boulety
![](https://avatar.serasera.org/016c9520709ba0ebfd17cefe85761e54.jpg)
1. nenipita
(
03/06/2006 14:14)
ho hoa rey olona sao de mba misy mahay ny fanaovana sy ny re-7 momban'ireny boulette chinoise ireny kay e!
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 15:11
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
2. Fiffi
(
03/06/2006 14:29)
http://www.epicetoo.fr/page_recette.php?id=291 http://www.asiaflash.com/cuisine/cuisine.php?mara=009
de mazotoa eh! :)
de mazotoa eh! :)
![](https://avatar.serasera.org/62967292dde1f11623e1b8b892831338.jpg)
4. sipagasy
(
03/06/2006 15:16)
i fiffi anie ka tena touty klé mihintsy @ resaka kaly e!!!! hitany aby zaka anontanianao azy.
Merci drako e!!!!!
Merci drako e!!!!!
![](https://avatar.serasera.org/95ef09519533dd8810084543431efe72.jpg)
10. mandrindra
(
08/06/2006 17:17)
ity indray misy resety spesiala boulety. sahaly amin'ny mikararaka hena baolina norma ihany : ny totonkena sy ny tongolo maintso miaraka amin'ny sira sy dipoavatra azo asiana tongolo gasy voatoto kelikely fotsiny ihany raha tiana. dia mangalà ovy manta dia aper-o sahala amin'ny karôty. afanagaroy amin'ilay totokena ny ovy rapé dia ataovy boribory tsara dia endasina.
![](https://avatar.serasera.org/b67f113e8b3a9b8a559cb428c9c5aec3.jpg)
11. tisera
(
08/06/2006 18:30)
zà mbola tsy nahavita ilay re-7 natoron'i fiffi fa dia efa zatra manao ilay hena baolina gasy be foana : steach haché pur boeuf décongelé asiana tongolo gasy + oignons , zava-maitso isan-karazany dia vita na koa ampiana ovy voapotsitra dia asoka anaty lafarina kely sy atody nokapohina dia lasa catless. Fa dia efa hitako izao io boulety sinoa io fa ma...tsiro be ! Asa aloha raha hivoaka ohatr'ilay any Dago malemilemy eny @ mpivarotra dé lé atao anaty pain lasary:miam::miam::miam:
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
12. Fiffi
(
10/06/2006 05:33)
tisera: hampiana ovy ? heu... io ve tsy lasa miparika be akia rehefa handrahoana ?
![](https://avatar.serasera.org/0597d0ab9985ba2620ac279e0ed9072d.jpg)
13. Rafotsy
(
10/06/2006 05:42)
Salut daholo o !
Ny ahy koa ampiko ovy potserina ary asiko atody 1 na 2 mba hampitazona azy ! Tena matsiro !
Ny ahy koa ampiko ovy potserina ary asiko atody 1 na 2 mba hampitazona azy ! Tena matsiro !
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
14. Fiffi
(
10/06/2006 05:53)
heu... tena mbola tsy nanandrana an'io aloha zah an! fa de hojerena eo indray io .
![](https://avatar.serasera.org/b67f113e8b3a9b8a559cb428c9c5aec3.jpg)
15. tisera
(
10/06/2006 12:25)
Rà mifandanja tsara aloha ry fiffi ny hena sy ny ovy dia tsy potika izany mihitsy ka: avy eo ange somary fisahina é! izay vao asoka anaty lafarinina kely sy atody nokapohina dia toy ilay katlessy amindy eny an-tsena any Dago fa matsiro be io @ vary soa , pain lasary sns...
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
19. Fiffi
(
12/06/2006 18:52)
nety kah! saingy heu....somary niparitaka kely fa na izany aza :miam::miam::miam: :)