zany hono dia alefa mody any dago

21. cutie ( 23/06/2006 19:02)
:-D:-D:-D:-D:-D
22. bilakarenjy ( 28/06/2006 12:18)
ny alefa mody aloha ,toa tsy mino izany za , fa ny tonga any dia rehefa miverina no tena olana ,satria toa sarotsarotra ny mivoaka any fa mitaky taratasy maromaro ihany ry zareo ,ka sao dia izay ilay resaka mandeha satria nisy namanay izay tafahitsoka 3 volana tany dago,fa nisy tsy neken'ny tany ny taratasy nentiny ary nisy noforonina mihitsy aza ny sasany ,ka mailomailo ihany rehefa mankany an-tanana e!.Cause vraie io lazaiko io a!.
23. fijo ( 29/06/2006 20:23)
izay aloha e,ny fiverenana aty no gravy raha lasa any.
24. barry ( 30/06/2006 11:22)
tena marina mihitsy io teninn'ibilakarenjy io fa raha misy nandeha nanao vacances teo d'efa nisy tsy tafaverina intsony satria nisy tsy nazavazava ny aminy ka tandremo ihany
25. fijo ( 30/06/2006 18:33)
fa ngaha raha manao vocansy any,mbola mila mandalo ambasady rehefa miverina?,,
26. Mamakely ( 23/07/2006 02:12)
ilay systeme any dago mints no manome vahana ny vahiny hampodiana ny gasy
misy firenena afrikana iray tsy tsaroako hoe iza fa ireny firenena mandefa direct avion special ireny mihitsy no fafany, tonga de eo @ aeroport ihany dia ataony raoka alika hoe ento miverina ny "zaoridiranareo", ary mandoa lamandy izao (volabe)hianareo manitsaka ny territoire-nay .... fa tsy sahy mamerina intsony ireo firenena ka any @ tany afrikana hafa no alefany dia manao aller-retour eo fa raisiny ihany ny farany
ka ny tiako lazaina, ilay systeme any dago no tsara jerena. Ampodiana ny aty, tazonina ny mamangy any, hanao inona anefa, ny toe-karena sy niveau de vie any aza efa horera be!
Io miseho mamy hoditra @ firenena hafa io ihany ka mitaingim-bozona daholo ny firenena rehetra.
Hafatra: Soa ho an'ny vahoaka malagasy jerena ry manam-pahefana isany a, na ny any an-tanindrazana na ny mitady ravin'ahitra aty!
27. fijo ( 09/08/2006 20:21)
marina mihintsy.isika malefaka loatra,ka hararaotin'ny sasany
28. prime ( 25/08/2006 13:24)
:lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.5505