Mbola tena tsy voavaha ilay olako taloha?
1. soanja
(
15/06/2006 23:12)
Hono hoy aho azafady mba omeo hevitra anie aho fa miady saina mafy. Ilay resaka vehivavy miasa ao aminay ihany ity, izay mitady handrava ny orinasa iray manontolo satria azony ny fon'ny zaodahiko. Ny olana dia tapa-kevitra ihany ry zareo ny hiroso amin'ny raharaha nefa ilay zaodahiko efa niteny fa tsy tia an'ilay vehivavy mihitsy. Izy manana sipa be dia be any ambadika izay eritreretiny hoe hisafidianany rehefa tonga ny fotoana hanambadiany. Tonga tokoa ity ilay fotoana dia ilay sipa tsy tian'ny rafozako sy tsy tianay no hovadiany. Ny olako anefa dia tsy izany fa misy sipa Swiss namako izay, lasa sipany talohahaloha teo tamin'izy tany Dago tamin'ny herin-taona lasa, dia mananongom-bola ilay sipa hamonjy azy any Dago fa te hanambady azy koa hono satria tara be aminy. Io no tiako ho vadiny satria namako no sady tsara fanahy.
Mijaly be mihitsy ny rafozako izao isika miresaka izao ary tena mampalahelo ahy. Nefa izay moa ny safidiny. Tsy te handany vola ho any Mada aho nefa ny vadiko mi-insiste fa tokony ho any hono na dia tsy mankasitraka aza ary mila manampy azy amin'ny fanantontosana ny raharaha aho fa mila ny fanampiako ry zareo. Inona no tokony ataoko fa tsy te hiatsaravelatsihy aho. Ampio re zah azafady sao mba afaka misy manome hevitra ahy ny tokony atao. Ilay sipa aloha dia tena tsy ankasitrahako mihitsy fa betsaka ny zavatra nosimbainy tao amin'ny orinasa ka nanjary halako izy. Inona noholazaiko amin'ilay sipa Swiss namako fa mety hiaraka hitotona any izahay raha raikitra ny raharaha?

novalian'i soanja ny 20/06/2006 00:01
2. Fiffi
(
16/06/2006 04:48)
tsy hitako izay hidiranao @ zany ! olondehibe io zaodahinao io , izy ve de tsy afaka hamaha an'io olana io ?
Asaivo mi-assumer ny fiainany fotsiny izy eh! olondehibe io ka tsy hitako mihintsy izay hoe ianao no andeha anao an'izao sy izao @ fiainany. (raha mba zandrinao moa maninona)
Io no tiako ho vadiny satria namako no sady tsara fanahy.fa ahoana koh ary zany ? Fa nga azo hatao zany hoe io no tiako ho vadiny de....Mahavariana ahy zany fiainanareo zany an! Olondehibe , directera sns....fa tsy mahay mamaha ny olany fa de enao daholo no tokony hikarakara ny fiainany ? Mampijaly ny rafozanao ilay sipa , io ve de tsy mba azony hatao izay tsy hanaovan'le sipa azy ireo an'izany ?
Asaivo mi-assumer ny fiainany fotsiny izy eh! olondehibe io ka tsy hitako mihintsy izay hoe ianao no andeha anao an'izao sy izao @ fiainany. (raha mba zandrinao moa maninona)
3. soanja
(
16/06/2006 05:07)
Ilay decision hoe hanambady an'ilay sipa tsy olako intsony fa olon-dehibe izy sady manatsafidy fa ity izahay mivady tsy maintsy handoa frais tahaky ny ahoana ho any Mada sady hanampy ny zaodahiko amin'ny fikarakarana ny mariazy no tena tsy voako satria tena halako ilay sipa fa mampijaly ny rafozako sady nanakorontana ny orinasa nefa io dia drikinan'ny vadiko tokoa fa adidiko sy adidiny fa zandriny hono io ka na tianay na tsy tianay ilay sipa dia mamita adidy izahay fa azy any ny azy raha hanambady sipa tsy tiany izy. Ilay sipa aloha dia miseho milay fa afaka mitondra ilay zaodahiko amin'ny orony ary tena hanjakany mihitsy ny tontolon'ny fiaina-dry zareo any. Ilay sipa Swiss indray dia tena mampalahelo ahy satria niteny taminy hono ilay zaodahiko hoe raha tia ahy ianao ka hanaiky hovadiako dia tongava mipetraka aty Madagasikara. Dia izao izy nahangom-bola izao ho avy. Tsy sahy miteny n'inon'inona aminy anefa aho. Mba ampio azafady hoe inona no tokony ataoko fa tsy te hiatsara velatsihy mihitsy aho.
