mbola fitiavina ihany

1. xxx ( 13/06/2006 17:47)
hatraminizay d niaraka t@ olona tiako foana za nefa tsy d mampiseho fitiavana loatra ry zareo , ary tsy fantako akory we tia ahy izy ireo, fa mametraka fanontaniana foana za we tia ahy v ity bandy ity , @ zao fotoana zao anefa dia misy lehilahy tia b ahy nefa tsy tiako loatra izy , raha hiaraka @ olona tsy d tiako loatra v za d ho diso nefa mihevitra za we miaraka @olona tia ahy za no sambatra noho hiaraka @ olona tsy d miraika @ko nefa? mangataka sosokevitra aminareo zay mba efa nandalo t@io experience io, sy izay misy commentaire atao! , misaotra betsaka
novalian'i miantra ny 16/06/2006 13:44
2. fameusecousine ( 13/06/2006 18:07)
HEHHEHEH ...AZA ATAO A LA PIGE LAY FITIAVANA FA TSY METY KA
3. fasaly ( 13/06/2006 18:48)
matetipitranga io tranga raika io e!
fa matetika ny oul tsy de tina foana no lasa hiarahana an!:wink::°)
4. sakaizakely ( 13/06/2006 18:58)
rehefa ela ny ela dia mbola ho tojo ny tia sy tina ihany ianao e ! Mahandrasa kely fotsiny. tsy mety kosa izany hoe tsy tinao le oul nefa dia iarahana. Vetivety ianao dia leo sady manenina fa mandainga aminy, sa ve dia hoe te hanome fahafahampo an'ilay oul tia anao fotsiny, nefa ianao tsy afapo. Sady rehefa tsy tinao le oul de tsy te- hi:* aminy tsara ianao dia ho fantany ihany. Sady tsy milay ny ...
5. Fiffi ( 13/06/2006 19:38)
heu....toa efa nisy dinika tahakan'ity atsy ambadika atsy an!
6. Herimiafina ( 13/06/2006 22:49)
MIaraha foan fa mety ho tinao ihany izy ny iafarany e. hehehehe:-D
7. lapino ( 13/06/2006 23:07)
Hummmm, aleo ve mitia sa tiavina ? :wink:
8. Herimiafina ( 13/06/2006 23:11)
Mety daholo kah, miankina amin'ny olona io, izaho ziao le mitia no reveko fa le tiavina gravy be indraindray!
9. MTN ( 14/06/2006 00:18)
Mety daholo rehefa mbola tsy misy ny olana. Ny olana fotsiny no ialao. Sa sady tsy tianao no tsy tianao aza, mba manala azy eh.
10. fameusecousine ( 14/06/2006 00:51)
ale osady tsy asian tia sy tiana zany fa de ny saka ohatra na ny vorona no atao namana ..mety milay ka,,tsy hoe mamitaka na hoe tys tiana sa ahona hoy nareo:lol::oops::lol:
11. MTN ( 14/06/2006 00:54)
zoophile tsy migany. Tsy misy :* sa ahoana hoy nareo
12. Lalah ( 14/06/2006 01:53)
xxx, tsy d azoko tsara ny fandehan ny tantaran i toi, raha reciproque ilay fitiavanao sy ilay tena tianao, dia ilay tena tianao hiarahana, mazavament evidahoazy koa moa zany, si non, aleo miaraka amin ilay tia anao nefa tsy de tianao, fa rehefa ela lasa tianao foana, surtout hoantsika vhv mora mitia noho ny lhl. Hijaly manko ianao raha vao minsiste amin ilay tinao nefa tsy de tia anao, tsy adala ny olona nanao hoe raha iray no tsy tia mitoto- oba hatavy. @ zay fotoana zay anefa aza manao fampitahana mihintsy hoe ilay iray zao zao an! ity nefa m....!eny e mety misy eritreritre mandeha ihany fa ny tsara de mignorer ny ratsy rehetra aminy, fa afaka enimbolana lasa favy daholo izay aminy rehetra. Lazao aho rehefa tapakevitra toi :P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P
13. soanja ( 14/06/2006 02:51)
Ny fiarahana amiko tsy azo atao forcing. Mahavariana be ahy ny mahita olona mi-insiste hiaraka amin'ny olona tsy tia azy na vice versa. Ohatra ny fandaniam-potoana be izany sady fitadiavana aretinan-doha. Ohatra ny tsy mety amiko ny hanao firaisana raha fantatro hoe tsy tia ahy ilay olona na hoe za tsy tia an'ilay olona. Tsy hisy zavatra vanona ho vita mihitsy eo raha ny fahitako azy. Ny fiarahana dia tokony ao anatin'ny fifankatiavana. Nefa iza tokoa ny mahalala fa be ny raha hita amin'ity fiainana ity.
14. lapino ( 14/06/2006 03:02)
soanja:
Mahavariana be ahy ny mahita olona mi-insiste hiaraka amin'ny olona tsy tia azy na vice versa.

