Fomba ahafahana mijery mundial any am-piasana

1. ds ( 17/06/2006 20:31)
Haitao ampiasaina : P2PTV (fifampizarana horonantsary fahitalavitra)
Fitaovana ilaina :
- mpampiasa tsy masiaka :)
- aterineto (ADSL/LAN)
- takaro TV ants dia apetraho
Tadiavo ny vondrom-pamoahan-tsary (ohatra : Eurosport, TF1, M6,...).
Mahareta kely fa indraindray be loatra ny mpijery dia... :-(
Vakio ato ny fanazavana fanampiny
2. Fiffi ( 17/06/2006 20:48)
ds: hihihhi de hisy asa ho vita ve @ zany ? hihihi
Fa raha misy moyen tahak'izao aloha , aleo hiany any am-piasana ry zalahy no mijery mondial de @ zay mba mikolokolo le vady sy ny zanaka , ny tokatrano manko zany an! hihihhihihi i fasaly zao no tena faly @ io .:)
3. ds ( 17/06/2006 20:55)
Aza gaga ary raha modialina ny akama an :D
4. hery ( 18/06/2006 02:42)
Wéééé misaotra an'i ds fa tena manja io. Tena efa ela mihitsy no nitadiavako fika satria amin'ny herinandro ambony zao dia misy lalao mahafinaritra kanefa am 3 hariva daholo...
Handramana e
5. Fiffi ( 18/06/2006 02:48)
ds: ountssss ! nga kosa ? de rehefa tonga ny fotoana fodiana de mody koh! hihihi ! efa vita tany am-piasana miaraka @ asa ny fijerena mondial , hehehehe ny asa nga mirava alina be kosa ? hatao miaraka mirava ny asa sy ny fijerena mondial kah! :-D:-D
6. angellojim ( 22/06/2006 10:43)
azafady ny tenako te hijery mondial nefa na tafiditra ao @ilay cite tf1.fr aho dia tsy hitako ny tena mba ahafahana mijery directe fa matetika hitako ao dia ny resulta ka sao mba misy azaonareo hanampiana ahy fa mba mangetaheta ambony lakana ny tenako misy machine ihany ato amiko nefa ny tenako tsy afaka mijery nohon'ny tsy fahalalako azy ka izay no mba ilako hevitra aminareo teckinisina mahalalabebe kokoa ny fijerena mondial .mba raiso tompoko ny fitarainako sy ny hetahetam-poko ;fa mba te hijery ny zavatar hitan'ny olona ny teanko fa mba mafyè anie izany tantarain'ny olona tsanga tsy amanorana i
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3117