zany hono dia alefa mody any dago

1. bonaventure ( 21/06/2006 11:40)
kozy mba henoko teny @ sisiny,fa hoe alefand-Ravalomanana mody daholo ireo gasy any andafy tsy manana fahazahoandalana mipetraka any ivelany marina ve izany
novalian'i prime ny 25/08/2006 13:24
2. xxx ( 21/06/2006 11:54)
:roll:slt
izany koa aloha no henoko fa tsy fantatro na marina na tsia de tout façon sarkozy koa etsy efa manao ny ataony
3. hery ( 21/06/2006 11:58)
Euh... izany hoe ho any andafy i Ravalo?

Tokony i Ratsiraka aloha no asainy mody voalohany :-)
4. Fiffi ( 21/06/2006 12:06)
hery:
Tokony i Ratsiraka aloha no asainy mody voalohany :-)
izay indrindra !!:)


5. xxx ( 21/06/2006 12:13)
:roll:sarotra be izany ratriraka olona manana nationalite frantsay tsy vitan'i ravalo izany
6. caloh ( 21/06/2006 12:18)
resaka fotsiny no bobaka e! miteny frantsay aza tsy hain-dra8. Ny Amerikanina no akaiky azy ko tsy zay any Amerika no asainy mody odoy e !!!!!
7. Fanja1 ( 21/06/2006 12:44)
de mody zany kou.. raha etohany ny frais :)
8. Fiffi ( 21/06/2006 14:05)
caloh: tsy mahay miteny frantsay ahoana ?
9. cutie ( 21/06/2006 14:49)
fa manin no hody nefany :roll::roll::roll:
10. scorpion ( 21/06/2006 15:02)
'zay indray ny gasy sy ny honohono.alefany mody amin'ny ahoana aza :-D, fa manam-pahefana any andafy angaha hono izy? sao dia mba hoe fiantsoana na fangatahana e, raha izay dia mba mety inoako ihany.
11. FABIOJAX ( 21/06/2006 15:29)
Alefaso mody rangaty rehefa bebe ny azo t@ minoa fotsiny ihany a!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. cutie ( 21/06/2006 15:34)
Mpandefa : scorpion [ Valio ] 21-06-2006 20:02:30
Lohateny : Re : zany hono dia alefa mody any dago
'zay indray ny gasy sy ny honohono.alefany mody amin'ny ahoana aza , fa manam-pahefana any andafy angaha hono izy? sao dia mba hoe fiantsoana na fangatahana e, raha izay dia mba mety inoako ihany.
:-D:-D:-D:-D
13. fijo ( 21/06/2006 19:39)
aza dia zatra mitsao ry zareo an.ravalo ve dia hoafaka hanery an'iza aty hody????mba dinio le resaka fa tsssss
14. tsanga ( 22/06/2006 03:49)
tsara rehefa te hiresaka zay de misy mamaly sy miasa saina be le gasy resaka teny @ sisiny de mampiasa saina loha
15. Fiffi ( 22/06/2006 04:04)
fijo:
aza dia zatra mitsao ry zareo an.ravalo ve dia hoafaka hanery an'iza aty hody????mba dinio le resaka fa tsssss
fijo: f'ita ha eh !!! fa le tsaho aloha de tena...


16. xxx ( 22/06/2006 04:45)
Sao dia tsy ravalo no mampody anareo fa voaroaka ny lalanan'i Sarkozy dia atolaka any amin-dravalo foana. Ny tsy manana taratasy ara-dalana kosa ve tsy rariny raha voatsoaka e ! Amboary ny taratasy aloha ataovy en règle ny tena fa tsy misy mandroaka izay en règle e ! Mazava ve izany !
17. xxx ( 22/06/2006 05:54)
Dia mino ve ianao fa tsy ravalo no manao izany ?Tadidio fa na ianao manana taratasy io aza no tonga any dago any ,tsy ny taratasinao maha-vazaha anao no ho takiany aminao fa tena ny antony hijanonanao aty ivelany ,ny taratasin'ny trano izay misoratra aminao ,ny faktioran'ny edf izay misoratra aminao ,ny fidiram-bolanao ,ary tsy ireo ihany fa izay mety azo atao rehetra ny hampijanonana anao raha mamangy ny havanao (aleo atao izay no fiteny azy satria matetika ireo gasy tonga any dago dia miseho ho bob daholo dia lasa ...:-w:-w:-@:-@:-@:-w) ianao mandritra ny iray volana ohatra .Misy raha ao ry zandry matoa efa misy siosio toy io ny resaka gasy aty an-dafy .Dikany tokony hifanaran-tsaina isika gasy aty an-dafy na ny manana taratasy na ny tsy manana ,fa lasa fahafambaraka ho an'ny firenena ny tsy firaisantsika hina .
18. mandrindra ( 22/06/2006 06:19)
izany no tena hoe minoa fotsiny ihany fa aza mieritreritra
19. fijo ( 22/06/2006 18:32)
na manana taratasy izy na tsia ,tsy probleman'ny hafa izany fa azy irery,ka avelao izy hilamina,fa tsy izay no hanakorontanana azy.
20. LazaRandri ( 23/06/2006 00:53)
kozy mba foroniko eto @ sisiny hoe mahazo mandeha "hiking" any Penang ny namana rehetra, amin'ny 30 Juin no manainga. Iantohana ny saran-dalana sy trano (iantohan'izay mandeha) hahaha!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2249