Hafatra hafakely

21. dadabe ( 21/06/2006 13:16)
:°):°):°)
22. mamzelkely ( 21/06/2006 13:19)
hay kay ty smiley ty ts fampiasako de apesaiko zany :*:*:*:* :°)
23. pissoa ( 21/06/2006 13:53)
majesty:
Bold text dia sanatria ve raha zatra niaraka tamin'ny sipa ny bandy dia hanjary hiaraka amin'ny bandy toa azy koa,dia toy izany koa ny sipa beurk :twisted::?::^)
An3 ka, raha niaraka tamin'ny sipa ny bandy, dia lasa miaraka amin'ny bandy ny sipa ka :-*:-D:-D:-D
24. lapino ( 21/06/2006 14:09)
Raha tsy zatra manoratra teny ratsy izany, dia eto no fanoratana azy :)
Sady izay tsy hahitsin'ny mpandrindra (raha misy mpandridra tsy zatra manitsy angah :wink:)
... saingy tsy tonga ilay inspiraka kle! :-D:-D:-D
25. cutie ( 21/06/2006 14:22)
:-D:-D:-D:-D:-D
26. sasa ( 22/06/2006 04:40)
(l)(l)(l)(l)(l)(l) io no tsy mbola fampiasako
ho anareo izay zatra miantsena am atoandro d mba amin'ny alina indray miantsena e! fa le mpivarotra koa mantsy amzay amin'ny alina vao mivarotra :-D=))=))=))=))=))=))(otrany mety ho an'i kofa io)
27. pissoa ( 22/06/2006 04:50)
lapino:

Raha tsy zatra manoratra teny ratsy izany, dia eto no fanoratana azy :)
Sady izay tsy hahitsin'ny mpandrindra (raha misy mpandridra tsy zatra manitsy angah :wink:)
... saingy tsy tonga ilay inspiraka kle! :-D:-D:-D

Hihihi, ka ianao anie zatra manoratra teny ratsy e ... donk tsy mahazo manoratra teny ratsy eto na tonga aza ilay inspiraka :wink:
lapino tany @ le we homo:

Marina aky ny an-dry a! Tsy rehefa malala-tsaina (na misoka-tsaina) akory dia hoe mety ny malala-body!
:-D:-D:-D
28. mamzelkely ( 22/06/2006 05:11)
lapino:

Raha tsy zatra manoratra teny ratsy izany, dia eto no fanoratana azy :)

... saingy tsy tonga ilay inspiraka kle! :-D:-D:-D



:-D:-D:-Die marina tokotrany zany saingy we ts sahy ko sô de ts bedin mpandrindra fa bedin iza re eee :roll::-D:-D:-D
29. majakely ( 22/06/2006 06:00)
=))=))
30. mamzelkely ( 22/06/2006 11:19)
donc si zeu veu parler francé zeu peu:lol:
and if I want to speak english I can :-D:-D
31. sasa ( 23/06/2006 03:24)
aleo isika rehetra mba tsy misakafo kely daholo indray aloha androany =))=))=))=))
32. mandrindra ( 23/06/2006 08:34)
sasa, dia izay zatra tsy mikaly zany mba omeo kaly
33. xxx ( 23/06/2006 10:56)
zaho zao tsy zatra nanao xxx dia mba hanandrana

mamafara
34. lapino ( 23/06/2006 15:03)
pissoa, le aiza amin'io no teny ratsy eo e? :wink:

mamzelkely, eo fa tsy bedin'iza n'iza ka! mba miteny hafakely! :wink:

mamzelkely:
donc si zeu veu parler francé zeu peu:lol:
and if I want to speak english I can :-D:-D
jnidu poernigac hundoinez ecqoezuhdso inedpsoen bikfeçiön :wink::-D:-D:-D:-D
35. hertix ( 24/06/2006 04:17)
à monde le envers l'est!!! De aiza kosa izany ny hoe raha lehilahy zatra nitia vehivavy enao de ho lasa lehilahy tia lehilahy ve?!! De raha zatra nampiditra siligany vao pataloha de hoavadika hoe pataloha vao sligany??!! De rah vehivavy foana no nisy cycle menstruel de ho lasa lehilahy indray ve??8O:? De aiza ny issue de secours @ lehilahy @zany??!!=))=))=))=))
36. MTN ( 26/06/2006 12:15)
raha zatra mijery formule un ianao dia amidio indray ny piano
37. pissoa ( 26/06/2006 15:17)
lapino:
pissoa, le aiza amin'io no teny ratsy eo e?:wink:
Hihihi, tsy tadidiko tsony :roll::-D:-D:-D
38. sasa ( 27/06/2006 04:04)
:-D:-D:-D:-D:-D
39. mamzelkely ( 27/06/2006 05:00)
lapino:

jnidu poernigac hundoinez ecqoezuhdso inedpsoen bikfeçiön :wink::-D:-D:-D:-D


inn n dikan'io ry lapino :roll: sô de io le teny ratsy :°):-D:-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0811