Ny jôba ankehitriny sy ny foto-pisainany,,,,!

41. fasaly ( 16/06/2006 10:51)
Fiffi:

fasaly:

hummmmm! hahatanty anzany ve ndry ry aino???:-w:-w:-w
fasaly: hummm ! fa ahoana akia no tsy hatanty an'izany izy ? heu...fa tena misy mihintsy manko tena mahatanty sy miharitra mba ho tojo io an!






fiffi: zany an! amzao toa efa maika dooly ny sipa kely sy bandy kely kouuuuu!
fa zà kosa kalou tany am 20 ans zà vao tsy nahary pery trony fa nahatanty ihany fa mba efa lasa lavitsa ihany ny ahy :°):°)
42. raton ( 17/06/2006 09:13)
zaho rangaha mbola hiaraka @ ilay sipa tiako be na de....;(l)tsy maninona fa reveko foana eh sa tsy izany ehhh:lol:
43. vale ( 17/06/2006 18:20)
fasaly:

silo: hihihihi tena marina zany e!
any antokatrano izy vao manao ny krizy adolesansa-ny de any izy mirifatra tsara, bien bien iny hevitrao iny an!:wink:
silo&fasaly> ié:wink:!=D


44. Fiffi ( 17/06/2006 20:35)
raton: hataovy zay mety eh!
45. xxx ( 18/06/2006 08:18)
silo:
Tandremo fa ny ol miditra tokantrano virijiny io indrindra no maditra refa manambady, satria zay vao mahita ny tsiron\'io zvt io
Tsy marina io. Rehefa te haditra ny olona dia maditra, na inona nataony na inona tsy nataony talohan\'ny nidirana tamin\'ny tokantrano. Ny fitenenin\'ny Ntaolo koa aza dia manao hoe Ny tanana zatra mitsotra, tsy afaka mivokona intsony. ;-)

Ny marina dia izao. Raha tsy niroboka tamin\'io ianao talohan\'ny tokantrano, dia heverin\'ny olona hoe olon-kendry ka tsiriritiny, ialonany. Hany ka raha solafaka kely rehefa tafiditra ao amin\'ny tokantrano, dia avy ny vavan\'ny mpanenjika sy ny tsy nahari-pery rehetra hiteny fa ny atao hoe hendry ihany no manondrana. Raha olona tsy nahari-pery no maditra rehefa manambady, dia tsy mahagaga ny olona, ka mandalo fotsiny ny resaka. Fa raha olona nanana ny hajanao ianao no solafaka, dia a la une ao amin\'ny Gazetin\'ny fokon\'olona.
46. Fiffi ( 18/06/2006 14:14)
zah koh aloha tsy d'accord @ io an! raha hendry foana ary le olona ka nahandry ny vadiny ny maha-virja azy , de rehefa hanana tokatrano indray ve izy vao hoe tena haditra ?
47. xxx ( 20/06/2006 10:07)
Silo:


tsy hitako alou ny plem na virj io na tsia, !

Fa ny fandrosoana ihany ny mitondra io,

Tandremo fa ny ol miditra tokantrano virijiny io indrindra no maditra refa manambady, satria zay vao mahita ny tsiron\'io zvt io, ary indrindra koa ra lhhy koa manao ny ditrany ao an-tokatrano, de .....
Rava ny tokantranony refa avy eo, vitsy mantsy ny lhlhy manaiky hitsakitsahin\'ny vhvy izany e!

Asa alou nareo refa mba nahita fa zah efa nahita maro (4) io miditra virijiny io, nefa refa mahita ny fihafiana ao an-tokatrano ao de lasa mampirafy, nefa tsy zany ny voady natao teo ambony alitara

Raha tolatrano haharitra no ilaina aza negligéna @ vaninandro izao intsony zany, Fa mila manaja tena foana,



tena marina io teny io, za zao tena tao anatiny mbola virj aho no nanambady , fa tena hitako hoe misy ny faharatsiany le tsy nandiha fitiavana tsara vao miditra @ le tokatrano , fa rehefa mahita ny fiafiana be ao izay vao misary gaigy,izany we tsy mbola manana traikefa @ le fitondrana ny fitiavana de mahalasa mivaralila e,
48. xxx ( 20/06/2006 10:31)
tena marina io teny io, za zao tena tao anatiny mbola virj aho no nanambady , fa tena hitako hoe misy ny faharatsiany le tsy nandiha fitiavana tsara vao miditra @ le tokatrano , fa rehefa mahita ny fiafiana be ao izay vao misary gaigy,izany we tsy mbola manana traikefa @ le fitondrana ny fitiavana de mahalasa mivaralila e,
Inona moa no hidiran'ny maha-virjiny anao talohan'ny nanambadiana amin'ny fihafiana ao an-tokantrano? Sa miafy ara-tsexe no tianao resahina?

