareo io razandry ah
misaotra eeeeeeeeeeeeeeeee
=D=D=D=D
12. glou ( 07/07/2006 13:05)

dia mirary soa na tsy azoko tsara aza ny tina hiaviana @ ty resaka atao eto ty ra naritsimba:P:P
13. MioraArielle ( 21/07/2006 07:18)
mirary soa sy ny hifankahita @ namana rehetra e! zay no tiana ambara letsy ry glou ah! hihihhihihi mba manala azy fa tena efa tsy afaka intsony fa teren'ny asa sy ny fotoana.
sady tsy manana matôs no notapahan'drizalahy ny connexion eh! de miandry tataka sisa vao afaka miditra. mba antsointsoy letsy fa hain'là ihany ny phone aty ampiasana ah

ravatorano> kely loatra zà de tsy hita ko! hihih
mazotoa daholo e!
14. glou ( 22/07/2006 05:06)

>miora Arielle> tena tsy tadidiko intsony ilay num fa mba alefaso any anaty boiteko na antsoy aho raha any ny numko okay eh
15. naritsimba ( 25/07/2006 05:26)
glou> kiiii de narin'là hatramin'ny numeroko ve letsy le!
ravatorano> eo ihany fa mbola mitolona amin'ny fiainana e! hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.386