Ny Quaran na Koran - Ilay Mpaminany

21. xxx ( 26/06/2006 09:15)
vale:
zaho mbola TSY NAHITA OLONA NAHAVITA NAMPIHATRA AN'IO aloha

satri raisinao ara-bakiteny ny heviny :) fa tsy oe tiavo ny favalo de mivavaha oany ze manenjika
vale:
ianao ngamba efa nahita,hih
!!!!!
- ozy i Jesosy nivavaka, Ray o, mamela ny helony fa
tsy fatany ze ataony. io ny oatra voloany.
- oatra maro be reny maritiora reny nivavaka oany ze nanenjika azy :wink:

22. xxx ( 26/06/2006 09:34)
ALLAH IS GREAT
23. xxx ( 26/06/2006 09:57)
xxx:

ALLAH IS GREAT

ka maninna tsy vonjenareo ny silamo mijaly any indonésie @ horohoron-tany, tondra-drano, volcan, fièvre aphteuse, sns...fa Kristianina dolidoly no manampy an-dry zareo? 8O Mba mieritrereta fa tsy vidiana lafo be akory ny misaina :-D:-D
24. xxx ( 26/06/2006 10:00)
xxx:
ALLAH IS GREAT
a great terrorist? :-D:-D:-D:-D:-D


25. xxx ( 26/06/2006 10:46)
ho an'i xxx
http://www.eglisedemaison.be/wrapper/index.php?file_wrap=rescape_de_l_enfer.htm

vakio raha mana potoana 50 pages ilay izy a
26. xxx ( 26/06/2006 10:56)
xxx:

ho an'i xxx http://www.eglisedemaison.be/wrapper/index.php?file_wrap=rescape_de_l_enfer.htm vakio raha mana potoana 50 pages ilay izy a
ataoko inona secte fa ra reny no mety partenaire an'i islam de alaivo oanareo :-D:-D:-D:-D


27. marozevo ( 26/06/2006 15:25)
En 1978, nous assistâmes à une grande réunion dans le monde invisible, pour élire un successeur au Pape Paul VI. Ceci fut fait, et nous votâmes pour Jean-Paul 1r. Lors de son intronisation, celui-ci reçut la mission de modifier la Bible, en enlevant les passages suivants :
1 Corinthiens 6 : 6-16, 2 Corinthiens 6 : 14-17, et le Livre de l’Apocalypse tout entier. En outre, il devait travailler à former une unité avec tous.
les païens, les missionnaires et les pasteurs, et les chrétiens de toutes les confessions religieuses, pour mieux combattre Celui qu’ils appelaient « LE GRAND ». C’est ce mouvement d’unité que l’on appelle aussi « oecuménisme ». Le Pape Jean-Paul 1r n’accepta pas facilement la correction de la Bible. C’est ainsi que Lucifer le jugea incompétent et l’élimina de la terre des vivants. Le monde eut beaucoup de prétextes pour justifier sa mort. Son successeur Jean-Paul II, ayant accepté la mission, fut intronisé et nanti de grands pouvoirs.


nalaiko tao anatin'ilay "nojerena teto" io. Io dia lainga miharihary....
Iza no sahy mijoro ho vavolombelona fa nahazo iraka hanafoana andininy ao amin'ny baiboly i Jean Paul I.

Iza no afaka manaporofo fa i Lucifer no namono ny papa Jean Paul I.