Inona kay ilay vice-versa? Hoe mi-insiste tsy hiaraka amin'ny olona tia azy ve?
15. mamzelkely ( 14/06/2006 04:55)
za alou de mi-conseiller hoe miaraha satri iny ange refa miaraka eny dia mety ho tiano ihany ee nefa asa alou fa zvt efa hitako tamin'ny manodidina ihany izy io fa teny ampiharahana teny de ôtrany nitsiry ihany le fitiavana eee fa eritrereto tsara alou ;)
16. diamondra27 ( 14/06/2006 07:41)
aleo angamba miaraka amin'ilay olona tia anao e!
de aza kitakitaina izy fa mampalahelo satria efa mba mandefitra sy tia anjy.
Manaova effort kely fotsiny de mitovy ny longueur d'onde.
De tanjemo sao mifanena @ ideali-njy fa tonga de tsy mahatana njy fa manaraka ho azy an!
satria matoa le olona io tsy de tianjy loatra de misy zavatra ao aminy izay manky araka ny attente-njy, de iny fenoina, anjaranjy no mameno ny banga eo aminy sy mandefitra kely ary manao concession, izany no mahampifankatia an'ny mpifankatia, fa raha tonga de oe: 'ty tiako izy tsy ho tia anjy mihitsy raha tsy hoe: tena rare le cas ohatran'izany

"tao-trano tsy efan'ny irery" de ampio izy hanampy
bon courage
17. Fiffi ( 14/06/2006 11:03)
xxx:
hatraminizay d niaraka t@ olona tiako foana za nefa tsy d mampiseho fitiavana loatra ry zareo , ary tsy fantako akory we tia ahy izy ireo,
heu....tena tsy hitako izay hiharahana @ olona tsy fantako akory na tia ahy izy !!!!Fa matoa ve miaraka tsy misy fitiavana ao eh ???


18. Silo ( 14/06/2006 13:20)
xxx > aza atao kilalao ny fitiavana indrindra fa ny hoavinao e!

Amiko aza mandany andro @ olona tsy tia anao izany, raha oh ka voaporofonao tokoa fa tena tsy tia anao ilay olona miaraka aminao, satria misy anie ireny lhlhy ireny mahay manafina ny tena fitiavany satria matahotra hono sao de ho hararaotin'ny sipa raha miseho fa tena tia eo, ka testeo aloha izy sao de mba mitovy cas @ izany.

Rehefa tena hitanao fa ilay fitiavana anao mihitsy no tsy misy aminy, de tsara ho anao mitia ilay olona tia anao nefa tsy tinao, fa rehefa mandeha anie ny relation de ho hitanao ny mahasamihafa izy 2 lahy, de ho lasa tinao ihany izy,
19. soanja ( 14/06/2006 15:22)
lapino:

soanja:
Mahavariana be ahy ny mahita olona mi-insiste hiaraka amin'ny olona tsy tia azy na vice versa.

Inona kay ilay vice-versa? Hoe mi-insiste tsy hiaraka amin'ny olona tia azy ve?

Na hoe miaraka amin'olona tia anao nefa tsy tinao. Izay ilay tiako resahina Lapino a. Satria raha ny fahitako an'izay dia mety ho maro be ny olona tia ahy dia hiarahako daholo ve izany? nefa tsy mahatsapa n'inona n'inona aminy aho. Mino aho fa raha nisy ny fiarahana dia nisy fifankatiavana kely ao saingy mety tsy mitovy ny habetsany.


20. Zina ( 14/06/2006 15:43)
Miaraha @ ilay olona tianao sy tinao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.531