FETIN'NY RAY

1. Fiffi ( 18/06/2006 02:41)

Dia faly miarahaba anareo RAY sy izay ho RAY rehetra . Ho tahian'Andriamanitra daholo @ adidy aman-draikitra izay hatao . Mirary soa ô ! :-*:-*:-*
2. Ralay ( 18/06/2006 04:59)
Merci Fiffi fa mbola Ray tokoa ny zah zao fa mety ho Roa ihany atsy ho atsy :-*:D:lol:
Dia miarahaba izay Ray mitovy amiko rehetra koa:P
3. fasaly ( 18/06/2006 05:23)
hummmm! tratran'ny fetin'i ray zay Ralay de miarahaba ho an'ny ray rehetra rehetra ihany kou e!:P:-*
4. Fiffi ( 18/06/2006 06:22)
hummm ! de tratrin'ny fetin'ny Ray zany Ralay an! :):-*
5. Fanja1 ( 18/06/2006 08:20)
de arabaina daholo ireo ray rehetra..tratry ny fetin'i ray Ralay an:-*
6. pissoa ( 18/06/2006 08:23)
Nahatratra ny fetin'ny Ray daholo ny ray rehetra ... indrindra ny eto am'serasera :-*
7. Ralay ( 18/06/2006 08:44)
Misaotra antsika rehetra mahatsiaro an'ireo ray e bizz fasaly bizz fanja1 bizzz fiffi bizzz ftma :*:*:*:*:wink:
8. Fiffi ( 18/06/2006 09:29)
Ralay: de enganie ka ho Roa haingana hihihi:-*
9. Fanja1 ( 18/06/2006 09:38)
inn ny roa?
10. xxx ( 18/06/2006 10:40)
Ralay:

Misaotra antsika rehetra mahatsiaro an'ireo ray e bizz fasaly bizz fanja1 bizzz fiffi bizzz ftma :*:*:*:*:wink:
ary i pissoa?:roll: :!: :!:, dia tratry ny fety ianao ralay à, hoy ra xxx eh!


11. Noslid ( 18/06/2006 11:17)
Za mbola tsy ray aloha eh! Dia miarahaba anareo ray rehetra eh! Samia ho tojo izay mahasoa iriana avy. De misaotra ny vehivavy rehetra ihany koa tsy manadino.
12. Fiffi ( 18/06/2006 11:30)
Ralay:
Merci Fiffi fa mbola Ray tokoa ny zah zao fa mety ho Roa ihany atsy ho atsy :-*:D:lol:
de asa aloha hoe inona le Roa ry Ralay ?


13. Fiffi ( 18/06/2006 11:31)
Ralay: sa hoe ho lasa Ray fanindroany ?
14. sipagasy ( 18/06/2006 13:39)
Ralay:

Merci Fiffi fa mbola Ray tokoa ny zah zao fa mety ho Roa ihany atsy ho atsy :-*:D:lol:
Dia miarahaba izay Ray mitovy amiko rehetra koa:P



tratry ny fetin'ny ray izay ianao e! mmhhhh dia aza adino ny manasa ny namana rehefa ho roa ianareo sy i ..... e! hihih bizz izany kouuu
15. Fiffi ( 18/06/2006 13:58)
hummmm! na rehefa @ fanapahana ny gato fotsiny hiany aza de tsy maninona fa aza hadino ny namana an! :D:miam::miam:
16. Samoana ( 19/06/2006 12:10)
Misaotra tompoko ô! ...Dia mirary ilay RAY voalaza etsy ambony ho ROA malakilaky izany izahay e! Dia mba ho ROA+RAY=TELO no vaovao lehibe hifaliana @ fetin'ny RAY manaraka:wink:
17. Fiffi ( 19/06/2006 12:20)
tahak'izao ve ? :)de ho hita eo zany @ herintaona ?:D
18. mandrindra ( 20/06/2006 07:04)
misaotra anareo. koa satria eto amin'ny antson'ny fo izy ity dia alefa ny filazana fa mbola te hanampy reniny maro aho :-D:-D:-D:-D
19. Fiffi ( 20/06/2006 07:09)
mandrindra: firy hono ? :-D:-D:-D:-D
20. mandrindra ( 20/06/2006 08:53)
tsy voafetra ny isa, tongava maro :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4983