mitady namana mipetraka any alemana

21. Fiffi ( 21/06/2006 05:29)
xxx: ndry akia tena tsy nampahita tory ahy mihintsy an! :( fa tena tsy aiko hoe iza marina an! ao akia mba hasio indice an! fa zah aloha tsy manary namana zany mihintsy an! andefaso hafatra ary zah an! :-*:-*:-*:-*
22. xxx ( 21/06/2006 06:11)
Fiffi.:-*
23. fijo ( 21/06/2006 19:04)
fantatro fa tia X ny alema,fa misaotra e
24. Fiffi ( 22/06/2006 04:11)
iza le xxx fa tena tsy kopy zah an! :(
25. fijo ( 22/06/2006 18:29)
i X ve?ilay eo alohan'ny Y ka
26. cutie ( 22/06/2006 18:43)
:-D
27. Fiffi ( 22/06/2006 19:19)
28. xxx ( 23/06/2006 06:26)
ie zay mintsy , ary tena mahalala ahy tsara ange fijo zany eh , hafa iany ny namana oa , raovina iany ianao no ho avy aty aminay aty eh , efa miandra ange zay eh
29. Fiffi ( 23/06/2006 06:29)
fa iza hoa ?
30. xxx ( 23/06/2006 06:33)
za oa i xxx
31. Fiffi ( 23/06/2006 20:35)
:-D
32. xxx ( 24/06/2006 18:15)
:-*
33. Fiffi ( 25/06/2006 07:10)
iza hoa ? :(
34. xxx ( 02/08/2006 08:59)
ka efa oe za kou!
35. Fiffi ( 02/08/2006 18:52)
36. bao22 ( 04/09/2006 08:18)
Za kou mba mitady namana gasy mipetraka aty Allemagne, raha mila précision de any @ iny faritra Constance, Bodensee iny, tô tsy mba mahita gasy any @iny faritra iny mints a.:?::D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8131