MARENINA EO FA IZAHO HIRESAKA ! marenina eo hoa..

21. marozevo ( 18/06/2006 22:40)
Tsy mahita hatao "Efa impiry.." intsony aho fa na i sareraka aza efa lasa teo.
22. Fiffi ( 19/06/2006 04:54)
Efa impiry ! impiry moa i sareraka mikotaba sy mimenomanona mametraka dinika de iny izy no tsy miseho intsony ?
23. Solitikabe ( 19/06/2006 05:20)
Avelao hikozy izay mikozy Ra-Jokera an. Izay tsy mety dia arenina sy tenenina, fa izay tsy fahazakana fanambarana izay ihany no maha-very ny tanana.
Aleo mihaino azy toa izay mihaino azy milaza ny fiainana fa tsy resaka vetaveta sy kapoty lava izao.
24. Fiffi ( 21/06/2006 07:48)
tokony bohikotena fa tsssssssssssss
25. prime ( 21/06/2006 09:42)
Fiffi:
tokony bohikotena fa tsssssssssssss
ka na bohikotena aza izy anie dia mampiditra lahadinika vao2 hafa indray e!:-D
26. gaba ( 30/06/2006 09:36)
Sareraka=dictateur
MARENINA EO=NE PARLES PLUS
FA IZAHO HIRESAKA =C'EST A MOI DE CAUSER
fanontaniana ho any lé io:INONA NY TOERANA TIANAO MBA HAMETRAHANA ANAO EO IZAY GOUVERNEMENT VAOVAO?
valiny:Ministre de l'environnement(hazo sy ny bozaka)
27. marozevo ( 30/06/2006 21:13)
Misy aminareo ve mahazo io lazain'i solitikabe eo ambony akaiky io ? Toa ohatran'ny olona sempotry ny hatezerana izany ... Non lo so !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077