Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
jajaf401
(
18/06/2006 03:20)
FETY DES PERES
Hafaliana hatrany no itondranay izao fiarahabana manokana ny RAY REHETRA eto @ tany sy ny Fanjakana fa TRATRY NY FETIN'NY RAY eh!
Tsongaina manokana isika RAIN'NY SERASERA sy ny AKAMA RETRARETRA HO R...
suite
répondu par Samoana le 19/06/2006 12:30
Fiffi
(
18/06/2006 02:41)
FETIN'NY RAY
Dia faly miarahaba anareo [b]RAY sy izay ho RAY [/b] rehetra . Ho tahian'Andriamanitra daholo @ adidy aman-draikitra izay hatao . Mirary soa ô ! :-*:-*:-*...
suite
répondu par mandrindra le 05/07/2006 13:54
ds
(
17/06/2006 20:31)
Fomba ahafahana mijery mundial any am-piasana
Haitao ampiasaina : P2PTV (fifampizarana horonantsary fahitalavitra)
Fitaovana ilaina :
- mpampiasa tsy masiaka :)
- aterineto (ADSL/LAN)
- takaro [url=http://download2.tvants.com/pub/tvants/tvan...
suite
répondu par angellojim le 22/06/2006 10:43
cinthia
(
17/06/2006 19:57)
Mitady ny tononkiran'i Tovo J'hay"Hatreto"
Salut daholo e
Mitady ny tononkiran'i Tovo J'hay ilay hoe "Hatreto" iny za raha misy manana ianareo. Merci d'avance o....
suite
répondu par Fiffi le 18/06/2006 19:07
jm
(
17/06/2006 19:41)
www.avisderecherche.org
Bonjour
Si vous avez un site web et un peut de place
Vous pouvez aider à retrouver des personnes disparues.
Un script très facile à mettre en place est disponible sur ce site :
http...
suite
répondu par Fiffi le 20/06/2006 15:57
pissoa
(
17/06/2006 17:23)
Endri-tsoratra
Sao diso kay ilay link amin'ny fanazavana ny endri-tsoratra http://serasera.org/forum/?rub=dinika/bbcode.help fa tsy mandeha ilay izy dia (misy) sahirana mamaly forum.
Misaotra....
suite
répondu par hery le 21/06/2006 06:11
andoniaina
(
17/06/2006 16:30)
Aza mbô manao2 fôna @ ty resaka fitiavana ty ihany ry retoà!
Tapa-bolana teo hoeo zay no nahitako ty tantara 1 ty,8):lol:sendra nandalo teny @ iny faritr\'ivato iny aho no nahita VHV 2 nifamaly ka ny 1 bevohoka be,Kay ty madama bevohoka ty MPANAMPY an\'le madam...
suite
répondu par sasa le 22/06/2006 05:00
soanja
(
17/06/2006 16:20)
Fivavahana sy ny endriny samihafa
Mitondra soa ho an'ny olona iray ny fivavahana (n'inona n'inona io :kristianina, silamo, Judaism sns) raha mahay mampita ilay hevitra ny olona iray ka mahay mandray azy ny mpihaino iray ka mampiasa az...
suite
répondu par soanja le 23/06/2006 18:34
Silo
(
17/06/2006 12:46)
Ampianaro mitia
Hono hoa ry reto!
Inona kay no tokony hatao mba hatamana ny olona 1 @ fitiavana ? Zany hoe inona no tena mahatamana na tena tian'ny lhly @ olona miaraka aminy.
Toetra @ ankapobeny ary mety mapi...
suite
répondu par Tsiarro le 25/06/2006 16:12
vancleef
(
17/06/2006 07:25)
Disque dur virtuel 2.7 Gbytes gratuit
Ho an'ireo izay manana mail any amin'i Google dia ity misy programa azo hametrahana disque dur virtuel 2.7 giga eo @ explorateur Windows. Sélectioner-vo ny hoe Drafts rehefa mi-configurer azy dia @'i...
suite
répondu par tsoupou le 22/07/2006 06:00
Aino
(
16/06/2006 18:52)
miarahaba manokana any viv sy Jaya ny tenako.
