Ny Quaran na Koran - Ilay Mpaminany

41. prime ( 28/06/2006 07:42)
vale> :-D
marozevo:
Tany Roma aho dia nahita Mopera mandalina fianarana momba ny Islam... Fa tsy hamadika sy tsy hamitaka mihitsy izy, fa misy tanjona hafa tratrariny ao.
=D
42. marozevo ( 28/06/2006 21:11)
Tsy azoko ny tian'i prime holazaina eto koo le !!..
43. andrianasolosudickhassan ( 30/09/2015 10:41)
ka mba lazao koa ary zai mba fantatrao fa aza faly ny miteny ny an'sasany fotsiny e.
44. andrianasolosudickhassan ( 02/10/2015 06:33)
ny azoko lazaina angamba de ny hoe:izahay slamo dia mino ny mpaminany rehetra izay nandalo teto.fa nefa kosa i mohamad no nitondra an'lay kor'an masina ka izany no mahatonga anay manaraka azi.ary ny ivavahanay dia tsy misy ankoatran'i tompo ALLAH irery ihany satria izy irery ihany no tompo lay nahary.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1833