Ny jôba ankehitriny sy ny foto-pisainany,,,,!

1. andoniaina ( 10/06/2006 12:31)
Miala tsiny @ izay jôba tandrifin'ity resaka ity fa de adi hevitra moa no atao eto.nisy jôba akama 1 zay,nirehareha be izy t@ vao vaky voalohany hoy izy taminay:vaky ihany reto izy ty à,faly be aho fa ohatran'ny hoe io foana no hampijaly ahy isan'andro eo,nefa le kôfa tsy nanambady azy akory.De mbô gaga hoe @ izao vanimpotoana iainantsika zao ny zvtra mamoafady retra taloha lasa rehareha am'zao,zany vhv tsy virjiny mbola tsy manambady zany taloha fahotana be mintsy nefa am'zao,jereo koa ny lhl raha tena manaja vady lazaina fa pasitera fa raha miaraka am'sipa betsaka de lazaina fa rôle,mba mivoatra mankaiza ary ty madagasikaran-tsika ty?Fa hono ho aho ry zavavy isany,marary be mintsy ve io zvtra io rehefa mbola tsy vaky é?ary le hamakiana azy 1 iny koa ve tsy marary be é? tsy aleo ve mihafy kely mandra-pahatonga any @ sehatry ny tokantrano é!:oops:8)8):lol::lol::x:cry::cry::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D.
novalian'i xxx ny 17/07/2006 08:31
2. diamondra27 ( 10/06/2006 12:58)
:-w:-w:-w

de 'za koa aloha manontany toy izany e!?
marary ve sa tsia?

Toa arakaraka ny nanaovan'le partenaire azy ihany ngambany io sa ahoana?
Rahatoa a maika ve le kof tsy harary le izy fa raha nasiany préliminaire mety mba nihafy ihany rafotsikely ngamba.

Aleo le namana hafa no hilaza misimisy
3. Fiffi ( 10/06/2006 13:35)
andoniaina:

.De mbô gaga hoe @ izao vanimpotoana iainantsika zao ny zvtra mamoafady retra taloha lasa rehareha am'zao,zany vhv tsy virjiny mbola tsy manambady zany taloha fahotana be mintsy nefa am'zao,jereo koa ny lhl raha tena manaja vady lazaina fa pasitera fa raha miaraka am'sipa betsaka de lazaina fa rôle,mba mivoatra mankaiza ary ty madagasikaran-tsika ty?
Tsy hitako zay hidiran'i Madagasikara @ zany an! satria hoe raha hanambady de mijanona virja zay vao mahazo mitondra voaly , nefa hatraiza hatraiza , heu... tena mbola misy ve zany ?


4. hesham ( 10/06/2006 13:43)

Na vaky io na tsy vaky tsy mahasakana ny lehilahy tsy hanitsaka anao izany indrindra raha efa tsy virjiny intsony ilay lehilahy tamin`ny nanambady anao.Tsy mbola naheno za hoe bandy virja alohan`ny hanambadiny koa.
Ny hitako indray raha virjiny ny vhv an , mirehareha be ilay bandy hoe ny vadiko virja , honera ihany ilay izy kanefa fantany tsara ianao fa tsy misy experiansy resaka fitiavana dia hijaly fa tandremo ihany , tsy hay na iny lhl noheverinao namaky anao sy vadinao mandrakizay iny no mpanitsakitsaka fa dia aretimpo no azo hoe takizay i anona navelako namaky ahy fa tsy i anona.
Za aloha efa tsy virja nanambady kanefa tsy olana tamiko ilay izy e , tsy nankarary ny saiko akory ary, soa ihany fa olona tiako sady tia ahy aloha no namaky azy ee zay angamba no tsy nampanenina ahy saingy indrisy tsy lasa mpivady izahay kanefa mbola mifankatia toy ny mpihavana .
Natao milamina be ny namaky azy ee , sady mando tsara , marary kely fa avieo mahita tsirony hihihih.
Ny sainao ihany mitondra an`io na joba ankehitriny ianao na joba taloha .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. fasaly ( 10/06/2006 14:21)
ando: tsisy mahandry zany eo e!
efa taloha beuh zany miandry ho vaky mbarapahatonga ny sehatry ny tokatrano zany:wink:
ny tsy vaky tsy maharary fa ny vakiana maharary:wink:
hihihihi! fi'ta wa ry fiffi tsisu hidiran'i madà amzany....
fa hono wa ry ando fa inona no tena fafiny amlay miaraka am vhv mbola virja, taoko lavaka mangodàna ihany dooly arpès ny varavarana io mihidy io:wink:
6. lapino ( 10/06/2006 15:25)
fasaly:
fa hono wa ry ando fa inona no tena fafiny amlay miaraka am vhv mbola virja, taoko lavaka mangodàna ihany dooly arpès ny varavarana io mihidy io:wink:

