mitady namana mipetraka any alemana
7. diamondra27
(
07/06/2006 19:58)
fijo:andeha hijery mondial ngah toi? Tanjemo fa toa oe: mamely hono ny rubéole any @ faritr-i allemagne fa tsy tadidiko oe: côté aiza izy teo. Vao nolazain'ny radio androany maraina, ataovy tsara ny vaksiny vao mandeha any a! de ho anjy koaa ry cutie torak'izany : bon voyage de manao vaccin
12. tisera
(
08/06/2006 13:17)
zay tsy any alemana fa tsy dia lavitra ! Fa dia arakarak'ilay toerana aloha é! Raha Brlin na Francfort na Munich dé tena mbola la....vitra be ee! Fa Alemana aiza no handehanan'i fijo ? Soava-dia tokotrany aloha dia tongava soa é!
13. fijo
(
08/06/2006 16:47)
misaotra daholo e,munich na hambourg no tiako alefa,fa tsy hijery baolina ka.
15. xxx
(
19/06/2006 05:37)
za akia aty munich fa ovina dry no ho avy aty an , dia hipetraka ve sa mandalo fotsiny ok ary eh
17. xxx
(
20/06/2006 15:09)
za xxx koa , xxx ve diy tsy fantatry dry ry fiffi
ary mody fanina dray ry fiffi zany an
ary mody fanina dray ry fiffi zany an
18. Fiffi
(
20/06/2006 15:43)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]