MBA MITADY OLONA HATANY FIANAR REHETSA MBA HIFANERASER
21. vale
(
12/06/2006 12:32)
Bariry:inona koa ny mampiome an'i bariry an'izany? :roll: tediavinao hiteny inona kosa izy? ko malahelo ny teny nahalehibe azy kosa izy koh!
Raikitra dahlo ato ny vôkabilera! Mahafinaritra kah... Mampihomehy sy mahafapo ny mamaky azy... Kisaotra an'i Bongokely aloha ni-lancer an'ilay zavatra!=))=))=))=D=D
"misaotra an'i bongokely lou ni-lancer an'le zavatra"!ihihihihihihihh=))=)),adala mihintsy :-D:-D:-*
22. vale
(
12/06/2006 12:37)
bongokely: fa kosa re te hisotro "ambodivoara" dia hanoraty ihany aho fa mahazo aho indray2 an!!:-*
23. vale
(
12/06/2006 12:49)
Bariry: ianao nilaza fa nipetraka tany dia mba resaho izy fa in koa ty lozana mitsikanikany ity,:-D:-D:-D ;-), sa mampiresaka ftsn? hein!:wink:
24. vale
(
12/06/2006 12:53)
vale:bongokely à: hay misy ho an'ny fianar fa izaho ro tsy nahalala:oops:, ireo voalazan'i ragadona ireo an! dia mazotoa eh!:):-*
bongokely: soa mdigna va? :oops: asa fa misy dinika manokana ao nefa tsy dia hoe fianarantsoa loatsa fa ny terak'i fisakàna (fandriana) ka asa fa raha mahaliana koa dia mandehana ao mba mitarogna e, samy zanak'i fianar ihany izany koah:)!
Tonga soa tokoa aloha izany:-*:-*, ary misy dia misy mihintsy ona hatagny fianar ato kah:) fa aza kivy ny mikaroka. "Dommage" zà tia mifandray be nefa tsy dia mahay ny teny loatsa , satria tsy lehibe tao! dia tsy hitako loatsa izay azo hatao an'i bongokely fa izay ny mba toro-hevitro an!:-*:-*
27. vale
(
14/06/2006 00:30)
Herimiafina::-D:-D:-D:-D tsy mahay miteny akory:P,:-D:-D
Iaho efa nandalo tao amin'ny St-Fra tao leitsy ka ahoana! Hiresaka ve e!
Tonga dia ataovy eto!
30. vale
(
14/06/2006 15:06)
doudah:doudah::-D:-D ny andafy zao hono dia mahavoany sitressy ka aia maikamaika fa sao dia;-),,,:-D:-D:-D
ka de manao akory ny agny andafy angny fa aty aminay a
31. Aino
(
15/06/2006 08:41)
na tahaka anay koa ve mety?
boganykely tahaka ny efa henoko io ps anao io!!
boganykely tahaka ny efa henoko io ps anao io!!
32. vale
(
18/06/2006 10:37)
Fiffi:fiffi: mety namana vao2 ngamba aky izy de tsy mahalala kosa à!!
Ragadona: ie ! marina aloha io lazainao io , sady heu.. tena tsy maharaka le fomba fiteny koh ny sasany. (tsy mahay) :)
33. Noslid
(
18/06/2006 11:22)
Bongokely! Tonga soa rann-ah! Ko raha de haresaka roa eto raha io ro mitohy. iaho tsa atagny fianara fa efa mba nipetraka to ihany eh. De arosoy ary ny resaka eh!
34. Fiffi
(
18/06/2006 13:21)
booboo:booboo: tena namaky miadana fa heu...:-D:-D:-D
Fiffi > hihihihi vakiana miadana dia azo foana io ny farany
35. miangola
(
18/06/2006 13:54)
honoreee!!! agnay hatagny fianar tsa mba mitarogna dah zao leka lehaka ty aaaa!!