MARENINA EO FA IZAHO HIRESAKA ! marenina eo hoa..
1. sareraka
(
16/06/2006 12:35)
Isika rehetra dia toy ny soavaly vetivety hivadika apondra!!
ity ny lasely ity ny lamboridy
isika rehetra efa vita plus efa vita moins
efa vanimpotoananan'ny propagandy vao mbà manana haja @ mpanao pôlitika ny artista
SILENCE TAISEZ VOUS!!!
http://www.madanight.com/madagascar-photo-23244.htm

répondu par marozevo le 30/06/2006 21:13
2. soanja
(
16/06/2006 13:03)
Iza kay ilay olona eo amin'ny sary io fa tsy haiko, azafady. Tsy voatery ho marina izany hevitrao izany ry Sareraka a. Tsy ny rehetra akory.
3. Fiffi
(
16/06/2006 13:10)
sareraka:
Isika rehetra dia toy ny soavaly vetivety hivadika apondra!!
ity ny lasely ity ny lamboridy
isika rehetra efa vita plus efa vita moins
isika rehetra iza aloha zany ? izahay olombelona fa tsy toy ny soavaly ary tsy hivadika apondra!!!
5. Fiffi
(
16/06/2006 13:13)
vraiment !!! sady lazainy fa tahakan'ny soavaly hivadika apondra ny olombelona sady mbola hampiany taisez-vous :evil::evil::evil:
6. booboo
(
16/06/2006 13:16)
:-D:-D raha Fiffi zany no mihaino hiran'i Sareraka tena izy dia mivonto fo mihitsy lé :-*:-*
8. ainga
(
16/06/2006 13:52)
Ity ve lanaka sa reraka e ? ndeha misotro ronono fa mirediredy fotsiny !:P:P:P:P
9. Fiffi
(
16/06/2006 14:15)
booboo: raha le tena hiran'i sareraka tsy hitako izay hahavonto ny foko ! fa ity hataon'i sarerka fopla ity tena mandreraka ahy mihintsy lainga lainga an !!
ainga: zay mihintsy !! tena mirediredy fotsiny !!!

10. Zina
(
16/06/2006 15:51)
sa reraka tsy mahay afa tsy manao publicite fotsiny... heverinao fa ho taitra amin'ireny angaha ny olona?
11. Jokera
(
16/06/2006 16:00)
Torohevitra ho an'i Zokibe sareraka
-Ialao ny teny feno fanevatevana olona na inona na inona toerana misy ilay olona na inona zavatra ataony fa manjary mamorona fahavalo ho any tenanao amin'ny tsy antony ianao.
- Mba asio ihany fotoana natokana ho aminy fahanginana fa ny Ntaolo malagasy manao hoe izay mangina volamena.
- Tsy mitondra fampandrosoana ho any firenena ny fanakianana lava olona anakiray na ny fitarihana olona hanohitra fitondrana aminy tsy ara-dalana na hanao grevy satria ny firenena efa ao anaty fahantrana lalina . Manana ny fotoam-pifidianana ny malagasy hanehoalatsaka aka-terena .
ny tena tsara angamba ry sareraka dia ny fahanginana
aloha ankehitriny satria ny olona anie mahafantatra ny mety sy ny tsy mety eh. anjarany ny tsirairay misafidy izay olona heveriny fa tsara hitondra ny firenena.ary raha ny tsy fisiana na fisiana ny démocratie indray tsy dia olana loatra izany @ fampandrasoana. Sady aza dia mba mankahala olona loatra fa manjary ankahalainao izy ary ialao ny tena fanevatevana na ankolaka na mivantana n'inona toerana misy ilay olona fa tsy misy olona

12. Jokera
(
16/06/2006 16:13)
Torohevitra ho an'i Zokibe sareraka
-Ialao ny teny feno fanevatevana olona na inona na inona toerana misy ilay olona na inona zavatra ataony fa manjary mamorona fahavalo ho any tenanao amin'ny tsy antony ianao.
- Mba asio ihany fotoana natokana ho aminy fahanginana fa ny Ntaolo malagasy manao hoe izay mangina volamena.
- Tsy mitondra fampandrosoana ho any firenena ny fanakianana lava olona anakiray na ny fitarihana olona hanohitra fitondrana aminy tsy ara-dalana na hanao grevy satria ny firenena efa ao anaty fahantrana lalina . Manana ny fotoam-pifidianana ny malagasy hanehoana ny heviny.
- dia mazoto aminy fanehoan-kevitra ho aminy fampandrosoana fa ilainy firenen-tsika izany hanatsarana ny toekaren-tsika.
- aza adino ihany koa fa ny fampan-drosoana tsy voatery mila démocratie politika, raha mila ohatra ianao dia jereo ny tantarany china sy corée, tsy nisy démocratie nefa misy fampandrosoana.

13. marozevo
(
16/06/2006 20:08)
Izany ka teny feno fahendrena sy fananarana...
Fa i Jokera ve mino fa hanaraka ny 1% an'io i Sareraka (ilay ato izany) ?
Ny azy ny forum tena tiany, satria mifanaraka amin'ny toe-tsainy dia ny forum wanadoo...
Mba efa nanopy maso tao ve ianao ry jokera ? Raha mbola tsy tao aza manandran-doza.

14. Fiffi
(
16/06/2006 20:31)
marozevo: ka tsy fantatr'i Jokera ange fa tsy le tena sareraka io ato io eh! fa le fopla !
15. Achia
(
17/06/2006 08:16)
ka ra mimenomenona anie sareraka rariny e satria efa zatra nisolelaka de tsy nahita nolelafina , nahita ihany fa antsy de naratra :-D
16. stneh
(
17/06/2006 09:32)
toro hevitra mahasoa ho an'i Sa Reraka....
milatsaha ihany koa nareo de ho hita eo e! sa....... mazava ve zay.....

17. marozevo
(
17/06/2006 12:30)
Efa impiry aho nilaza teto fa efa nirotsaka ho filoham-pokontany i Sareraka fa tsy lany.... Nefa zany aza tamin'ny andron-dRatsiraka.
19. marozevo
(
17/06/2006 12:43)
Efa impiry koa no nolazaina fa tokony hoesorina eto izay misandoka ?
20. Fiffi
(
18/06/2006 14:33)
Efa impiry koh no nolazaina fa leo ny olona @ fisikerana nefa tsy mahita haroso akory ?