Al zarkaoui

1. mandrindra ( 08/06/2006 06:58)
nanao fanambarana ny tv irakiana fa maty i abu moussa al-zarkaoui izay lehiben'ny al qaida ao irak. nanamarina io fananmbarana io ny miaramila amerikana. ny mpitsikilo jordaniana dia nilaza fa fiarahamiasandry zareo sy ny amerikana no nahafahany namono an'i zarkaoui.
2. Fiffi ( 08/06/2006 08:13)
be loatra koh ny terrorista maneran-tany , nefa aleo aloha hitandrina hiany fa indraindray de toa tsao ireny handrebirebena ny olona sa.... misy manko hoe maty hono i ra-anona de misy dementie indray avy eo..
3. Fanja1 ( 08/06/2006 09:51)

ABOU MOUSSAB AL ZARKAOUI, CHEF D'AL QAÏDA EN IRAK, A ÉTÉ TUÉ

BAGDAD (Reuters) - Le commandant des forces américaines en Irak, le général George Casey, a confirmé que le Jordanien Abou Moussab al Zarkaoui avait été tué dans un raid aérien américain et précisé que le corps du chef de la branche locale d'Al Qaïda avait été authentifié. Il a annoncé que les conditions de sa mort seraient précisées dans le courant de la journée, mais il a estimé que l'organisation du Jordanien, dont la tête était mise à prix 25 millions de dollars - soit autant que celle de son "émir" Oussama ben Laden - restait opérationnelle.
4. Fanja1 ( 08/06/2006 09:52)
Io vao² azoko farany zao Fiffi.
5. Fiffi ( 08/06/2006 10:16)
Fanja: misaotra akia an! fa henoko t@ vao2 teo koh le izy. :-*:-*:-*
6. mandrindra ( 08/06/2006 11:11)
kiii, za zany lazain'i fiffi fa manely tsaho le
7. Fanja1 ( 08/06/2006 11:19)
mandrindra mais non mba mampitandrina fotsiny izy :)
8. mandrindra ( 08/06/2006 11:23)
fa maninn rehefa za no manoratra dia mampitandrina izy fa rehefa i fanja1 dia milaza izy hoe efa henoko ilay vaovao :x
9. booboo ( 08/06/2006 11:26)
ooh le zaloux ! :-D
10. Fanja1 ( 08/06/2006 11:41)
mandrindra aza asina olana re ny @ izany e...ka marina anie ny nolazainy fa ndraindray misy mamely tsao e.. tsy ny eto fa na ny tv aza
11. Herimiafina ( 08/06/2006 11:45)
De mihevitra ve izy ireo fa izay no hanafongana io raharaha io.
Raha manavy ny zaza fa voan'ny tazo dia ny fanenana ny hafanana eo amin,ny vatany ve no fanafodiny, hehehehehe:-D
12. mandrindra ( 08/06/2006 17:26)
booboo, tena io be mihitsy aho ka

fanja1, ka ny sasany no manely tsaho fa tsy zah,na, :x

13. Herimiafina ( 08/06/2006 17:38)
mitandrema ihany ry zareo rehefa miresaka amina resaka toy izao fa voa-surveiller anie e!
Ny Service des Renseignements de Sécurité rehetra izao efa ao daholo mitazana.
14. soanja ( 10/06/2006 02:25)
mandrindra:

nanao fanambarana ny tv irakiana fa maty i abu moussa al-zarkaoui izay lehiben'ny al qaida ao irak. nanamarina io fananmbarana io ny miaramila amerikana. ny mpitsikilo jordaniana dia nilaza fa fiarahamiasandry zareo sy ny amerikana no nahafahany namono an'i zarkaoui.


Ka ahoana izany ny hevitrantsika maty ve izy sa tsia?


15. fijo ( 15/06/2006 18:32)
ka hoany amin'ny allah izy izany sa hoany amin'ny ralavavolo????
16. naughtyboy ( 15/06/2006 18:55)
za kalou de tsy resy lahatra reto sampampitsikilovana rikansa reto na de feheziny FBi aza ny 70% ny teknolojia fifandraisandavitra ary ampiny britanika @ MI6 mifehy ny 3/4 serasera ara satelita sns fa ny mitombina raha marina tkou io de nisy nanampy ry zareo tsy mbola zakany mantsy le antsoina we gorilla warfare aiza ko le laibany ankiray ry zao(Osama B.Laden) firy taona no tadiavany azy fa eee..
17. mandrindra ( 17/06/2006 11:05)
fijo, any ambanin'ny tany angamba no direktio an'i lery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1391