moka

21. pitchou ( 20/06/2006 16:58)
fiffi> :-D:-D:-D:-D:-D sady be monomonona mahatsravina aky rizareo a!
zà zany tsy sahy mampiasa ody moka pschitt ireny intsony fa tonga d marary e! d le diffuseur kou efa manomboka tsy mahazaka aho
22. Fiffi ( 21/06/2006 07:05)
le zzzzzzzzz @ alina aloha ena tsy lasa an! :-D:-D
23. rapala ( 21/06/2006 14:20)
pitchou: aiza alou ilay vinaigre é (recette), tsy mbola hadino iny an mbola miandry fona hatramin'izao:-D:-D:-D
24. Fiffi ( 21/06/2006 14:55)
hay tsy hadinondry iny ? :-D:-D
25. fijo ( 21/06/2006 19:09)
pitchou an,ndry koa ve de holanin'ny moka fa tssss.
le voatabia io koa no hitako tsara,fa ity fitaovana ity mankarary andoha.
26. vale ( 21/06/2006 19:47)
manitra ftsn fa tena mahavoany cancer hono ireny, t@ TF1 io!!:wink:
27. vale ( 21/06/2006 19:51)
rapala::-D:-D:-D, oay le nanontaniandry momba le tasy mainty akia mety doly ze "marque" na produit mahafaka azy an, kendreo ftsn mba hisy an'le hoe: réduit na manala taches brunes, ny diadermine ny an'i mama no nataony! ny vichy kou misy koa, sns, eh, ze tiandry sy hitandry fa mety2 hatao eh!,,sô de be kibo eto zà fa mitelin-kafatra!:lol::lol:;-)
28. pitchou ( 22/06/2006 02:13)
rapala> sa vinaigre inona mou le resety? le fampidinana tension ve? raha iny d izao le izy: vinaigre de cidre (io karazany io ihany fa tsy vinaigre hafa akory) iray boaty na yaourt + tantely iray boaty na yaourt+tongologasy hasiny 8 = atao ao anaty mixer , d ddddrrrrrrr ddddddrrrrr dddddrrrr d atao anaty tavoahangy madio tsara, tehirizina anaty frigo ary fa misotro an'io 1 sotro isan'andro! ny olana kely fotsiny d mampidina ny cholesterol sy lipides anaty rà koa izy io!
29. Fiffi ( 22/06/2006 04:34)
vinaigre de cidre ?
30. watafon ( 22/06/2006 05:11)
rapala: tsy adinonao mihitsy iny an :-D:-D
pitchou! misaotra e! :-*
31. rapala ( 22/06/2006 07:05)
watafon: tsy hadino ka :)
pitchou: misaotra akia, tsy handrebireby an-toi ntsony zany é :-D
32. Fiffi ( 22/06/2006 19:24)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4297