Zato taona mahery velomina amin'ny tsakarano
1. Fanja1
(
21/06/2006 13:51)
tsy haiko na eto fa de eto aloha no asiko azy!http://www.hebdomada.com/index.php?p=display&id=348
:(:(:snif::snif::snif::snif:
:(:(:snif::snif::snif::snif:
novalian'i prime ny 29/06/2006 12:15
4. Fiffi
(
21/06/2006 14:14)
fa inona akia ry Fanja le "milomano ao anatin'ny sangondim-piainana" ? heu...andraso aloha haveriko vakiana indray.
5. Fiffi
(
21/06/2006 14:41)
:( mampalahelo be le tantara fa tena nahatratra zato taona le ramatoa ! tena mahavariana be an!
8. Herimiafina
(
21/06/2006 16:30)
Ahumm ahummm :-w
Mahaliana! Mampalahelo tokoa ve? Sa azo atao hoe fahasoavana be?
tsy izaho ivelany angamba no andeha hitsara fa izy ao anatiny no mahita na misy fijaliana tokoa na tsia ao amin'ízy ireo.
Raha afaka norefesina mantsy ny tebiteby, ny fijaliana dia maro ihany ny olona mijaly, maty tanora nefa mpanefoefo ara-bola avokoa.

10. pissoa
(
21/06/2006 18:43)
Tena tsara hovakian'ny olona kivikivy io.
Dia ny olona manao ariary zato am-pandriana.
Dia ny olona manao ariary zato am-pandriana.
12. prime
(
22/06/2006 06:24)
Herimiafina:Izaho koa mahita ilay izy @ endrika fahasovana satria vitsy tokoa no tonga
Mahaliana! Mampalahelo tokoa ve? Sa azo atao hoe fahasoavana be?
13. prime
(
22/06/2006 06:30)
Miala tsiny fa tapaka tompoko ô!
Fahasoavana no fahitako azy satria vitsy no tonga 100 taona izany... Ny ankizy no hitako mitaraina indraindray fa izy tenany tena am-pifaliana mihitsy ny fiainany indrindra moa miatrika ireto zafy be dia be...:wink:

17. rabaradaka
(
23/06/2006 05:48)
Fanja inona ny lesona azo tsoahina amin'ilay tantara ? Maherifo ny malagasy ary tsy milofika amin'ny hamafin'ny fiainana.
Misaotra
Misaotra