Raha mihafy ara-tsex nefa no tianao resahina dia tsy mitombona mihitsy ny lazainao. Tsy mirindra ilay hevitra. Ny olona efa nahalala sexe talohan'ny fanambadiana no tokony mahatsapa fa miafy ara-tsexe ao; indrindra moa raha tsy ilay lehilahy nanaovana voalohany no novadiana, lasa manao fampitahana. Fa raha tsy nahalala izany sexe izany ianao talohan'ny fanambadiana, dia ho anao izay atolotry ny vadinao.
49. Fiffi ( 20/06/2006 11:19)
xxx:
tena marina io teny io, za zao tena tao anatiny mbola virj aho no nanambady , fa tena hitako hoe misy ny faharatsiany le tsy nandiha fitiavana tsara vao miditra @ le tokatrano , fa rehefa mahita ny fiafiana be ao izay vao misary gaigy,izany we tsy mbola manana traikefa @ le fitondrana ny fitiavana de mahalasa mivaralila e,
heu.... ny an'i xxx indray aloha zany de tena hafakely an! fa ahoana koh zany hoe "nihafihafy" zany ? hay enao zany mihafihafy tsy ampy ....ka maninona raha lazaina @ vadinao zany ? hainy tsara ny hanova an'io raha miresaka aminy enao fa tsy hoe andeha hivaralila ho aiza ?


50. xxx ( 17/07/2006 08:24)
xxx:

Izao no mba hevitro ry namana isany.

Voalohany Ho an'ny Kristianina dia mijangajanga izany manao firaisana ivelan'ny mariazy izany. Matetika dia heverin'ny olona fa ny mampirafy ihany no mijangajanga, fa tena izy koa io.
---> Didy folo: Aza mijangajanga.

Faharoa Tsy fantatro izay fafiny amin'ny lehilahy resahin'i Lapino sy i Herimiafina, fa alaiko an-tsaina fotsiny hoe raha indray andro any, aza misy anie izany, na tenin-katezerana fotsiny aza no hitenenan'ny vadiko amiko hoe: "Ahoana moa no hinoako izany, fa izaho angaha no niray taminao voalohany?" Dia inona no holazaiko? Mety tenin-katezerana io, fa midika tsy fahatokisana ihany koa. Dia hanao ahoana ny tokantranoko ao anatin'ny tsy fahatokisana toy izao. Mety mahateny an'io nefa ny lehilahy.

Fahatelo Efa tsy naharitra an'io ny tenako, nefa tsy mbola manambady; fa tsy antony hitenenako akory izany hoe efa izay no lamaody, na hoe tsy misy maharitra an'io izany, etc. Raha tsy vitako ilay izy dia mety ho vitan'ny hafa. Ny ratsy dia mijanona ho ratsy na dia efa nataoko aza. Ka hoy aho amin'ny zandrikely mbola tsy nanota toa ahy tamin'io lafiny io hoe: aza mijabaka :wink:
Aino:

tsy aleo ve mihafy kely mandra-pahatonga any @ sehatry ny tokantrano raha izany ny fandehany!!
Tsara ilay tanjona =D


Izaho klou de kôf . :? Ary tena miombon-kevitra 100% @'io hevitr'i xxx io. Fantatro ry zareo fa heverintsika ho lany daty io resaka "virginité" io, fa za manokana de manome lanja be azy io.



Manarak'izany, ity koa misy foto-pisainana "mahatsikaiky" tsy mety afaka ao an-dohako ( tsarao hoe diso ve za sa ahôna ! ) : izaho aloha de mbola celibany, ary za de maniry mafy dia mafy ny hanana vady "vierge" any aoriana any, na koa farafaharatsiny "sipa nanome lanja io virginité io t@ fahatanorany" na de solafaka aza. Io de isan'ny "critère" leibe hi-tsarako ny sipa izay ho-kôtiko, alohan'ny zavatra hafa toy ny fari-pahaizana, ...

"mahatsikaiky" hoy aho satria visty ny bandy mitovy hevitra amiko amin'io.


ka hafatra farany : tsarovy fa [size=20px]tempolin'Atra ny tenantsika[/size]
51. xxx ( 17/07/2006 08:31)
suite du précédent message (cad du même auteur ) :
seulement dommage chère xxx ( la fille ) ke je ne peux pas voir ton vrai pseudo. ( même si tu m'interesse ). Moi-même, je n'osait pas me découvrir car j'ai un peu parlé de ma vie personnelle, ainsi que de mes plus profondes convictions.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6143