marozevo: Tany Roma aho dia nahita Mopera mandalina fianarana momba ny Islam... Fa tsy hamadika sy tsy hamitaka mihitsy izy, fa misy tanjona hafa tratrariny ao.
ny azoko lazaina angamba de ny hoe:izahay slamo dia mino ny mpaminany rehetra izay nandalo teto.fa nefa kosa i mohamad no nitondra an'lay kor'an masina ka izany no mahatonga anay manaraka azi.ary ny ivavahanay dia tsy misy ankoatran'i tompo ALLAH irery ihany satria izy irery ihany no tompo lay nahary.