FETIN'NY RAY

61. prime ( 29/06/2006 10:42)
Fa misy inona e! toa mitady fahanginana hafahafa an!:-w:-D:-D:-D
62. Fiffi ( 29/06/2006 11:10)
:-D:-D:-D:-D:-D
63. prime ( 29/06/2006 12:12)
Fiffi> tsy mazava an!!!:-D:-D:-D
64. mandrindra ( 29/06/2006 19:42)
mangalà labozia
65. Fiffi ( 29/06/2006 20:36)
hummmm!! fa aza mitsikilo an! fa ...:-D:-D
66. mandrindra ( 30/06/2006 06:29)
io indray ilay teboteboka tsy fantatra izay tiana ho lazaina
67. prime ( 30/06/2006 11:41)
mandrindra> labozia efa mirehitra...:-D
Fiffi> koa ny varavaran-kelinareo aza misokatra koa ahoana???:-D
68. mandrindra ( 04/07/2006 09:25)
prime, tandremo aza sao lany ny lahiny :-D:-D
dai itsikilo i prime fa tsy niditra nefa ny varavarakely efa nisokatra
69. prime ( 04/07/2006 12:17)
f'angaha afaka niditra??? misy alika beeuuuh eo ambany varavaran-kely... :-D
70. mandrindra ( 04/07/2006 14:53)
nareo avela miditra indray no toa tsys ahy le :P
71. prime ( 05/07/2006 07:56)
aleo aloha hazava an! ny amboanareo be hivy, mampitahotra ka hiditra ahoana???:-w:-D:-D:-D
ny lapoaly ao an-trano tsy hay koa!!!:-D:-D
72. mandrindra ( 05/07/2006 13:54)
ny amboa mifatotra, tsy koi na be ivy aza.
ny lapoaly efa be sôsy miandry mpilelaka sisa :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6072