5. Fiffi
(
16/06/2006 05:18)
Ny olana dia tapa-kevitra ihany ry zareo ny hiroso amin'ny raharaha nefa ilay zaodahiko efa niteny fa tsy tia an'ilay vehivavy mihitsy.Raha tapakevitra hiany ry zareo , tsy hitako hoe aiza ny olana ? ny zaodahanao ko zany nanapaka an'io hevitra io na de tsy tiany aza !! ka io no safidiny ka tsy hitako hoe inona indray ny olana ?
. Tonga tokoa ity ilay fotoana dia ilay sipa tsy tian'ny rafozako sy tsy tianay no hovadiany.Ka raha tsy tianareo na ny rafozanao no ho vadiny heu....ny zaodahanao hiany re no tompon-tsafidy eh! hasaivo mi-assume izy ! olondehibe ange io ry soanja fa tsy zazakely eh!
Io no tiako ho vadiny satria namako no sady tsara fanahy.de ahoana ? soahiany fa faniriana fotsiny io . Tsy anao manko le fiainana ka aleo izy no hisafidy zay ho vadiny eh!
Mijaly be mihitsy ny rafozako izao isika miresaka izao ary tena mampalahelo ahy. Nefa izay moa ny safidiny.de izay zany no safidiny ka hatao ahoana ? azy io an! libre izy !! raha hoe mijaly ny rafozanao , io kosa ve de tsy hitan'le zaodahanao ?
Ilay sipa aloha dia tena tsy ankasitrahako mihitsy fa betsaka ny zavatra nosimbainy tao amin'ny orinasa ka nanjary halako izy.zany an ?
Inona noholazaiko amin'ilay sipa Swiss namako fa mety hiaraka hitotona any izahay raha raikitra ny raharaha?inona inona ahoana ? lazao fotsiny izy fa efa hanambady io zaodahanao io de zay koh! tsy hitako izy olana @ io . Efa nanapak'hevitra zany ry zareo fa haroso hiany ny fanambadiana ka tsy hitako hoe aiza izay olana @ namanao io ! de inviteo izy @ mariage eh!
6. Fiffi
(
16/06/2006 05:26)
Ilay decision hoe hanambady an'ilay sipa tsy olako intsony fa olon-dehibe izy sady manatsafidy fa ity izahay mivady tsy maintsy handoa frais tahaky ny ahoana ho any Mada sady hanampy ny zaodahiko amin'ny fikarakarana ny mariazy no tena tsy voako satria tena halako ilay sipa fa mampijaly ny rafozako sady nanakorontana ny orinasaolondehie tokoa izy ary zay zany no safidiny . Ary raha toa ka olonkafa no ho vadin'io zaodahanao io , heu...mety nisy olana nipetraka koh ve ny fandohavana ny frais ho any dago?
drikinan'ny vadiko tokoa fa adidiko sy adidiny fa zandriny hono io ka na tianay na tsy tianay ilay sipa dia mamita adidy izahay fa azy any ny azy raha hanambady sipa tsy tiany izy.^:^^:^=D=D=Dmarfin
7. Fiffi
(
16/06/2006 05:31)
marina ny an'ny vadinao an! zandriny io ka na inona hidona , na inona hitranga , tsy mampiala na hanova na inona na inona zany fa sady adidiny io no zandriny izy.
soanja an! lazao fotsiny le namanao swiss fa efa hanambady ny zaodahanao.
