MBA MITADY OLONA HATANY FIANAR REHETSA MBA HIFANERASER

1. bongokely ( 11/06/2006 13:15)
akory aby .iaho de mpianatra avy hatany fianarana mianatsa aty ivelan'i madagasikara .tsara mihitsy ny fisian'ny site web tahaka itony hifaneraserantsika mianakavy.Ka mba mangataka an'ireo mpianatra tsy ankanavaka,izay efa nipetraka tao fianrantsoa ,na nandalo fotsiny aza ,na nianatra tao mba hifanoratra amiko sy hifaneraserasera .Indrindra indrindra fa ny ancien sy ancienne 'ny collège St joseph na collège st françois xavier.
zay fa miandry antsika o
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 13:57
2. Fiffi ( 11/06/2006 14:06)
tongasoa aloha i bongokely :) toa misy mihintsy ato raha tsy diso aho fa de aleo ry zareo zany no hamaly anao eh! :)
3. maso ( 11/06/2006 14:09)
Salama e,mba sendra nandalo za de nahita ny messagenao;za ko de nipetraka tao fianar tao taona maromaro fa efa aty france za zao.De faly hifanerasera aminao zany e
4. Ragadona ( 11/06/2006 14:15)
Dia tonga soa zany ry bongokely a. Efa tao fianar daholo ireto namana ato ireto saingy tsaratsara kokoa ianao mijery an ireny takelaka voatokana ireny refa mba te hanao dinidinika miavaka na mba te hametsovetso ny fahiny miaraka amin ireo mpiara nilalao vovotany. Karohy fa misy forum takelaka ahitanao sfx, herivelo ramamonjy, ranzavola, st zozefa, terak fianarantsoa, Isandra,Lalangina, Manandriana ........any ho any. Eto manko tsy dia natao hanaovana dinidinika resaka groupe ...Zany hoe zany mankany ianao no mba mitafatafa aminay eto koa e
5. Herimiafina ( 11/06/2006 17:42)
Iaho efa nandalo tao amin'ny St-Fra tao leitsy ka ahoana! Hiresaka ve e!
Tonga dia ataovy eto!
6. soanja ( 11/06/2006 20:55)
bongokely:

akory aby .iaho de mpianatra avy hatany fianarana mianatsa aty ivelan'i madagasikara .tsara mihitsy ny fisian'ny site web tahaka itony hifaneraserantsika mianakavy.Ka mba mangataka an'ireo mpianatra tsy ankanavaka,izay efa nipetraka tao fianrantsoa ,na nandalo fotsiny aza ,na nianatra tao mba hifanoratra amiko sy hifaneraserasera .Indrindra indrindra fa ny ancien sy ancienne 'ny collège St joseph na collège st françois xavier.
zay fa miandry antsika o


Manakory Bongokely. Kina ro malaza agny? Alifaso eto aby ny raha hotarognina, ahatagny aby zhao ona eto zhao. Tsa hita moa izity fa dia lavisa ny tany.


7. vale ( 11/06/2006 21:28)
bongokely: soa mdigna va? :oops: asa fa misy dinika manokana ao nefa tsy dia hoe fianarantsoa loatsa fa ny terak'i fisakàna (fandriana) ka asa fa raha mahaliana koa dia mandehana ao mba mitarogna e, samy zanak'i fianar ihany izany koah:)!
Tonga soa tokoa aloha izany:-*:-*, ary misy dia misy mihintsy ona hatagny fianar ato kah:) fa aza kivy ny mikaroka. "Dommage" zà tia mifandray be nefa tsy dia mahay ny teny loatsa , satria tsy lehibe tao! dia tsy hitako loatsa izay azo hatao an'i bongokely fa izay ny mba toro-hevitro an!:-*:-*
8. Fiffi ( 11/06/2006 21:55)
humm
9. Bariry ( 12/06/2006 00:04)
Tao Fianar tokoa ny eto ry Bongoely âh! Zah kouh zao de tao amindRakzavy (sfx) no nianatra. De ahoana izany:?:
10. Fiffi ( 12/06/2006 03:40)
Ragadona: ie ! marina aloha io lazainao io , sady heu.. tena tsy maharaka le fomba fiteny koh ny sasany. (tsy mahay) :)
11. nenipita ( 12/06/2006 06:27)
Manakory ra Bongokely. Ina ra no vaovao. Aho koa de mpianatra tao @ LRR ary nanohy nianatsa taty Tana De mipetraka eto Tana zao ary zaza notezaina sy tena zana'ki FIanarana mihitsy. Koa manao akory ra agny azndafy agny zao soa be varana any eko mianatsa zany anao ro agny moa efa manambady , miasa? Mba sambatsa rana anareo agny andafy agny zao e. Agnay de eto madina ro misiosioka
12. booboo ( 12/06/2006 09:33)
Fiffi > hihihihi vakiana miadana dia azo foana io ny farany
13. doudah ( 12/06/2006 09:55)
ka de manao akory ny agny andafy angny fa aty aminay a
14. doudah ( 12/06/2006 09:58)
akory salama tsara ve? agnay aty dago de salama tsara tsa magnanahy manao akory agny andafy agny raoba de mba manao akory zany andafy zagny e
15. xxx ( 12/06/2006 10:28)
Aho loha zalahy tsa avy agny fa mba nitoetsa ndroandroa andro tao dia raikitsa. Agnay anisan'ny mpisotro beksa tao Ambatolahikisoa tao rana. Koa manakory aby eee. Taia aby agnareo ro tsa hita hatrizay.

Vloma amin'izay ampela raika tavela ao Mazavatakona izay e.
16. Fiffi ( 12/06/2006 10:49)
booboo: heu...:-D
17. honooree ( 12/06/2006 10:50)
:lol: Akory re dah iaho koa iazo avy any ,akory ny mianatsa aty ve mbo mahafinaritsa ,agnay noa dia mbola etofianara ihany.fa raha toa ka afaka dia mety hoany Antananarivo hanony ny vita .Fa ianao izao aia? fa iaho ahatiky Ankafofa lahy.iano izao firy taogna?
Nahita anao taoto @serasera ia dia namaly ny fangatahanao.Izay ary no iza fa veloma mandrampihaona .Fa dia ny fahasalamagna no ady varoratra
18. Fiffi ( 12/06/2006 11:04)
mahay zavatra nareo kah! heu..miteny:)
19. Bariry ( 12/06/2006 12:20)
Raikitra dahlo ato ny vôkabilera! Mahafinaritra kah... Mampihomehy sy mahafapo ny mamaky azy... Kisaotra an'i Bongokely aloha ni-lancer an'ilay zavatra!=))=))=))=D=D
20. vale ( 12/06/2006 12:21)
Fiffi:

humm
indrisy fa mampisento tokoa, ry fiffi, atao ahoana moa:!: tsy hita izay hatao an'i bongokely azony siora aho fa mba manimanina an'le fiteny sy ny tanana izy koh! dia mila olona mahay le fiteny sy ny tanànan'i fianarantsoa sy izay mba olona fantany nipetraka tany,fa raha ts'izay dia lasa tsy mamaly ilay mba hetahetany:), normaly be izany koh!!!!!!!!



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4495