Miarahaba any vivi sy jaya tratry ny tsingerenany taona indray!!
dia miarahaba any hireo namana sasany avy ihany koa tsy hakanavaka:-*:-*....
suite
répondu par Angie le 17/06/2006 07:04
sipagasy
(
16/06/2006 15:44)
moka
manao ahoana daholo aloha e!
mba saika hanontany aho fa efa mafana indray moa izao ny andro aty frantsa ka miverina ihany koa ny moka sy ny bibikely isan-karazany, ny fanontaniako dia hoe: inona ...
suite
répondu par Fiffi le 22/06/2006 19:24
andria
(
16/06/2006 13:58)
Bank Mondial est ses conditions
ny mahagaga dia ny condition volohany angatahiny bank mondial ny démocratie nefa ny any tena mampiatra ny démocratie dia ny mpianatra eto ankatso.nefa dia tsy tohanana mintsy ny fampianarana, ny gre...
suite
répondu par prime le 23/06/2006 05:39
babo
(
16/06/2006 13:58)
iza no mahafantatra ny site an'i AINA (pazzapa)?
Efa manana site manokana ve ry zareo i aina?
Raha misy mahafantatra de maba teneno ry zareo an!
Na ko hoe site ahitana ny mombamomban'i aina!
Misaotra antsika!...
suite
répondu par IZA le 24/01/2007 10:24
soanja
(
16/06/2006 12:38)
Allah = God= Andriamanitra
Amiko i Allah dia Andriamanitra ihany saingy araka ny hoe sarantsarahan'ny fotom-pisainana ao anatin'ny finoana AZY (Andriamanitra) ny olombelona dia samy mihevitra an'ireo olona roa ireo ho samihafa....
suite
répondu par prime le 10/07/2006 08:48
sareraka
(
16/06/2006 12:35)
MARENINA EO FA IZAHO HIRESAKA ! marenina eo hoa..
Isika rehetra dia toy ny soavaly vetivety hivadika apondra!!
ity ny lasely ity ny lamboridy
isika rehetra efa vita plus efa vita moins
efa vanimpotoananan'ny propagandy vao mbà manana haja @ mpana...
suite
répondu par marozevo le 30/06/2006 21:13
4mimananelatra
(
16/06/2006 11:22)
NIDITRA AN-TSOKOSOKO TETO MADAGASIKARA NY FRANTSAY ...
Niditra an-tsokosoko teto MADAGASIKARA ny frantsay t@ 1896 ary nanjanaka hatramin'ny 1960.
Nefa izao mbà te hiditra an-tsokosoko ny malagasy any FRANTSA izao ,tsy avelandry zareo fa ampodiany daholo...
suite
répondu par toovs le 26/06/2006 10:39
lemenakely
(
16/06/2006 10:13)
ô ry zandry kely mba henoy ihany!!!!
ô ry zandry kely mbà henoy ihany
ny resaka manodidina
aza dia be marenina
tsy izany no nifanekéna
mba manaova zavatra natokana
ho fanatsaràna ny firenena
oooo ô ry zandry...
Mifanakalo...
suite
répondu par prime le 21/06/2006 09:50
gasy4ever
(
16/06/2006 09:03)
famangiana manjo
Manao ahoana daholo !
Mba omeo sopapa (teny famangiana araka ny fomba gasy) ny tenanay satria hamangy manjo namana nodonampahoriana. Dia misaotra mialoha ...
suite
répondu par Fiffi le 16/06/2006 12:08
gasy4ever
(
16/06/2006 09:02)
famangiana manjo
Manao ahoana daholo !
Mba omeo sopapa (teny famangiana araka ny fomba gasy) ny tenanay satria hamangy manjo namana nodonampahoriana. Dia misaotra mialoha ...
suite
répondu par diamondra27 le 03/07/2006 12:23