Santionany ihany io notsoahiko io, fa ny tiako hambara dia izao fotsiny. Tandremo ihany fa tsy izay afaka manokatra site akory dia milaza ny marina daholo... Indraindray aza indrisy, dia misy site misokatra mba hamafazana lainga bebe kokoa. Tandremo anefa fa tsy miteny aho hoe ny site rehetra dia lainga daholo anh... Fantatro manko fa ho araraotin-dry xxx1 sy ry Sareraka indray io izao....
28. vale ( 26/06/2006 16:23)
xxx 3: ok, mazava, ka ixxx nge tsy nanazava tsara fa tonga dia hoe ftsn "tsy azon'ny olona mitovy @nao sns ,sns,,," hummm!!
29. soanja ( 26/06/2006 18:28)
xxx:

marozevo, ito zao ohatra iray tsy mety tenenin'i soanja miitsy nefa fatatsika fa voasoratra ao amin'ny bokiny;

:twisted:5,51 O vous qui croyez ! Ne prenez point pour amis les juifs et les Chrétiens, ils ne sont amis que les uns envers les autres:twisted:


Tsy hovoadikako eto daholo ny treny lazain'i Quran fa rehefa misy hitan'i xxx tokony holazaina eto dia alefaso eto hifampizarana ka.

Marina izany, tena halan'i Silamo ny jiosy ny Kristianina satria tsy manaiky ny Islam nefa aminy io no finoana tokony hanjaka eto ambonin'ny tany araka ny fionana nomena azy sy nasesika taminy.
Anjaranao kosa ny hitia na hankahala azy amin'ny maha Kristianina na hafa anao. Ka iza no safidinao izany? Zah mantsy hitia azy na tsy tiany aza aho ary hivavaka ho azy.


30. vale ( 26/06/2006 19:47)
xxx: ngah tsy hanao mritiora?:-D:-D
31. marozevo ( 26/06/2006 21:38)
Ahoana tokoa moa izany no tokony ho positiontsika Kristianina manoloana ny Silamo ?
- hankahala !.. mandika ilay hoe "Tiavo ny fahavalonareo...".
- hijanona amin'izao !.. toa ohatran'ny manaiky resy sy mandefitra be fahatany.

Amiko dia tsotra anefa no tokony ho valiny : "Tsarao amin'ny vokany ny hazo... fa ny hazo tsara tsy mamoa voa ratsy".
32. xxx ( 26/06/2006 22:20)
soanja:
Anjaranao kosa ny hitia na hankahala azy amin'ny maha Kristianina na hafa anao
anjara aona fa baiko be io tsy misy safidy ne prenez point pour amis les juifs et les Chrétiens. Ary ra manda an'io baiko io dia avy hatrany dia tapa-doha!!! de aza modina fanina fa avy atrany de ny aina no manefa ze mitady iala @ maha silamo azy. tsy ny silamo ankehitriny no namorona an'izany fa vakio io koran tohananao io. :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
mbola misy fantatray miotranizany ozy marozevo zay na de afeninao aza!!! :evil:

vale,
ny maritiora mamoy ny ainy amonjena ny hafa
ny silamo mamono ny ainy hahavery azy sy ny hafa :-D:-D:-D:-D
33. soanja ( 26/06/2006 22:47)
xxx:

[quote=soanja]Anjaranao kosa ny hitia na hankahala azy amin'ny maha Kristianina na hafa anao
anjara aona fa baiko be io tsy misy safidy ne prenez point pour amis les juifs et les Chrétiens. Ary ra manda an'io baiko io dia avy hatrany dia tapa-doha!!! de aza modina fanina fa avy atrany de ny aina no manefa ze mitady iala @ maha silamo azy. tsy ny silamo ankehitriny no namorona an'izany fa vakio io koran tohananao io. :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
mbola misy fantatray miotranizany ozy marozevo zay na de afeninao aza!!! :evil:

Tsy mbola tenaazoko ilay fomba fieritreretanao ry xxx fa mila mandalina tsara aho dia miala tsiny raha diso be.

