moka

1. sipagasy ( 16/06/2006 15:44)
manao ahoana daholo aloha e!


mba saika hanontany aho fa efa mafana indray moa izao ny andro aty frantsa ka miverina ihany koa ny moka sy ny bibikely isan-karazany, ny fanontaniako dia hoe: inona kay ny tena aro-moka tsara indrindra, efa nanandrana ireny karazana ranon-javatra atao @ "rideau" n'ny varavarankely ireny aho fa gaga fa mbola mahita moka ihany ao an-trano tsss, mandreraka be ilay izy indrindra ho an'ny akizy e!

misaotra an'izay mamaly e!
novalian'i Fiffi ny 22/06/2006 19:24
2. Fiffi ( 16/06/2006 16:21)
ny moustiquaire aloha no tena tsara an! @ zay mba tsy mampiasa an'ireny bomba isan-karazany ireny. Sady efa hahitana choix bdb mihintsy zao .http://www.smi-voyage-sante.com/docs/moustiquaire_impregnee.html
3. Fiffi ( 16/06/2006 16:22)
http://www.smi-voyage-sante.com/docs/moustiquaire_impregnee.html
4. sipagasy ( 16/06/2006 16:25)
misaotra retsy annn fa ankoatran'ireo tsy misy ve akia hevitra hafa??? tss mampi te tsy hanokatra varavarankely nefa ny andro mafana be tsss
5. Fiffi ( 16/06/2006 16:38)
ity indray ary ! le citronelle aloha no tena hitako hoe tsy manimba ny rivotra an! http://www.pmra-arla.gc.ca/francais/consum/mosquitos-f.html
6. Herimiafina ( 16/06/2006 17:10)
Misy an'ireny fandrika miraikitra hamandriana moka ireny koa, misy an'ny lalitra dia misy an'ny moka.
Ahantona fotsiny dia voasarika ny ho eny izy dia miraikitra eo.

Misy ihany koa ireny appereil kely mandefa ultra-sons ireny azo ampiasaina fa tsy haiko hoe aiza no misy mivarotra. Azo hamboarina tsara raha mahay electronika.:wink:
7. Fiffi ( 16/06/2006 18:02)
heu....tsy mi-colle akory le moka @ io koh!
8. fijo ( 16/06/2006 20:35)
rehefa ariva iny no tsy tsara sokafana ny varavarankely.
9. Fiffi ( 17/06/2006 04:53)
fijo: ountsss! tonga de miditra daholo le moka koh!
10. watafon ( 17/06/2006 05:14)
Fiffi: tsy sokafana hono k !
Sipagasy: naona ! le moustiquaire aloha no tsara e! d le appareil tenenin'i HM io koa , tsy tian'ny insecte mitsy io !
11. Fiffi ( 17/06/2006 06:26)
:oops: hay misy hoe "tsy" hihihih
wata: fa le fofona @ io appareil kosa aloha an! heu...nefa moa efa misy karazany indray zao ny fofona hanaovany azy.
12. watafon ( 17/06/2006 06:48)
k zay no nilazako oe le moustiquaire no tsara , le tsy misy insecticide an !
13. kally ( 17/06/2006 07:49)
Raha misy zaza izany aza dia tia mampiasampiasa zavatra simika loatra fa ny vokany anie ao aoriandriana ao vao ho hitanareo e!
Ravina voatabia ahantona eny amin'ny varavarankely na mammbole voatabia amin'ny pot dia ataovy eo ambaravarankely fa tsy tian'ny moka mihitsy.Dia misy voninkazo karazana begonias izay koa mety tsara,izaho mivoha varavarankely alina foana fa ireo ihany no miasa.
14. sipagasy ( 17/06/2006 12:34)
toa tena ity farany ity no ndeha hataoko klee, mmhhh ary nefa toa misy biby kely hafa moa ilay voatabia rehefa ambolena??,ilay ohatran'ny fotsifotsy kely ireny sa efa misy fanafodiny koa ireny aty frantsa hihih, miala tsiny fa tena tsy mahay resaka fambolena izany e!
15. Fiffi ( 17/06/2006 16:25)
sipagasy: bibikely fotsifotsy inona akia zany ? toa mbola tsy nahita an'io indray zah an!
16. booboo ( 17/06/2006 16:44)
sipagasy > pucerons ve ? rano nasiana ireny raha anaty sigara reny no anondrahana (nenà nataoko atao pschiit pschiiit matetika ) an'ilay voninkazo dia gli ny pucerons. Sa moa tsy zay lay izy ry Kally ? ( aza hitako ka tsy nahatadidy lesona zà lé :°))
17. pitchou ( 17/06/2006 17:34)
tssss! ny moka aty aminay aky efa zatra le ravina voatabia d miditra foana a!
18. Fiffi ( 17/06/2006 19:26)
de masika be tahak'izao ve akia ry pitchou fa te-hihiditra foana ? [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Animaux/minimante.gif[/IMG] :-D
19. vale ( 17/06/2006 21:05)
pitchou:

tssss! ny moka aty aminay aky efa zatra le ravina voatabia d miditra foana a!
:roll:, tena mandaitra io, nenay koa dia io no fatao, na koa ravina-cyprès le faon'ol fefy ireny dia hidina doly ny varavarankely erakin'ny efitra dia mivoaka de dorana, ny hodim-boasary koa atao an'zay fa lasa daholo ny moka tafiditra iny, avy eo,izany hoe sokafana indray mba hivoahan'ny setroka,, ny hariva alohany hanidy trano no manao an'zay!

Aleo mitandrina tokoa ny @ produits vazah tony raha mbola azo hatao satria toa mahavoa ny cancers nie hono ny fampiasaina azy ireny eh!(ny désodorisant isankarazany koa tafiditra ao anatiny!!).


20. Fiffi ( 18/06/2006 04:42)
sady ratsy ho an'ny couche d'ozone ny désodorisant.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1682