mbola fitiavina ihany

21. xxx ( 15/06/2006 08:39)
o ry zina a! ka raha nahita olona tia ahy sady tiako aho d tsy nametraka anio fanontaniana io , satria ny olona tiako rehetra hatraminizay d tsy d miraika @ko daholo , fa miafy sy manao ny impossible foana za , en plus tsy vitany efa miafy fa mbola lany vola koa ny tena , manao zavatra mba ahatonga ilay olona ho tia anao ,manao ezaka ny tena nefa tsy misy valiny , ka zay nahatonga ahy ilaza we maninona indray raha tsy olona tena tia ahy io no hezaka tiavina raha mety fa toa voamafy sady lasa marary fo ny tena @ n ilay olona tiako ! mampalahelo ilay izy ka haleo miezaka @ zavatra possible indray
22. soanja ( 16/06/2006 05:11)
Mino aho fa misy tandrify anao tsara any fa manana fotsiny faharetana. Aza maika miaraka amin'olona tsy atokisanao fa ampy hanome anao ny 100% tadiavinao amin'ny fiainana dia ny fitiavana sy fahafaham-po iraisana. Ka io farany io mety ho sarotra ny ahazoanao azy raha misafidy hiaraka amin'olona tsy tinao ianao.
23. miantra ( 16/06/2006 13:44)
Ny ahy ny hevitro inadry dia ilay fiarahana rehefa any aoriana no jereko, fa diniho hoe inona no antony tsy tena itiavanao ilay olona tena tia anao dia arakarak'izay no fanampahankevitra atao.
Hazavaiko: tsy misy olona parfait izany, ka raha ilay défaut kely tsy dia itiavan-dry azy loatra ohatra azon-dry leferina fa tsy important amindry dia tsara kokoa ny miaraka amin'ilay tia an-dry , fa hitombo ho azy ny fitiavandry an'io olona io.

Raha ohatra kosa ilay défaut tsy hitiavandry azy tena important dia avelao fa mandratra olona fotsiny indry sady tsy ho sambatra mihitsy.

Ataovy an-tabilao mihintsy hoe ireto ny qualité sy ny défaut an'i N°1 ohatra, dia ataovy toy izay koa i N°2..., dia jereo amin'ny saina tony hoe inona avy ny important sy ny besoin andry na ara-pitiavana io na .... Mety hanampy io raha tena sincère amin'ny tenan-dry indry. Kanefa moa io fitiavana ka dia sarotra ihany!!!
mahereza e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3087