Isika anie ka tsy handray azy ho namana ka hoe hirodorodo hitakosona aminy e. Satria fantarao fa raha any Middle East ianao dia vita ny aminao raha manao izany satria efa izay mihitsy ny finoany ary ao anaty Quaran, ny hevitrao no tohanako eto hoe izay olona tsy manaraka ny finoany dia tsy mpino aminy ary any aminy na iroe olona ireo tokony handoa tax ny fivavahana izay horesahiko ary aoriana na ampiharina ny Jihad.
Ka iza izany no mibaiko eto? mifangaro be izy ity fa izah mibaiko ny foko, ianao mibaiko ny fonao ary ry zareo baikon'ny finoany. Nefa izaho sy ianao fahitako azy mitovy finoana sa diso? Ny ahy tiavo ny daholo ny rehetra na ny fahavalonao aza. Izany hoe raha misy silamo manantona dia ho raisiko raha maty hovonoiny aho dia hofaty izany fa hiady aloha alohan'izay hiaro tena na dia ny finoako aza no hamonoany ahy.
Teneniko anao fa teny ambony avion ho any Dago dia nisy tovolahy Libianina niara nipetraka tamiko. Niresaka be izahay sady natorotoroko azy i Mcar sns Nanontaniany ny finoako dia nomeko azy hoe Kristianina aho. Dia niezaka nanazava be ny Isalm tamiko teo izy dia niezaka nanazava ny Kristianina taminy teo aho dia nihomehy izahay ny farany. Nony nahita ny passport-ko izy dia tezitra be tampoka hoe "Azoko darohana baomba ity roplanina ity na hahafaty anao irery aza" Dia hoy aho hoe "dia maty aho izany aho raha izay no ataonao. Sady nitsiky taminy aho. Tsy niresaka intsony izahay nony teo fa miandry izay hapoakany aho. Tonga tany Mada soamatsara izahay ary natorotoroko ny rehetra momba ny Mada izy alohan'ny isarahanay. Nisaotra ahy izy dia lasa aho.


34. xxx ( 26/06/2006 22:57)
soanja:
Nefa izaho sy ianao fahitako azy mitovy finoana sa diso?
DISO!
za kristianina ary tsy hiaro sy tsy hampianatra ny finoana andriamani-kafa hafa ankoatran'ilay Rain'i Jesosy.
ianao mody mitonona ho kristianina nefa mitady hamitaka olona hivadika silamo :!:
35. dadabe ( 27/06/2006 06:58)
fa misy le xxx ato e???:roll: misy xxx manohana dia misy xxx mikontr de tsy hay tsony le :roll:
36. booboo ( 27/06/2006 07:14)
xxx farany io > fa traumatisé-n'ny islam angaha enao no hatreto hatrany @ sujet hafa dia Soanja sy zao Muhammed tsy matinao lolo zao fôna no asianao ? hihihihihihihi
37. prime ( 27/06/2006 09:42)
:miam:
38. vale ( 27/06/2006 12:43)
:-D:-D
39. marozevo ( 27/06/2006 21:01)
Soanja ah.. tohizo ny fanazavanao fa tsy i xxx irery akory no andanianao andro eto rehefa tsy miezaka hahazo izay tianao hahatongavana izy.

Tany Roma aho dia nahita Mopera mandalina fianarana momba ny Islam... Fa tsy hamadika sy tsy hamitaka mihitsy izy, fa misy tanjona hafa tratrariny ao. Heveriko fa mitovy tanjona amin'ireo Mopera hitako tany Roma ireo i Soanja.
40. soanja ( 27/06/2006 22:16)
marozevo:

Soanja ah.. tohizo ny fanazavanao fa tsy i xxx irery akory no andanianao andro eto rehefa tsy miezaka hahazo izay tianao hahatongavana izy.

Tany Roma aho dia nahita Mopera mandalina fianarana momba ny Islam... Fa tsy hamadika sy tsy hamitaka mihitsy izy, fa misy tanjona hafa tratrariny ao. Heveriko fa mitovy tanjona amin'ireo Mopera hitako tany Roma ireo i Soanja.


Misaotra betsaka Marovezo a. Rahampitso aho manohy indray. Mandrapaha am-pitiavana hatrany ho an'ny rehetra.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1634