Misy ka! ;)
7. Herimiafina ( 10/06/2006 17:21)
ie, tena misy mihintsy!
8. fasaly ( 10/06/2006 19:19)
lapino: hummmmm mbo lazao ahy hoe:wink::P
hery mbo lazao fa zà mantsy mbola virja:°):wink:
9. vale ( 11/06/2006 00:29)
hesham: miombon-kevitra zah!:wink:
andoniaina: ary ny lhl hoà mitady vhv vierge foana nefa ny vhv manaiky foana na dia ilay akolahimbohatra be iny aza le naka vady anazy!tia tena tsssss:b:-D:-D
10. vale ( 11/06/2006 00:31)
HM&lapino< dia ahoana izany rehefa miteraka iny amzay izy, izany ve tsy hoe bye bye mon amour!!hihi!:lol::lol:
11. Ralay ( 11/06/2006 02:33)
:-w :@
12. Fiffi ( 11/06/2006 05:23)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
13. xxx ( 11/06/2006 06:26)
mahafinaritra ny mahita ny resaka hoe vergini na tsia, ary inona no maharary ny sns...fa mba aiza kosa ary wa ilay fomba fiteny hoe < endriky ny tranosy reharehan'ny tanana > Tsy misy tsara ohatry ny manambady ny mbola origine aloha e e e, ary mba tsy tsara kosa ny mahafantatra hoe : efa nisy nandalo tao, sa mba moramora kokoa ny mamnadalo amin'ny lalana efa vitan'ny Colas. Ny anay aloha dia tianay ny namorona lalana vaovao hatrany am-boalohany. Tianay raha izahay ihany no nanomboka azy.... Aza mba Zefa ihany e e e
14. Fiffi ( 11/06/2006 06:32)
aza mba Zefa hiany ahoana kay zany ry xxx ??
15. jajaf401 ( 11/06/2006 06:50)
raha azoko ny fizotry ny ady hevitra d'efa ho voavaly ihany fanontanian'i ando hoe mivoatra mankaiza ty gascar, manaraka lalana ihany zany;
satria efa tsy dia fahita loatra zany ny vhvv tonga @ tokantrano nefa mbola virja zany, mety efa zay koa angamba ,ny any @ tany lazaina mandroso, satria soa fianatsa ro !!!!!!
fa moralofication no mitondra zv-drehetra amizao eh,
lalam-piainana zany, efa tsy azo avadika koa !!!
16. diamondra27 ( 11/06/2006 07:05)
de marary ve hono sa tsia le izy e!
mety te hanandrana angah izy zany
17. STONG ( 11/06/2006 08:00)
Slt dol!
Ny fahitako azy ndray,to otrann'ny akanjo ihany lé izy kou( lamody e!!) Zé tsy maharaka lamody d to wé taraiky hono!!! D mtouvy ihany io,zé mbola tsy vaky hono ankehitriny tsy vhv,ny mifanohitra mou tsy lazaina tsony,ny kof mbola tsy nikitika d to wé tsy kof.
Ny talou,refa tonga eo @ toka-trano vo mahalala firaisana,fa ny @zo ftona,miray klou vo toka-trano.Na ny fomba fanao azy aza tsy mtouvy;talou mandry mahitsy tsara,fa @zo ftona..................
Io zvt io nefa tsoriko @nareo fa toy ny vola,plus for k nous,refa t ....d tsy misy mahasakana.Ka ra ny @ wé toka-trano alohan'ny fanambadina:-@:-w=((
18. fasaly ( 11/06/2006 09:05)
vale:

HM&lapino< dia ahoana izany rehefa miteraka iny amzay izy, izany ve tsy hoe bye bye mon amour!!hihi!:lol::lol:


hihihih! vale zay mintsy raha miteraka zany lay sipa vao maika tena bye pour toujours mon amour:wink:
19. fasaly ( 11/06/2006 09:08)
xxx: iza no manakana anao tsy hitady ny mbola virja:lol: mazotu mitady de mahità ny tadiavina:wink:
20. fasaly ( 11/06/2006 09:13)
STONG: tena hani'ni toi mintsy ny fandehanjavatra anketriny an! marina mintsy io, zao miaraka kalou vao tokatrano efa niova be ny fivoaran'ny fiainana mifankahafantatra mifankazàtra eny aloha fa mivady ka atao ahoana koa no ny tsy hiarahana amzany????

diamondra nga tsy narary sa mbola virja kounkou! marary io kou otran'ny no tsondromina ny antsy mahintsy8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9117