Ny jôba ankehitriny sy ny foto-pisainany,,,,!

21. Aino ( 11/06/2006 12:53)
tsy aleo ve mihafy kely mandra-pahatonga any @ sehatry ny tokantrano raha izany ny fandehany!!
22. fasaly ( 11/06/2006 18:03)
hummmmm! hahatanty anzany ve ndry ry aino???:-w:-w:-w
23. diamondra27 ( 11/06/2006 20:14)
iza daholo le club virj ato moa?
24. mamzelkely ( 12/06/2006 05:21)
diams za anisan le club des virj :°)

ka io zany zay tiny le sipa io ampahafiriny vhv nefa amizao no mahatody ny mahavirjiny azy alohany toka-trano e :-w ts hitako zay blem amizany

nefa ts haiko alou fa za ko mbola virja miaraka a fasaly ee :@ :°)
25. diamondra27 ( 12/06/2006 06:12)
mamz: :P ary aiza le sefo ny virj?

Tsy misy ohatran'ny virj ihany kosa aloha e!
misy lhl 35ans izy mbola virj foana
26. naughtyboy ( 12/06/2006 06:45)
maro2 ihany ko kay no virj ato zany fa aiza ry diamondra io klioba io fa za ko te isoratra anarana ..humm mahalina
27. mamzelkely ( 12/06/2006 07:13)
diams aa ho avy eo ny sefonay fa mbola sahirana kely hono izy

naughtyboy mila miresaka am sefonay enao zany :-D:-D
28. diamondra27 ( 12/06/2006 07:18)
naughtyboy: ié, fa tsy haiko na mbola misokatra ny inscription na tsia

sefo virj a! aiza enao fa misy hisoratra anarana hono ato e!
de biz manokana tokoa fa efa elabe tsy nitafa; tsy manadino e!
29. naughtyboy ( 12/06/2006 08:02)
misaotra manokana kou diamondra fa tsy adino zany njy, tsy we elaela akory fa eo anelanelany mahasoa sy mahafinaritra ka revena tslem eny fotsiny ny kozy e
30. diamondra27 ( 12/06/2006 08:56)
naughty:8)8)8) cool
31. Silo ( 12/06/2006 14:40)

tsy hitako alou ny plem na virj io na tsia, !

Fa ny fandrosoana ihany ny mitondra io,

Tandremo fa ny ol miditra tokantrano virijiny io indrindra no maditra refa manambady, satria zay vao mahita ny tsiron\'io zvt io, ary indrindra koa ra lhhy koa manao ny ditrany ao an-tokatrano, de .....
Rava ny tokantranony refa avy eo, vitsy mantsy ny lhlhy manaiky hitsakitsahin\'ny vhvy izany e!

Asa alou nareo refa mba nahita fa zah efa nahita maro (4) io miditra virijiny io, nefa refa mahita ny fihafiana ao an-tokatrano ao de lasa mampirafy, nefa tsy zany ny voady natao teo ambony alitara

Raha tolatrano haharitra no ilaina aza negligéna @ vaninandro izao intsony zany, Fa mila manaja tena foana,
32. Herimiafina ( 12/06/2006 18:20)
Mba hanipazo iray amin'izany joba ankehitriny izany hoe zah experimenter-ko kely fa toa ahitana karazanjavatra ilain'ny siansa izy izany klé. hehe=))
33. pissoa ( 12/06/2006 18:36)
Herimiafina wa Herimiafina eny foana e :-w:-D:-D:-D
34. fasaly ( 12/06/2006 18:43)
silo: hihihihi tena marina zany e!
any antokatrano izy vao manao ny krizy adolesansa-ny de any izy mirifatra tsara, bien bien iny hevitrao iny an!:wink:
35. Herimiafina ( 12/06/2006 19:14)
pissoa:

Herimiafina wa Herimiafina eny foana e :-w:-D:-D:-D


Efa voavinako aratsiantifika fa hiteny an'io i pissoa! hehehehehe=))=))

Ny mahagaga ahy amin'ity resak ity dai efa tamin,ny andron'i dadabeanay no nisy resaka mitovy amin'izao mihintsy dia niresaka momba ny Joba ankehitrinin-dry zalahy ry zalahy tamin'izany e!
36. Fiffi ( 12/06/2006 20:14)
de mitohy foana zany le resaka koh !
37. xxx ( 13/06/2006 05:04)
Izao no mba hevitro ry namana isany.

Voalohany Ho an'ny Kristianina dia mijangajanga izany manao firaisana ivelan'ny mariazy izany. Matetika dia heverin'ny olona fa ny mampirafy ihany no mijangajanga, fa tena izy koa io.
---> Didy folo: Aza mijangajanga.

Faharoa Tsy fantatro izay fafiny amin'ny lehilahy resahin'i Lapino sy i Herimiafina, fa alaiko an-tsaina fotsiny hoe raha indray andro any, aza misy anie izany, na tenin-katezerana fotsiny aza no hitenenan'ny vadiko amiko hoe: "Ahoana moa no hinoako izany, fa izaho angaha no niray taminao voalohany?" Dia inona no holazaiko? Mety tenin-katezerana io, fa midika tsy fahatokisana ihany koa. Dia hanao ahoana ny tokantranoko ao anatin'ny tsy fahatokisana toy izao. Mety mahateny an'io nefa ny lehilahy.

Fahatelo Efa tsy naharitra an'io ny tenako, nefa tsy mbola manambady; fa tsy antony hitenenako akory izany hoe efa izay no lamaody, na hoe tsy misy maharitra an'io izany, etc. Raha tsy vitako ilay izy dia mety ho vitan'ny hafa. Ny ratsy dia mijanona ho ratsy na dia efa nataoko aza. Ka hoy aho amin'ny zandrikely mbola tsy nanota toa ahy tamin'io lafiny io hoe: aza mijabaka :wink:
Aino:

tsy aleo ve mihafy kely mandra-pahatonga any @ sehatry ny tokantrano raha izany ny fandehany!!
Tsara ilay tanjona =D
38. pissoa ( 13/06/2006 05:23)
Herimiafina:

Efa voavinako aratsiantifika fa hiteny an'io i pissoa! hehehehehe=))=))
Hihihi, tena siora ve ialahy fa aratsiantifika ? :-D:-D:-D


39. Fiffi ( 13/06/2006 05:42)
fasaly:

hummmmm! hahatanty anzany ve ndry ry aino???:-w:-w:-w
fasaly: hummm ! fa ahoana akia no tsy hatanty an'izany izy ? heu...fa tena misy mihintsy manko tena mahatanty sy miharitra mba ho tojo io an!


40. andoniaina ( 15/06/2006 15:03)
Slt doly nareo!faly miarahaba antsika namana retra tonga eto aho.:D:D:D manaiky aho fa tena tany an-dalampandrosoana ny malagasy,nefa ity mba tsarovy:ny malagasy tena tia ny taranany,ary miezaka mandrakariva izy mba hitondra ny taranany @ lalana mahitsy sy fantany fa tokony hahasoa azy reo:!::!:.Hiteraka nareo de hahita hoe manao ahoana ny fihetseham-poko raha mahalala hoe efa tsy madio tsony ny zanako vavy no niditra @ sehatry ny tokantrano.am\'nareo reo moa zany mety hisy hamaly hoe:koa zany zao no lamaody ko,am\'zay koa nareo mety hametra-mpanontaniana hoe:ty zanako ty ve zao ao a
natin\'ny \"CLUB DES VIRJA\"sa\"SEFO DES VIRJA\":-@:-@=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1843