Raha toa ka mahatsapa enao fa ny handehananao @ io fikarakarana ny mariazin'ry zareo ireo fihatsarambelatsia heu...maninona raha lazaina an'izany ny vadinao ?

8. booboo
(
16/06/2006 06:21)
Soanja > ataovy ny adidy, ho an'ny zaodahinao fara-faha ratsiny no hanaovana an'izay, na tsy mazoto mitsy aza enao ( tsy mi-s'impliquer be loatra raha tsy tianao fa manao tso-drano sy manatrika ny raharaha fotsiny ohatra ). Dia i Swiss ndray ampahafantaro hoe hanambady atsy ho atsy dia raha mitady ny andinindiny izy dia lazao azy aby dia zay ihany. Ankoatra zay dia jereo @ lafy tsarany ny fandalovanareo mivady any, ohatra hoe manomana programmes hafa mampifalifaly fo sy saina any an-kodahoda ianareo mitsam irery.
9. TWINCAM
(
16/06/2006 06:25)
Ny hevitro indray alo d izao e, marina fa oe efa olondehibe iz fa ra olona fantatra fa hanapotika ny sté zany v d mbola avela hiditra ihany??? gardeo le relation @ le swiss fa ra vo rats choix ange @ mariage d zay no vita e ts afaka hanmbady impiry tsinona ary ra vo ny vavy ny rats ao atokantrano d vo maika pire!! za io zao mbola celibat fa tena sahirana mits za @ choix satria aona???? ra vo ts tian ny ao antrano le olona d tôt ou tard ts maints his blem foana le iz na d mifankatia aza iz roa!!!! zay fa bon courage eee
10. kally
(
16/06/2006 07:55)
Raha izaho Soanja dia mody foana aho mba ho fanajàna ny vady, zandriny io ary tiany foana na manao inona na manao inona, ianareo mivady indray no hiady eo ny farany.
Dia ataovy an-tsaina hoe mamonjy mariazy indray andro fa lasa mandeha miala sasatra sy mamangy fianakaviana.Izay fikarakarana resaho ny vadinao fa olona hanambady nanankinana orinasa izany mahay mikarakara ny fetiny manokana, fanatrehana no anjaranareo dia izay!

11. tiatsara
(
16/06/2006 08:52)
Ie, hajao ny vadinao, zandriny foana anie io e !
Dia aza miditra @ lay hoe sarahina lay hifanambady, sao dia tian\'ilay zaodahinao ihany io olona tsy tinao io fa tsy te hiteny izy ; tsy tiany ve dia hataony mariazy e ! izany anie ka mandrampahafaty e !
Ilay swiss indray dia ilazao ny marina, fa mampalahelo ny olontsotra voafitaka, ohatrinona kay ty frais mandeha aty Dago hoy ianao, sady ho diso fanantenana izy no ho very vola, raha tsy hoe hanao fialan-tsasatra angaha !
Tandremo tsara, fa sarotra ny mitondra tena, fa mora ny mitondra tehina, fitenintsika gasy io ;
aleonao tsy miditra @ lay resaka mpivady, raha mitohy ny fanimbana ny orinasa ataon\'ilay vehivavy dia tsarao eo @ lafiny asa izy : erreur professionnelle, omeo fandroahana ara-dalàna noho ny fahadisoany eo @ asa : faute lourde avec preuve ; @ maha-lehiben\'ny orinasa anao, fa tsy noho izy halanao sy ny rafozanao.
Aza afangaro ny asa sy ny fihetsem-po mankahala, alaivo ambony, alaivo ambany.
Dia mahereza fa ny olana maro karazana e !
Samy manana ny kapoakany tokoa !

