Hafatra hafakely

1. xxx ( 19/06/2006 14:32)
Hafa kely ity hafatra ity fa mety hanampy be dia be anao ilay kilalao ao anatiny. Andramo ange e.

----

Ny hantagakaho animao dia izao fotisny. Aza manao izay retehra mazahatra anao eto amin'ny forum amin'ity hatafra iray ity.


1. Raha toa ka mipetraka no famakinao hafatra eto amin'ny forum dia mitsangana mamaky ity hafatra ity.
2. Raha zatra mpijery xxx ianao dia aza jerena hoe iza ity xxx ity
3. Raha zatra mpamaly avy hatrany ianao dia aza valiana avy hatrany
4. Raha zatra mpamaky fotsiny ianao dia valio indray
5. Raha zatra mpanitsy ianao (ho an'izay admin ato) dia aza ahitsy :-)
6. Raha zatra miverina malaky mijery izay valiny soratan'ny olona ianao dia aza miverina raha tsy elaela
7. Raha zatra mamaly indray mandeha fotsiny dia dila ianao dia mamalia dia miverena
8. Raha zatra manoratra fohy ianao dia manorata lavalava kokoa
9. Raha zatra mijery jereo eto ianao dia aza mandeha eto http://hery.serasera.org/index.php?rub=pages/page&page_id=p4496b307a3b2e
10. Raha zatra mijery hafatra eto amin'ny Hatsikana ianao dia http://forum.serasera.org/?rub=dinika/topic&topid=t3ead6698d828d


Tena mahatsara ny tsy manao ny zavatra TENA tiantsika atao indraindray :-)


Tsiky dia ampy.
2. diamondra27 ( 19/06/2006 15:18)
:P

le monde à l'envers 'ty zany an!:-D:-D:-D
3. pissoa ( 19/06/2006 16:03)
xxx:
1. Raha toa ka mipetraka no famakinao hafatra eto amin'ny forum dia mitsangana mamaky ity hafatra ity.
Hihihi, nolazain'ny colleague-ko fa mivika zah :cry::cry::-D
4. diamondra27 ( 19/06/2006 17:52)
hihihi:-D
efa oe: le monde à l'envers hono kou pissoa kou, de tsy naazavainjy ve ny antony?
5. zoklbfkfk ( 20/06/2006 07:02)
raha izany ange no izy andeha soloiko ny ps ko kléanona :kfkfblkoz :-D io ry pissoa ianaro ny famaky azy ê!=)) =)) =))
6. mandrindra ( 20/06/2006 07:58)
i xxx kosa mbola nanao ny zavatra fanaony ihany, mbola nosoniaviny hoe :D dia ampy
7. MTN ( 20/06/2006 08:14)
[center][size=30px]:/ efa mahazatra izao sa tsia, ilay manoratra lava be kosa tsy poins kle. Raha zatra manasa tanana ianao vao mikaly, dia mikalia aloha vao manasa tanana. Misy gravy kokoa kay[/size][/center]
8. MTN ( 20/06/2006 08:16)
in the toilet
9. pissoa ( 20/06/2006 08:59)
diams:
efa oe: le monde à l'envers hono kou pissoa kou, de tsy naazavainjy ve ny antony?

Raha zatra manazava amin'ny teny Anglisy ianao, dia azavao amin'ny teny Gasy :roll: Nefa le olona tsy miteny gasy :-D:-D:-D

zoklbfkfk:

raha izany ange no izy andeha soloiko ny ps ko kléanona :kfkfblkoz :-D io ry pissoa ianaro ny famaky azy ê!=)) =)) =))
Raha zatra mianatra mamaky ny ps-n'i zokilahy ianao, dia aza mianatra mamaky eto amin'ity hafatra ity :-D:-D:-D
10. Silo ( 20/06/2006 09:27)
tsy azoko 8O8O8O8O
11. Mifenty ( 20/06/2006 11:12)


ra zatra mi kaks enao vao mifitra de mifira klou vao mi kaks hihihihi

12. bebe ( 20/06/2006 12:09)
koa maninona moa zany raha miborosy nify vao mihinana, fa lay any am-pandriana mety tsara ka! :-$:-D
13. diamondra27 ( 20/06/2006 12:24)
:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:

=))=))=))=))=))=))=))=))=))
14. majesty ( 21/06/2006 02:45)
Bold text dia sanatria ve raha zatra niaraka tamin'ny sipa ny bandy dia hanjary hiaraka amin'ny bandy toa azy koa,dia toy izany koa ny sipa beurk :twisted::?::^)
15. sasa ( 21/06/2006 04:00)
Mifenty =))=))=))
ho anareo mpivady rehetra izay zatra mifampitodika amin'ny alina d mba mifanome lamosina indray aloha:-D:-D:-D
16. mamzelkely ( 21/06/2006 12:33)
Mifenty :-w:-w =))=))=))

za ts de haiko lôtrany fahazarako ts mamaly angamba :°)
17. Mifenty ( 21/06/2006 12:38)


majesty ary itako no mitobaka mits izy ty le hihihi
18. mamzelkely ( 21/06/2006 13:02)
hay mo za ts tokony hamaly 8)
19. Mifenty ( 21/06/2006 13:05)


valio k
20. mamzelkely ( 21/06/2006 13:11)
de inn le valina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0741