Zato taona mahery velomina amin'ny tsakarano

21. prime ( 23/06/2006 11:52)
22. Fiffi ( 23/06/2006 11:53)
23. vale ( 25/06/2006 10:56)
raha ho ela velona hijalijaly izany kosa aloha "amiko" , dia aleoko maty mialoha eh!!

pissoa: fa maninona ry zareo no hataondry hoe manao ariary zato am-pandriana:idea:? ko raha mba tsy nadiha fianarana ary izy dia ahoana? ary matoa rabebe io efa zatra hoe mihanta toy izany dia efa nihainany ilay izy izany koh!?, ny antitra koa nge mody zaza e, tsy mahalala tsy misy ohatry ny zaza kely!:°), fa ny ahy ny tena mampalahelo anah ilay zaza notezainy manjary mizaka an'izao olana rehetra izao, no sady voambàka avy etsy avy eroa nefa mba miezaka mihoitra ihany @ fiainana,mmmmmmhhh!!
24. vale ( 25/06/2006 10:58)
rabaradaka:

Fanja inona ny lesona azo tsoahina amin'ilay tantara ? Maherifo ny malagasy ary tsy milofika amin'ny hamafin'ny fiainana.
Misaotra
dia izay koa aloha ny fijeriko an'io tantara iray io eh:)!!


25. vale ( 25/06/2006 11:02)
Herimiafina:

Ahumm ahummm :-w
Mahaliana! Mampalahelo tokoa ve? Sa azo atao hoe fahasoavana be?
tsy izaho ivelany angamba no andeha hitsara fa izy ao anatiny no mahita na misy fijaliana tokoa na tsia ao amin'ízy ireo.

Raha afaka norefesina mantsy ny tebiteby, ny fijaliana dia maro ihany ny olona mijaly, maty tanora nefa mpanefoefo ara-bola avokoa.
HM/ ka mba jereo kosa ange ny manjo an'ilay rabebe i eh! tsy mahita intsony,sns, dia vakio tsara nge fa misy hoe mitady ny ho faty izy eh!:)


26. prime ( 28/06/2006 11:53)
Misy an'izany mitady ho faty izany v? tena tsy hitako indray izany... :lol:
27. vale ( 28/06/2006 16:48)
k'hita! te ho faty izany eh:-D:-D
28. MTN ( 28/06/2006 17:35)
vale: tsy tia ho faty izany izy fa fomban'ny olona antitra no miteny "rehefa tsy tianareo aho dia vonoy ho faty", mihanta

vale: tsy ry zareo no ataon'i pissoa hoe manao ariary zato am-pandriana

ahoana koa moa ny mbola hanambadian-dRafilao rehefa maty bebe, olona efa 80 taona?. Ohatra ny mampihomehy ilay famaranana.
29. MTN ( 28/06/2006 17:37)
oups, adinoko fa tsy ampy ilay lohateny: velomina amin'ny tsaka rano sy hofantrano
30. prime ( 29/06/2006 09:56)
MTN> Misaotra @ précision...:)
vale> tsy te ho faty izany izy e!!!:-D:-D
31. miangalyandria ( 29/06/2006 11:06)
Tena mahery fo ry reto lay olona a ! ny tiako koa dia olona tsy ingrats mihitsy na ilay Raflao na ny ankizy ambiny, tsy misy tena zanak'i Bebe anie izany izy rehetra e ! Mendri-panajana !!!
32. prime ( 29/06/2006 12:15)
izay no mahatonga ahy miteny ary aloha ary hoe "fahasoavana" lehibe izany... :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2356