12. pika
(
16/06/2006 11:04)
tena tia azy ny zaodahinareo matoa vonona ny hampiakatra azy hanao mariazy na dia efa fantany aza ny tsy fankasitrahan'ny RAD sy ny hafa
izay tiana hono mitombo tarehy ka mety saron'ny fitiavany izany hoe tsy nety nataony teo @ orin'asa izany. ny fitiavana koa afaka manova toetra sy zavatra maro
sady arakaraky ny hanehoanareo azy fa tsy mankasitraka no vao maika mamporisika azy hiroso hatrany
raha tena marina fa tsy mamely io vhv io jereo tsara fa mety ilay zaodahinareo ihany no tonga saina irery
ka sarotra be ny miditra @zany ilazao ny marina ilay namanao swiss e
ny @ hoe handany frais indray matetika ny zavatra mitranga sy atao rehetra anie tsy tena araky ny safidy sy ny eritreritra e fa tsy maintsy asiana ilay hoe diplomasia kely sy fandeferana kely

13. Samoana
(
16/06/2006 11:38)
soanja/ Raha misy ny omena dia hefao ny adidy fa izay no maha mpiray tam-po araka ny tian'ny vadinao hazavaina aminao. Saingy hatreo ihany fa aza miditra @ fiainana sentimentale sy privéen'olona sao ianao indray no hifoterany. Araraoty ny fankanisana any mba ho fitsangatsanganana ho anareo mivady koa fa tsy raisina ho adidy sy an-katerena fotsiny. Ento ny namanao swiss raha mbola vonona hande fa ahita solony foana izy raha tena tia gasy sy ny fomba amam-panaontsika:wink:
14. soanja
(
16/06/2006 12:41)
Eny ary fa dia hanao adidy aho, ny antony dia noho ny tokatrano saingy dia hisy fiatsarambelatsihy be tokoa aloha ao. Izay tokoa moa ny mahagasy ny gasy ny adidy tsy an'olon-dratsy. Misaotra antsika rehetra nanampy.
15. Fiffi
(
17/06/2006 08:56)
tsy azoko no hoe hanaovana fihatsaram-belatsia @ zany !! heu...aza hasiana lolom-po raha ohatra hoe tsy hanambady an'le namanao swiss fa ny fahitako azy de io no tena antony mahasalasala anao hanatrika io raharaha io , io ary no safidiny ary ho fiainany rahatr'izay , tahaka anao koh ! tsofirano ry zareo.
16. soanja
(
17/06/2006 12:43)
Fiffi:"tsy azoko no hoe hanaovana fihatsaram-belatsia @ zany !! heu...aza hasiana lolom-po raha ohatra hoe tsy hanambady an'le namanao swiss fa..."
Ny antony fiatsarambelatsihy dia tsy ny hoe satria tsy hanambady an'i Lea izy fa hoe: izy dia mampijaly ny rafozako satria vao tonga ao an-trano ipetrahany sy ilay zaodah-ko ny rafozako dia anaovany teny mahery foana sady teneniny hoe arosy ny raharaha satria efa mpivady ry zareo satria miara mipetraka, izy nanakorontana sy nanimba zavatra tao amin'ny orinasa ary farany dia ilay zaodahiko nilaza fa tsy tia azy nefa tsy maintsy hanambady azy, satria izy bevohoka. Niteny taminay mihitsy ny zaodahiko fa voafitaka noho io izy. Izy mbola tsy tena vonona ny hanambady saingy noho io vohoka io fa ilay RADn'ilay sipa manery azy hono. Ary menatra ny manodidina.
Izay rehatra izany no tsy ankasitrako ny fandehanana hamonjy ny mariazy satria farafahakeliny dia $1800 x 2 ny laninay mivady raha ho any izahay, tsy tafiditra ao anatin'io ny gift sy ny akanjo (izay tsy maintsy ho lany eo koa) ary ny vola ho laninay izay takian'i vadiko hanampiana azy mivady amin'ny fanatontosana ny mariazy satria tsy manambola hono ry zareo araka ny volazan'i zaodahiko. Mila manampy mandray andraikitra koa aho amin'ny fanatontosana ny mariazy satria tsy mbola nanao an'izany ry zareo ka tsy hainy: teny avy any amin'ny vadiko daholo ireo. Amin'ny maha zandry azy dia adidy ny manampy an'ilay zaodahiko.
