Mbola tena tsy voavaha ilay olako taloha?
21. Fiffi
(
19/06/2006 05:58)
soanja: de hataovy ny adidindry de tsofirano ry zareo , de aza miditra @ fiainany intsony fa olondehibe ireo.
22. pika
(
19/06/2006 10:38)
tsy anjarantsika ny mitsara na ny zaodahinareo na ilay vhv ho hampakariny
fa na ilay vhv namanao heverinao fa mety aminy io aza anie sarotra aminao ny hilaza fa tsy hihova izy hatramin'ny farany fa ao àlay ilainareo rehetra azy e
tsy misy ny tonga lafatra izay ataon'ny taranantsika any aoriana any koa mbola tsy fantatra
conseil aza hidirana mihitsy ny resaka vie privée efao ny adidy raha misy ny atoraka fa Atra mahita izay mahasoa foana

23. soanja
(
19/06/2006 12:38)
Oai ry sakaizakely, raha azoko nokendaina ilay zaodahiko dia efa ela ny nanaovako an'izany saingy...Zandrim-badiko izy anefa dia tsy afamiala aminy aho sady ny mahazo ahy izao dia ilay hoe nokakerin'ny amboakely tiana satria tena tiako mihitsy ity zaodahiko ity saingy manaikitra be izao ka tena mandreraka ahy be mihitsy. Fa safidy tokoa ny azy ary hadalany ny azy. Ity zahay ho very vola amankarena no somary mandreraka ahy ihany satria sady mifangaro fiatsarambelatsihy.
Fa ny adidy tokoa tsy an'olon-dratsy. Sady raha mbola Gasy i Soanja dia tsy afamiala amin'io, na hoe koa hoe raha mbola tiako ny vadiko dia tsy afamiala aho e.

24. sakaizakely
(
19/06/2006 14:12)
Ny azy ange izany ry Soanja mazava ho azy fa ny vola sy ny bizinesy no ambony noho ny liberté-ny sy ny fianakaviany e ! Matahotra ny ho very afera mantsy lery raha lasa ilay vhv. Dia aleony mifikitra aminy ihany na tsy tiany aza. Je trouve que c'est cher payé:-o raha dia hivady mandrakizay amin'io sipa io izy, ho figadrana mandrampahafaty ny azy.
Zao indray ary e ! Manaiky ve ny zaodahinao raha roahina @lay orin'asa (licenciement à l'amiable) dia asaina misindaka kely izy aloha mandrampaha... Satria mantsy toa tombontsoa fotsiny no mahatonga io sipa io hifikitra aminy. Gravy koa aloha ilay sipa e ! Ambitieuse ary toa izy aza izany no manana étoffe de dirigeant ka d'un côté, mino aho fa miaiky sy mi-admirer io côté professionnel io le zaodahinao. Misy itiavany azy ihany ilay vhv satria mahay amin'ny asany fa tsy à jeter définitivement tsy akory.
Manatona tokoa avocat spécialisé en droit des sociétés (asa moa raha izay no fiantsoana azy) handinihana ny tokony atao. Ka izao, anaovy avenant au contrat ireo olona susceptibles ho entin'ilay sipa (iza mo no anarany teo ?) avec clause de non concurrence pour une période déterminée ohatra 1 an = pas le droit de se faire débaucher directement par les concurrents pendant 1 an s'ils quittent la société) am'zay tsy afaka miala ao am'lay orinasa hanaraka an'i madamakely. Asiavo compensation kosa anefa (ohatra hoe petite augmentation de salaire na avantage social...) mba tsy ahitandry zareo ny fandrika.
Tsy haiko klou fa dia maka torohevitra tsara @ attorney. Fa tsy voatery hifanambady hoa ry zareo. Mody aolany ny resaka hoe tsy aleonareo ve omena anareo ny vola, au lieu de mandany 4000$ au moins dia ataovy hoe omena 2000$ ry njareo. Ahoana ny hevitrao ?

soanja:
Oai ry sakaizakely, raha azoko nokendaina ilay zaodahiko dia efa ela ny nanaovako an'izany saingy...Zandrim-badiko izy anefa dia tsy afamiala aminy aho sady ny mahazo ahy izao dia ilay hoe nokakerin'ny amboakely tiana satria tena tiako mihitsy ity zaodahiko ity saingy manaikitra be izao ka tena mandreraka ahy be mihitsy. Fa safidy tokoa ny azy ary hadalany ny azy. Ity zahay ho very vola amankarena no somary mandreraka ahy ihany satria sady mifangaro fiatsarambelatsihy.
Fa ny adidy tokoa tsy an'olon-dratsy. Sady raha mbola Gasy i Soanja dia tsy afamiala amin'io, na hoe koa hoe raha mbola tiako ny vadiko dia tsy afamiala aho e.
26. sakaizakely
(
19/06/2006 19:40)
Fiffi,
Tsy voatery wa ! Afaka manao reconnaissance an'ilay zaza izy dia manana alalana aminy (exercice de droit parental). Les lois sont faits pour ça. Tsy afaka mitory azy le vhv am'zay pour abandon d'enfant ! Raha tsy te-ho voafatotra am tsy napa izy dia tokony mampiasa io droit io:{

Fiffi:
ka hoe bevohoka hono le sipa de tsy maintsy mivady koh!
27. soanja
(
20/06/2006 00:01)
sakaizakely:
Fiffi,
Tsy voatery wa ! Afaka manao reconnaissance an'ilay zaza izy dia manana alalana aminy (exercice de droit parental). Les lois sont faits pour ça. Tsy afaka mitory azy le vhv am'zay pour abandon d'enfant ! Raha tsy te-ho voafatotra am tsy napa izy dia tokony mampiasa io droit io:{
Fiffi:
ka hoe bevohoka hono le sipa de tsy maintsy mivady koh!
Misaotra betsaka anareo manome hevitra fa ilay zaodahiko indrindra no tena tiako roahina saingy matahotra ny vadiko fa hoe marary fo hono ny zandriny ka aleo aloha hilamina. Efa be dia be ny folaitra nataon'izy mitsam ary raha izaho irery dia efa lea no tsy tao intsony ireo saingy tsy mety manapakevitra ny vadiko dia miandry be mihitsy aho. Fa efa nicontacte avocat aho ka ary efa mijery ilay dossier izy izao.
Hadalany aloha ny azy raha hanambady an'ilay sipa sy izay fiarafarany any (marary mihitsy ato ny lohan'nyvadiko) ary tsy misy azo atao fa izy no te hisolantsolana hanala pataloha any ka alao izy ho any. Fa ny tena tsy ekeko dia ity olona manao adalana nefa mahazo ny zavatra tadiaviny ity no tsy ekeko hoe tsy maintsy manambady aho ka mila fanampiana ara-bola ary ilay olona hovadiako dia nanimba ny asanareo sy ilay olon atsy tianareo. Zany ve tsy hoe raiso daholo ny kihonareo fa izay no gado tsara omeko anareo rehetra na zoky na Ray amandreny. Tsy ekeko ny adidy eto saingy tsy afa miala aho.