Nefa raha tiako ny vadiko dia hihaino azy aho ary hanantanteraka ny adidy izay teniny fa tsy maintsy ataoko. Koa noho ny fitiavam-bady no andehanako fa tsy fankasitrahana ny mariazy = fiatsarahambelatsihy.

17. Fiffi
(
17/06/2006 20:43)
soanja:soanja: ary raha hanambady an'le namandry swiss ve io zoadahandry io , vonona handany ary tsy hisy olana sy adin-tsaina tahak'izao ny fikarakarana an'le mariazy ?
Izay rehatra izany no tsy ankasitrako ny fandehanana hamonjy ny mariazy satria farafahakeliny dia $1800 x 2 ny laninay mivady raha ho any izahay, tsy tafiditra ao anatin'io ny gift sy ny akanjo (izay tsy maintsy ho lany eo koa) ary ny vola ho laninay izay takian'i vadiko hanampiana azy mivady amin'ny fanatontosana ny mariazy satria tsy manambola hono ry zareo araka ny volazan'i zaodahiko.
18. kally
(
18/06/2006 17:44)
Soanja> Misaora an'Andriamanitra fa mbola nomeny fahasalamana sy vola ahafahana manampy ny hafa fa tsy ho ampian'ny hafa. Adinoy izay lonilony fa efa mpirahavavy am-panambadiana ianareo tsy afaka hiala mankaiza.
19. sakaizakely
(
18/06/2006 22:52)
Soanja, miala tsiny fa somary directe be : hadalan'ilay zaodahinao raha tsy nahalala nanao préservatif izy. Il assume son irresponsabilité ! Cela dit, tsy obligé manambady azy izy, mais peut reconnaître l'enfant et exercer son droit parental. Tsy stable kou zany lhl mety ho entina @ sangany izany ka angamba vhv hoatran'ilay tsy tinareo io no mety aminy :/ Somary masisika kely za fa aza tezitra Soanja an :-* Tsy enao fa ilay zaodahinao hoatran'ny mahasosotra be ny fahitako an'azy, malhonnête sentimentalement, be sipa be hoatran'ny ataony roues de secours fotsiny, we rehefa tsy ity dia iry ??? Mba toetsaina mahavariana 8-)
Fa kosa na tianao sahala amn'iza aza io namanao izay irianao ho vadiny io, dia anjaran'ilay zaodahinao no misafidy izay hiaraka aminy fa ny vady akory tsy hoe cadeau omen'olona dia ho ekena. Olondehibe izy io dia avelao hisafidy ny fiainany sy izay hitondrany azy. Raha heverinao fa ho tsara aminy io namanao io nefa izy tsy nahatsapa an'izany, tant pis pour lui s'il ne sait pas saisir sa chance. Sady aiza kosa no tena fitiavana am'zany hoe raha tena tia ahy marina ianao dia tongava aty Madagasikara mamonjy ahy. Raha tena tiany io sipa io, maninn no tsy izy no manao izay ahatongavany any (miantoka ny frais) ? Amiko tsy tiany akory io namanao io. Dia ho mariazy tsisy fitiavana izany ary hijaly ilay namanao fa aoka izy ho any ary lazao azy tsy ankisalasala ny marina mikasika ny mariazin'ilay zaodahinao satria ilay tovovavy izany mbola manantena azy foana. Tsy mety ny mitazona azy dans l'illusion. Amiko manokana dia tena lâche io zaodahinao io.:^)

20. Fiffi
(
19/06/2006 05:57)
sakaizakely: =D=D=D tena mihombon-kevitra @ ndry akia zah an! sady zao koh manko eh! olondehibe io directera io ka mi-assume ary aleo hijinja izay nafafany eh!